Mahagaga atramizao
23. fijo
(
05/01/2005 21:23)
yonika wa shut fa fahalalana iny e.
booboo an maha te hanao fampiharana ndry izany an.ahitana izay tena marina
booboo an maha te hanao fampiharana ndry izany an.ahitana izay tena marina
24. booboo
(
05/01/2005 21:38)
yonika>hihihi ka marina kosa io fa saingy vitsy ny vevavy sahy miteny an\'izany
fijo> :-D beuh !
fijo> :-D beuh !
25. pitchou
(
06/01/2005 18:25)
yoni> tsy voatery pro vao mahay an\'izany resahan\'i booboo izany! gymnastique otran\'ny gymnastique rehetra io! ary mahasalama fa ataovy! dia misy ilana azy koa rehefa te-hi feinte otran\'izay! hihihi
26. watafon
(
06/01/2005 19:25)
ohatran\'ny manao bôl ty ry zalahy manomboka izao ka tandremo fa misy mi-feinte an ! :-D
27. jhouhlambout
(
06/01/2005 21:12)
:-D Ka na mi-feite na tsia ilay vehivavy dia mahazo tsirony foana ny bandy é! Sa ahoana hozy lisany?Hm? Avelao izy hi-feinte eo fa aferany zany :-D
28. xxx
(
06/01/2005 21:20)
tsss nny an\'ialahy zany le @ le 10 000 araka ny kozin\'i maditra fa tsy le misy feoany 12 500.
hihihi
sitrany ahay kosa misy amidy sigara na fimailo ny ambiny e!
hihihi
sitrany ahay kosa misy amidy sigara na fimailo ny ambiny e!
29. fijo
(
06/01/2005 22:29)
ouiiii jhouhl.tena marina ary milay izay valiny izay.avelao hanao eo fa ny antsika efa ok dia izay
30. sahary
(
07/01/2005 09:38)
sady mijery films refa hôtr\'reny de ato mafimafy ny volume de @ zay tsy misy mi-fenty fa maheno cris de guerre tsara.andramon\'lisany ange eh
31. isrine
(
07/01/2005 13:23)
Ha, ha, ha...
Arakaraky ny vehivavy io e, mety mahazo tsirony kokoa angamba izy raha mamoaka feo. fa @ ankapobeny dia tian\'ny lehilahy kokoa ny mandre ny feon\'ny vehivavy, fa aza mody fanina eo ianareo lehilahy.
yonikafopl: f\'angaha mbola misy lehilahy virja eto. i fijo ve isany? Hihihi

32. tenio
(
07/01/2005 13:33)
pitchou> avereno hoe le hoe miaoumiaououaou-njy tery ambony tery, hihihihihi
34. jhouhlambout
(
07/01/2005 14:11)
isrine> Na misy feo na tsy misy feo dia mankafy foana ny lehilahy é!. Diso ianareo raha mihevitra hoe, misy effet eo @ fankafizan\'ny lehilahy ny ambiance karakarainareo antsokosoko ao....
36. ikaretsaka
(
07/01/2005 15:33)
mumu> nareo koa ary ahoana..
ataovy hoe Ikoto kely aza na hoe i ralava zokin-dry kambana e!
ataovy hoe Ikoto kely aza na hoe i ralava zokin-dry kambana e!
38. mihanta
(
07/01/2005 20:55)
watafon humm mafana fo ato njay mantsy an.sao d i watafon le mampitabataba lol
39. pitchou
(
07/01/2005 21:01)
mihanta> mlelalela be ao ireo fa ataovy ihany! lazain\'ny olona ho misy manakenda eo! hihihi
40. poupounesana
(
08/01/2005 05:48)
haiko anie le tanjon\'i vegas mody fanina eh! te hizesta @tsika ato izy fa izy no gravy b mampitabataba ny sipa d odiany adala eto isika mianakavy! nefa koa izy mety mifeinte fa tsy tena gravy akory!