Mahagaga atramizao

41. jhouhlambout ( 08/01/2005 09:11)
:-D
42. vegas ( 08/01/2005 14:59)
poupounesana> oadray ko zany izy e! aiza ho aiza lé mampizesta amizany? lol
Fa nga tokotrany mo refa mahavita mampitabataba sipa de oe danz bé? oatrany tô zay no fahazoako lé teninao.
Ra zay mantsy de aleo ampitabatabaina dôly baba ray vohitra hihihi.
jhoulambout> ô lety a! mety diso kely iany kosa elah fa misy effet iany lé feo e. Ny ahy ry papa tsongoiko mintsy refa tsy ahenona feo de amizay mba misy cri an: tsongo....kaie...tsongo....kaiiiie....tsongo.... aiie aie aiiiiiieuuu....aieeuh...Tsy itan\'la fax be ve? hummmm Aiza ara nareo zany?hihihi.

43. poupounesana ( 08/01/2005 17:09)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ! mody fanina foana2 vegas han!
inn tokoa ary no tianareo eh le tsy andrenesampeo mitsy v sa le mba misy sonorisation kely ihany sa le misy liberté d\'expression intense
44. watafon ( 08/01/2005 17:20)
aleo le misy sonorisation kely e! fa na mitabataba ary tsy maninona e! :-D :-D
45. xxx ( 08/01/2005 18:33)
io letsy ohatran;ny mihaino mozika ihany an.. indraindray ialahy ilay mozart en sourdine bo reven\'ialahy .. indraindray ialahy kazar be @ haut parleur na sovaly de bois!
46. pitchou ( 08/01/2005 18:48)
aoka kosa mba tsy hisy fanapenam-bava e!
47. watafon ( 08/01/2005 19:22)
fa iza mou no manampim-bava eo zao ry pitchou :?: ?
48. chipie1 ( 08/01/2005 20:37)
:-D
49. poupounesana ( 09/01/2005 08:33)
:-D :-D :-D :-D pitchou ah, refa mitady hanampim-bava d kekero ny tanana ey
50. jhouhlambout ( 09/01/2005 10:33)
vegas> Ka io samy manana izay mahafinaritra azy é! Fa rehefa tena mankafy elah dia mety fôna na misy na tsy misy sonorisation é!
51. poupounesana ( 09/01/2005 15:03)
ramaso, zany v?
fa ny hitako alou zany d nareo tsy misy tia an\'le tsy misy feo mitsy eh! dinihonareo marian ange zany hoe tena mangina b nefa ... :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
52. ikaretsaka ( 10/01/2005 00:23)
ny chanteuse fotsiny no tsy maneno fa ny orkestra rehetra mbola ao aby ka
tsy heo silent be kosa ange izany ry poupou e
53. sahary ( 10/01/2005 04:14)
zany tsy misy feo zany ve tsy hôtran\'ny \"vase sans fleurs\" sy hôtran\'ny \"short sans élastique\" hi!hi!hi!hi!hi!
54. watafon ( 10/01/2005 05:27)
:-D :-D tonga de miboritsaka fotsiny ve ? :-D :-D
55. chipie1 ( 10/01/2005 12:08)
:-D :-D
56. poupounesana ( 10/01/2005 14:56)
orchestre inn koa eh? lalitra sy moka v? tsy aleo ihany feon\'oll rah izany?
57. watafon ( 10/01/2005 15:42)
aiza koa zao poupoune no mahita lalitra sy moka eo ?
58. ikaretsaka ( 10/01/2005 16:27)
aiza ary nareo iznay... ny farafara midridroka.. sy neo ao anaty lamba ao .. nareo ko mody fanina aby
59. jhouhlambout ( 10/01/2005 18:17)
poupounesana> Rehefa tsy misy feo dia alefa ny radio :^)
60. poupounesana ( 11/01/2005 07:20)
watafon, so d misy any @nareo koa!
karetsak :-D :-D :-D :-D
jhoul refa kidona maraina v? @le b tora-po iny? koa tsy miseninn b v?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1591