St Valentin.
41. ikaretsaka
(
08/02/2005 21:41)
ny ahy nytadidiko de ny saint valentin anay tara 11 andro eo ho eo vao ankalazaina ...
44. fijo
(
09/02/2005 05:31)
kay raha mba tsy lavitra letsy aho ra tenio mety nilay izany le.aleoko koa misotro toa izay ....an.
ny raozy 15euros ny toaka milay koa 14 euros ka tsy aleo ve hividianan toaka le.rehefa ao tsara vao mamonjy sipa sao mbola mahazo zavatra hafa koa.
ny raozy 15euros ny toaka milay koa 14 euros ka tsy aleo ve hividianan toaka le.rehefa ao tsara vao mamonjy sipa sao mbola mahazo zavatra hafa koa.
46. kinaoly
(
09/02/2005 11:43)
fijo> sipa tsetsin'orona ngamba no ahazonlà zavatsa amzany klé, :twisted: -raha le kdô ao antsaikou le omeny =))
47. poupounesana
(
09/02/2005 12:45)
aleo rangah refa vita sy saintvalentin vo mitantara eto d @zay frais tsara eh!
49. ikaretsaka
(
09/02/2005 15:39)
tanjemo fotsiny ary hoe katsy be any nareo mitsam de dodo any an0tantatra any de ny pave mibotsibotsina no lazaina fa nonona sipa!
51. Tenio
(
09/02/2005 16:35)
Elà less ry ikaretsaka de maniry loza ho an'ny bandy.
Ny tsy fisian'ny sipa anie no isotsona an'le tôka e!!
Ny tsy fisian'ny sipa anie no isotsona an'le tôka e!!
52. poupounesana
(
09/02/2005 16:58)
fa mbola misy andro vitsy2 anie rytenio itadiavana sipa eh! milamina kokoa ny saiko hoe miarak@ sipa enao toy izay misotso b any d any anaty tatatsa! :lol: :lol:
53. pitchou
(
09/02/2005 18:21)
d ahoana moa izany ry tenio raha le efa dozidozy iny no iny eny mandalo le sipa?
54. vegas
(
09/02/2005 18:28)
poupounesana> hitady sipa ao anatin'ny 5 andro ve? mampieritreritra zany sipa ho zaka amin'izany.
Mety hiakatra ve ry zalà ny tarif amin'ny st valentin? :-P :-P :-P
Mety hiakatra ve ry zalà ny tarif amin'ny st valentin? :-P :-P :-P
55. fijo
(
09/02/2005 21:46)
kinaoly ka hoy le hira anie hoe enao katrikatry iny ...ampi..ko foana ianao e.
56. ikaretsaka
(
09/02/2005 21:59)
sipa fasile be .. raha tsy heo sosy be ialahy de miodina any tsaralalana no zakan@ zany 5 anjo znay le
57. kinaoly
(
10/02/2005 10:30)
fijo> elà nga efa ni-appliquer an'iny hira iny lety ?, tô ôtsan'ny mampiesona vahôka iy manko fa le sipa mitsôka vô maheno anle fofombava hafakely =))
raha tsy we angaha we sôsy be elà araky ny kozin'i ika- bony sansy fona less klou a :roll:
raha tsy we angaha we sôsy be elà araky ny kozin'i ika- bony sansy fona less klou a :roll:
59. ikaretsaka
(
10/02/2005 15:30)
fa za mo mpamaky stat stat ity
fa lasa lamaody indray hono izao ny heo raha misy bandy mahatara ilay sipa nefa ilay bandy tsy miraika de bobohan'ilay sipa toaka ilay bandy ho katry dia raikitra any ny boum boum crac crac an de avy eo le sipa bikina de anaovan'ilay kala santazy
fa io fomba io hono avy any @ 11% no nianika any @ 43% tato anatin'ny 5 taona!
8O hitako t@ na boky momba ny fitsarana sy ny devorsa sy ny droit an'ny ankizy io!
ka hipasy kaonsily aty hono izao ilay resaka atsy ambadika (jereo forum hoe bikina hono le joba) hoe tsy voatery hivady ny olona raha tsy mpifankatia fa mi reconaitre kosa ilay zanany ny rainy!