Mahagaga atramizao

1. vegas ( 04/01/2005 13:53)
Tena mbola tsy azoko ry zareo atramizao fa sao dia mba misy tsara fanahy afaka manazava tsara amiko ianareo: samy mahazo fy zao refa manao, de fa maninona nareo vevavy no mitabata be fôna. Mbola lasa any fôna ny saiko fa tsisy nahafapo ahy ze mba nanontaniko, mba vonjeo re oul e. Aona ny tena tsirony enonareo kay?
répondu par pitchou le 07/05/2005 02:50
2. sechat ( 04/01/2005 13:55)
aza ampitabatabaina izy de tsy mitabataba kou :-D
3. vegas ( 04/01/2005 13:57)
efa natao ze mety fa e e e e
4. sechat ( 04/01/2005 14:06)
efa notampenanao ny vavany? :-D :-D
Sô de enao kosa aza no nitabataba tao de mody hoe... :-D :-D :-D
5. vegas ( 04/01/2005 14:10)
an an an tsy mananiany nge za fa tena mba liana ny anton\'io zavatra io za e. enao toa mananiany fotsiny fa tsy mba manome hevitra. :(
6. ikaretsaka ( 04/01/2005 14:57)
eny tokao hoa... mba serieux kosa rehefa mamaly fanontaniana ka tsy mahay ilay olona e
7. booboo ( 04/01/2005 16:17)
vegas>hihihi tsy ny vevavy retra no \"mitabataba\" kah ! misy zô a, arakaraka ny itazonany ny feony no mampa-terrible ny orgasme-ny, misy ndray ny mifanohitra @ zay, dé misy koa mi-simuler @ lé mitabataba iny @ zay vita haingana fa tsy mahazo tsirony izy arakaraka ilay vevavy io.
8. ikaretsaka ( 04/01/2005 17:48)
dia ahoan any hahalalana ilay hoe ty mi fopla de ty tena izy ry booboo?
9. booboo ( 04/01/2005 17:55)
ah ben ! io tsisy fika ahalalan\'ny lelà an\'io mitsy kah 8) ... raha tsy oe angah tsara fanahy lé vevavy dé mitsotra oe tsy any @ nalehany mitsy lé teo ! hihihihihihi
10. pitchou ( 04/01/2005 18:49)
booboo> tsy any @ nalehany fa lasa aiza aky? :-D :-D :-D
ny ba raisonneent-ko alou d angamba izy io fomba hi-libérer-na ny enrgie ihany! sahala @ le olona manao karaté d mihikiaka tampoka hoe kaîîîîîî^sa moa kiai? sa le manao kungfu d manao hoe miaouaouaouaouaouaou! ilay energie nogiazana dia miaraka libéreé tampoka!
11. mihanta ( 04/01/2005 21:26)
aleo tsy mandray fitenenana fa za tsy mpitabataba
12. ikaretsaka ( 04/01/2005 22:27)
fa ahoana fotsiny
13. maditra ( 05/01/2005 00:10)
ha ha! Misy blague izay efa henoko momba an\'io! Nisy mpivaro-tena hono tany Tamatave tany ary dia nisy kofy izany nikonty azy e! Ilay ranamana miteny hoe 10.000 fmg no sahiny. Te hahazo mihoatra an\'izany anefa ilay vhvnefa ilay kofy, izay ihany no sahiny, dia rehefa ela ela teo dia hoy ilay vhv hoe: Ataovy 12.500 rangahy de fa asiako feony !
Izany hoe raha azoko tsara izany, mihevitra ny vhv fa mampitombo fahafinaretana ho an\'ny lhl izany ilay izy mitabataba io!
:-D :-D
14. fijo ( 05/01/2005 05:53)
ok maditra.
misy ahalalana azy ka.rehefa tena tongalafatra iny ny sipa miketoketoka ny ao anatiny ao.
15. watafon ( 05/01/2005 06:30)
ary maninona no tsy mandray fitenenana mitsy ny vehivavy ato antin\'ity resa-behivavy ty e? :-D
tô ny samy kô^fa ihany no mikôzy kle !
16. booboo ( 05/01/2005 08:40)
pitchou>lasa any @ lé tsy tena énérgie mampa-libérée iny kah :-D :-D :-D
fijo> :-D :-D mbola afaka mody atao koa io kah ! tsy sarotra mitsy ny mi-feinte anareo lelà @ io raha io kah 8) :-D :-D
17. chipie1 ( 05/01/2005 12:28)
booboo> :°)
18. booboo ( 05/01/2005 15:25)
chipie1> :°) hihihihihi
19. dezy ( 05/01/2005 15:49)
feno fitaka zany ny tany knou, ka atrany @ tsy hita maso avy zany de azo hamitahana kkiiiii
20. yonikafopl ( 05/01/2005 19:09)
booboo hihhih njy ty zany tena pro klee :-P
fijo hay ny virja mahatsapa ny miseho any anaty any??? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0244