Isika Vhv

21. mihanta ( 17/01/2005 16:10)
iza mahita raha nividy hena tsy ampy tsoka elà :-D
22. booboo ( 17/01/2005 16:24)
:-D :-D
23. mihanta ( 17/01/2005 16:36)
kay :-D :-P
24. ikaretsaka ( 17/01/2005 18:53)
nga ny an-dry mihanta ny bandy no mandeha mividy laoka le??
25. chipie1 ( 17/01/2005 19:25)
tsy azo hatao nga raha bandy no mande mividy laoka ry ikaretsaka? indraindray io ?
26. ikaretsaka ( 17/01/2005 21:22)
arakarak\'ilay laoka ka.. misy laoka tena tsy hain\'ny bandy mihitsy ny mividy azy
27. maditra ( 18/01/2005 03:48)
Zah aloha tena d\'acord amin\'ny tenin-dramaso izay e! Zah izao indraindray tafaraka resaka amin\'ankizivavy roa na telo fa tena nahatsikaritra aho fa tsy manana zavatra betsaka hi- commencer-na resaka ny vehivavy raha tsy mifosa olona aloha!
28. ikaretsaka ( 18/01/2005 04:06)
izay ange hoa e..
ny an\'ny bandy izoa mba varie ny theme hoe daba.. sport.. sipa .. kaly... mozika !
fa ny an\'ny sipa matetika de .. tiko be ky le akanjon\'ny vadin-dry... matavy aky ndry zany, novidian-dry akia le solomaso tao @ pavillon?...
rare be ny hoe hahita sipa anakiro miresaka ka ny hanombohany ny resaka de hoe nivoaka ny mersedesy vaovao na naharesy i cosfap t@ baolina omaly . na hoe niakatra na nidina ny sandambola!
29. arimalala ( 18/01/2005 10:48)
samy varie ihany zany ry reto fa nenareo ko ôtran\'ny oe ny sipa fôna no tsy mahita resaka atao
samy mitovy zao ihany na lelà na vevavy fa ny lelà tsy manaiky mihitsy oe izy koa aza mba mifosa njainjay
30. rasoaerina ( 18/01/2005 10:59)
Azoko lazaina hoe: marina aloa izany vehivahy tia mifosa izany, ka nefa @ izao fotoana izao dia ny lehilahy no tena mpifosa ary tena mandilatra magnangy aza. Fa tsy voatery mifosa aby ny resaka ataon\'ny magnangy en, vandy zany.
31. fijo ( 18/01/2005 22:37)
ny vehivavy an dia natao hitsikilokilo sy hiresaka izay kely hainy.ary ny taranak\'eva vao mihaona dia ny miresaka akanjo aloha,avy eo mivadika ami\'izay tsy eo.\"hitandry i xxx iny anie ka manaona e,;;;;;;vao avy niresaka taminy mihintsy aho teo fa tssss\"kony niresaka taminy????
ary mbola loza be,ny badiko wa tena tsssmahakamo fa mi...;.;; \"kony nanao halina??
rehefa tsy mahita resahana ry sipa dia ndana mijejo mampiseo fandeha aloha an
32. ikaretsaka ( 18/01/2005 22:44)
fa marina tokao iznay fa tsy misy sipa 2 mpiakama ka miresaka voalohany dia hoe ahoana ialahy @ le bol omaly.. na hoe nidina na niakatra ny valeur an\'ny ariary androany, na hoe efa nidina ny vidina baril na petrole
33. majakely ( 19/01/2005 12:17)
MAis si,si ,si . misy kah !!tsy voatery hifanaratsy anie za zaho mahita hoe elle est belle yonikafopl
34. booboo ( 19/01/2005 12:31)
fijo sy ikaretsaka >ka ny fomba fisainan\'ny lelà tsy vôtery hitovy @ fisainan\'ny vevavy. Misy raha ao matoa ny vevavy tia miresaka ôtra zay, dé misy raha koa ao matoa tsy azon\'ny vevavy mitsy oe maninn ny lelà refa mihaona dé ôtra zao fôna ny resany.
35. majakely ( 19/01/2005 12:36)
marina ny an\'i booboo .ao i raha angainye!
36. majakely ( 19/01/2005 12:42)
FA izao no mba tiko hambara /ny lhl miteny @namany ny vehivavy de patati patata blablabla e,ils ne font pas mieux non plus hein? :roll:
37. booboo ( 19/01/2005 12:47)
hihihihih ié
38. welie ( 19/01/2005 13:20)
Zà aloha tia an\'ilay miresaka mitokana sy moramora miaraka amin\'ny namako ireny e! Tsy voatery hoe miresaka ratsy momba olona akory anie e! (na dia hoe miresaka bandy ary aloha ny 90% e :-P...tsy hoe ratsy ny bandy akory an! ).
39. majakely ( 19/01/2005 15:01)
zany ve? :wink:
40. fijo ( 20/01/2005 21:41)
welie misaotra ary e.ary mihanta mba ahoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4674