Mahagaga atramizao

81. nikopol ( 14/01/2005 12:06)
Fa tena important ve ny ahalalana we mi-fenty le sipa sa tsia ? :lol:
82. sechat ( 14/01/2005 12:50)
lema> tssss zay ndray le théorie-ndralehilahy 8)
83. poupounesana ( 14/01/2005 13:52)
karetsaka t@11/01/2005 20:53:16 : tadidio fa matoa ny fiara atao contratak d efa marary zay le fiara!na meantitra na voa ny motera!
inn ary ny blemanareo @zany eh? rngah midéranger an\'i vegas b le izy mikiakika eh! ref mahazo fy enao d tsy tokony ho ampy v zay eh! nareo aza tsy miraharaha akory na mifeinte le sipa na tsia (cf niko)
84. nikopol ( 14/01/2005 14:40)
poupounesana bleman\'le sipa le mifenty, raha te hifenty izy de zay zany no hitany fa mety.
fa ny zavadebe nge tsy le manann fa le mba mifanakalo hevitra miresaka mombany vidimbary e !

:lol:
85. vegas ( 14/01/2005 17:15)
chipie1> fa natao halefa aiza njay ara ny saina ra tsy lavitra? lol
nanita> misaotra anao nanita fa zay vô manomboka mihamazava keeeeely. Ra azoko tsara zany de ze tsy mikikika = tsy afapo? ary mahagaga fa misy sipa menatra mikikika tssss.
lema> afaka mampitabataba iany koa letsy na tanana aza a, lela koa mbola izy. Tsy resaka angôda nge ny mampikika ra ny fahazoako azy fa lé tsirony e. Sa tsy zay ry ninita?
nikopol> hihihi resao ao ny vidimbarinla. lol
86. iriniaina ( 17/01/2005 08:09)
voavaly ve alou le resakao ry vegas? ratsa tongotra kou ataovy ry lema fa sasao tsara alou le frôm an! de tantarao any i vegas avy eo! :evil: :-D
87. mihanta ( 17/01/2005 12:30)
oupss hihihih!
mangala detecteur de fenty am manaraka :-D
88. booboo ( 17/01/2005 16:24)
mati-kambo ndray fa vô feinte tany zay a ? :°)
89. ikaretsaka ( 17/01/2005 21:24)
misy mahamarina ny an-dramaso ihany aloha e.. na dunk io n ataim-baola na sous paniers.. rehefa maty dia iny ihany no isain\'ny arbitre..
fa ny feinty sy style misy tsara .. tsy misy bof
90. mihanta ( 17/01/2005 22:39)
iny njay ramaso an,booboo iza zany?
91. sahary ( 18/01/2005 04:24)
ka le mikiakiaka iny ange no mbô haingony eh,mba misy ésthétique tsara izy @ zay hoatran\'lé gateau décorena @ crême reny,fa te hamaly an \'i vegas kely ah : ny mahatonga ny sipa hikiakiaka hôtr\'reny de noho izy tena mankafy ,matetika mantsy ny kôfa de ze ahazoany plaisir ihany no ataony fa tsy mba mitsinjo an\'le plaisir n\'le sipa mintsy ry zalahy ka mety izay kou no mahatonga an\'le sipa hi-feinte satria izy tsy te hamasoka an\' la hoe tena tsy izy mintsy le nataon-tsika teo.
92. poupounesana ( 18/01/2005 15:12)
diso b ramaso! mecanique b ftsiny le izy rah izay!tsy misy sentiment fa d resaka robot b ftsiny!hafa mitsy le izy refa samy sambatra eh (zany we refa misy fitiavana ao anatiny) !tadidio tsara aho rehefa mba miaina izay experience izay enao eh :twisted: :twisted:
93. pitchou ( 18/01/2005 20:24)
ka inona ary no tianareo e: le mikiakiaka be rehefa mahazo tsirony sa le mandrangotra mandratra be rehefa mahazo tsirony? mety misy koa ny manaikitra maharary
94. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:27)
amiko aloha rehefa maty ny baolina dia na dunk io na taim-baolina na sous paniers dia tsy asiako olana loatra e
95. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:28)
fa iza kay no manaikitra sy mandrangotra ry pitchou?? :?: :roll:
96. fijo ( 18/01/2005 22:49)
za letsy vao saika hanontany ko.
marina nendramaso.voalavo taitra io ka lavaka ihany e.
97. vegas ( 19/01/2005 14:53)
tsisy an\'izany baolina maty fotsiny zany ry zalà fa mba ezahina tafiditra ao anatin\'ny TOP 10 a. Nga nenlisany afritidritika fahatany klé?? tsss
Mba afritiho amin\'ny fomba mihaja iany ndraindray fa sô lasa any anaty maso an. Eny fa na dé oé mahatsara maso hono reny hihihi. Nareo sipa tsara maso reo ann hummm. tsy mazava!!
98. mihanta ( 19/01/2005 14:59)
pffffffffffffffff
99. vegas ( 19/01/2005 15:44)
tsara maso nga no pffffffff??
100. ikaretsaka ( 19/01/2005 19:04)
zany hono e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3317