Isika Vhv

41. yonikafopl ( 20/01/2005 22:33)
rehefa miresaka ange tsy we mifosa fona e!!!
fa inn kalou le tena dikan\'ilay mifosa e!!
za rehefa mahita ny tsara eny @ namako sasany dia miresaka momba iny tsara iny za ka!! mifosa ve zany kalou!!
fa ny ahy rehefa misy tsy tiako @ namako iray, tsy mandeha mitatatata @ hafa za fa tonga dia teneniko directe aminy ilay tsy tiako.
Fa za kou nanana namana bandy betsaka, fa reo no tena tia fosafosa izany hoe manaratsy sipa na dia nynamany bandy koa aza,
42. ( 24/01/2005 06:21)
zay fa tsisy sahy nikozy
43. booboo ( 24/01/2005 07:00)
ka ny ankamaroan\'ny vevavy tsy hiraharaha zé adin\'akoho na vidina pétrol sy ny tariny any ! sa tsy maintsy miresaka ôtra ny lelà vô atao oe tsy mifosa ? :^) :^) :^)
44. booboo ( 24/01/2005 07:34)
ramaso> :-D ka tsy vôtery hanaratsy ireo oul reo angé lé raha tenenina fa ohatra oe iny nahay be tany am-pianarana, iny tsara fanahy be etc na koa oe ny lelà lé bebe fe ôtra iry zoueur -na rugby iry no tiako :-D .... :°)
45. booboo ( 24/01/2005 07:42)
matetika tsy maintsy misy kely an\'ireo fôna satria ny ankamaroan\'ny ( fa tsy izy retra koa nefany ) vevavy tia miresaka an\'izany ( na tsy any @ vôlohany ara )
46. booboo ( 24/01/2005 07:48)
aaa, mifosa ndray raha io kouh satria ôtra manaratsy sa manakiana ny hafa zany !
47. mihanta ( 24/01/2005 09:48)
resaka lamaody anefa maninn zany raha resahina,fiainana daholo ange zany.
fijo za maninn njay??
48. rambofrau ( 24/01/2005 10:49)
yonikafopla= ny atao hoe mifosa dia miresaka olona iray tsy eo imasony na manaratsy izany na manakiana na manatsara.Fa ilay mifosa (ratsy ) no tiako tenenina eto.

Marina koa aloha hoe ny lhl misy mifosa, fa na izany aza tsy mitovy amintsika vhv.Sady isika vhv mora be fialonana izay ihany.Srt koa ohatra vao mifankahita dia mifampijerijery paozy dia manontany ny vidin\'ilay zvtr anaovan\'ilöay anankiray dia lasa aminizay ny resabe............na samy mpinamany izao aza dia mifampifosa sy mifanenjika. 8O 8O 8O
49. yonikafopl ( 24/01/2005 13:54)
raha ny fahazoako azy dia i rambofrau no tena mpanao ilay mifosa an!! sy ireo toetra ireo, raha mifosa tsara de za tena isan\'ny mpifosa zany, fa ilay mpifosa ratsy , tsy tiako ny manao io zavatra iray io.
ramaso de inona anefa ny maharatsy ny firesahana lamaody sy ny fiainana hafa e!!
raha tsara ilay akanjon\'ilay sipa, misy fahadisoana ve raha mba manontany we taiza ndry aky nividy an\'iny fa tiko be?
50. mihanta ( 24/01/2005 13:58)
samy mifosa wa na bandy na sipa :-D
51. fijo ( 25/01/2005 22:12)
mihanta ndry tsy maninona ka.je t\'amour.
yonika tsy hoe i ambofrau no manao an\'io toetra io,fa milaza ny zavatra hitany sy tsapany mùatetika izy.
za koa izao hafaka milaza fa izahay lehilahy rehefa misy sport amin\'ny tv dia hadino ny sasany fa ny baolina no mahavariana anay.
52. ikaretsaka ( 25/01/2005 23:46)
yonika sy mihanta> fa ny sipa no mpanao io lazain\'i rambofrau io.
le manao kata na anona de heo otrinona izao reny? sady ijery ambony ambany.
ary misy an\'izany kao hoe raha ny sipa hono no nahazo zavatra vaovao na nanao volo ka tsy misy manao commentaitre an\'iny zavatra vaovao ananay na volo na pozy vaovao iny dia sosotra be..
fa raha bandy na bandy lava volo coupe jesosy sy be volombava be ohatran\'ny tavaratra aza no nivadika koko rase tampoka ohatran\'i lohan\'i jordan dia tsy koi na tsy misy niteny aza aza heo natao aiza ny volo.. na hoe avy @ combinaison ana mecaniciens sy feno menaka izy izy no nivadika nanao tuxedo sy lasa madio tsara .. dia tsy mampaninona azy na tsy manao commentaire an\'izany aza ny bandy akamany!
53. fijo ( 26/01/2005 22:58)
marina tanteraka izany voalaza eto ambony izany.rehefa tsy misy manontany le sipa vitany le mody misodisody eo aloha eo.miandry doka.
54. mihanta ( 26/01/2005 23:03)
za njay tsy mivaky lou amzay doka zany alou
55. fijo ( 01/02/2005 05:51)
milay anie i mihanta io e.hummmmmmm aoka wa.tsy doka io an
56. fijo ( 01/02/2005 21:56)
aoka letsy ramso an
57. mihanta ( 02/02/2005 19:15)
ramaso hihihihih za mandoka oul fa tsy miandry dokafana tsy mitovy ô
fijo merci :D
58. ikaretsaka ( 02/02/2005 21:12)
either way.. samy ratsy ry mihanta a :{
59. fijo ( 02/02/2005 23:58)
aokanareo mitsam izy e,inona ary ty le
60. Rambofrau ( 04/02/2005 10:24)
Yonikafopla!dray dray dray , tsia dia tsia,vhv aho fa tena halako ny commérages ary raha azoko ialana dia ialana.

Ny nahatonga ahy nanao anio sujet io dia tratran'ilay izy aho ary namako ihany no nifosa ahy nefa dia henoko daholo.

Mba gaga fotsiny aho hoe maninona ny vhv no Ohatrizany???????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3577