Isika Vhv

1. rambofrau ( 16/01/2005 19:13)
Mba lasa ihany ny saiko hoe , fa maninona isika vehivavy no tia fosafosa :o ???????rehefa misy vhv roa na mromaro tafaraka dia tsy maintsy mifosa olona izay fa tsy mba miresaka zvtr hafa.Ny lhl ohatra dia resaka fiara na zvtr hafa no mahaliana azy ireo.

Misaotra mialoha eh.
novalian'i annie ny 11/04/2005 11:35
2. kamovavy ( 16/01/2005 19:47)
Aretina natoraly angamba hoy aho :-D
Nefa aoka koa tsipihina fa tsy fosa rano iray foana kosa no atao fa mba misy fifanakalozana ihany koa ao anatin\'ilay izy e ! Ohatran\'ny hoe entina @ fosa angamba ny fiandohan\'ny resaka raha vao mifankahita, fa tsikelikely eo dia misy hevitra tsy hitovizana dia lasa fifanakalozana ny hiafarany. Sa ahoana hoy nareo ?
3. iriniaina ( 17/01/2005 08:06)
ié misy fahamarinany io teneniny i kamovavy io, :P
4. poupounesana ( 17/01/2005 08:34)
ntssssss! ekeko fa misy ny vhv no mifosa! fa nareo v d mino we tomobill ftsiny no resahin\'ireo lelà ireo refa izy mikonokonina izay? bandy daolo ny akamaroan\'ny namako ary tena tena sahy aho milaza fa ny bandy no tena mpifosa na lelà aza fosainy!
5. sechat ( 17/01/2005 09:27)
poupounesana> ié, za kou mahita fa ny lelahy kou mifosa otran\'ny vevavy ihany.

rambofrau> ndray2 kou le izy ny hitako tsy fitiavana hifosa fotsiny @zao fa entina hifanantonana @ voalohany raha mbola tsy mifankahalala. Matetika manko ny resaka miantomboka @ zavatra itovizana foana.
6. chipie1 ( 17/01/2005 10:24)
itovizany ny lehilahy sy ny vehivavy zany le mifosa e!...
7. sechat ( 17/01/2005 10:27)
chipie1> :-D :-D :-D :-* bon résumé
8. nikopol ( 17/01/2005 11:37)
80% sy 20% ve hitovy e ? :lol:
9. mihanta ( 17/01/2005 12:27)
na vavy na lahy samy mifosa,ny bandy no tena pira refa mahazo resaka sipa
10. tsiperifery ( 17/01/2005 12:32)
mihanta> nenay fosa tsara fa tsy fosa ratsy. :D
11. sechat ( 17/01/2005 12:32)
mihanta> zay mitsy 8)
12. mihanta ( 17/01/2005 12:41)
tsipery hihihi tsatsa tao ra tsip.
tsy hainareo lelà nga fa zahay kou miresaka anareo :-D
13. booboo ( 17/01/2005 13:15)
rambofrau>satria ny vevavy tia sy mila miresaka.
14. mihanta ( 17/01/2005 13:33)
fa tsy voatery ho zava dratsy no resahina
15. booboo ( 17/01/2005 13:40)
16. mihanta ( 17/01/2005 13:42)
matetika resaka sakafo kou na resaka hira
17. ja ( 17/01/2005 13:52)
Otrany efa toetrantsika vehivavy izany,fa na izany aza mba miresaka zavtra hafa koa ange isika rehefa tafaraka e!lehilahy,akanjo,lamody...
Fa izay ny mba particularité antsika e!
Au fait ny lehilahy koa ary rehefa tafaraka mifosa sipa koa.
18. idealy ( 17/01/2005 15:00)
Ny lelà no tena mpifosa indrindra refa we resaka mifanindry izay de loza fa tsy vôtery we vevavy fôna
19. tsiperifery ( 17/01/2005 15:05)
mihanta> ahôna koa izany hoe mifosa sakafo izany ? :roll:
20. mihanta ( 17/01/2005 16:00)
ramaso zay no maha ramaso anlà satria zavatra hitan\'ny masonlà reo.
tsip ohatra oe inn ny laoka ataonjy anjoany na ahoana fahanjo anzao :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6951