Isika Vhv

61. yonikafopl ( 04/02/2005 22:05)
rambofrau rehefa otran'ireny tonga dia ampifanatrehina ilay nampilaza taminjy we i ann nilaza izao sy ilay ann amzay hita eo we sao ilay nitantara ihany no be lazao de manao sotrobe lava tango
62. ikaretsaka ( 05/02/2005 01:05)
"izay ilay sipa" citation an'i fijo
63. mumu ( 05/02/2005 10:56)
refa tsy faly de miovĂ  taranja e!!!
64. ikaretsaka ( 05/02/2005 15:39)
za manao citation fotsiny ... fa kalma njy maitressen'i Ramaso an :-D
65. mumu ( 05/02/2005 15:41)
ikaretsaka :p
66. ikaretsaka ( 05/02/2005 15:47)
mumu> :-*
67. kinaoly ( 05/02/2005 16:02)
rambofrau> za efa nahita bandy nanaou anzany kou, fa zany we ny sujet no miova selon ny sexe, moins gravy koukou ny soucis-ny bandy nohon'ny an'ny sipa :{
68. fijo ( 08/02/2005 22:11)
kalama mumu an.aza mora sendaotra fa forano mafana an.
rambo marina fa amin'ny lehilahy io tsy dia lasa lavitra loatara toa izany,ary ny mampalahelo amin'ny sipa dia ny namana akaiky ihany no manao ilay izy.
69. Rambofrau ( 10/02/2005 15:51)
Fijo,marina mihintsy izany fa ny namana akaiky ihany no manao anizany.

Yonikafopla,efa nampifanatrehiko tsara mihintsy izy roa tonta ary rehefa nandinika aho sy namakafaka dia marina daholo fa nifosa ahy ilay namako anankiray.

Ka hitanao aminizany ny antony nametrahako ny fanontaniana hoe maninona isika vhv no manao izany ?????
70. ikaretsaka ( 10/02/2005 15:53)
"izay ilay sipa e"
(fijo)
71. fijo ( 10/02/2005 23:23)
rambo ny namana akakiky ihany no manao an'io satria izy no mahalala anao kokoa,ary hafaka manaratsy anao kokoa
"izay le sipa e"
72. mumu ( 12/02/2005 17:06)
fijo za kalma be ka!
73. ikaretsaka ( 12/02/2005 18:43)
mumu saoferain'ny fo foana matetika de manao toton'ondry bory ko
74. mumu ( 12/02/2005 18:59)
ikaretsaka fa atao inona fotsiny io fo mitempo io raha tsy hitondra ny fiainanao?
refa tsy hiaino nenao enao de zo anao zany!
75. ikaretsaka ( 12/02/2005 19:54)
mitempo manaparitaka ra io ka! fa tsy mitondra fiainana..
motera io hoa fa tsy saofera!
76. fijo ( 15/02/2005 21:34)
mumu hay ndry efa kalma .ok milay izany. (l)
77. rurik ( 07/03/2005 16:02)
Saika mba hanotany fanafody fanalana fosa aho sao dia misy afaka manampy ahy fa tena :-o :-o :-o :-o :-o
78. betty ( 08/03/2005 09:54)
rurik > hihi ie ! misy : ahidy ny vava :p
79. chipie1 ( 08/03/2005 14:54)
betty > =D> =D>
80. fijo ( 09/03/2005 22:24)
fosa izany hazao dia tifiro fa vita iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4598