elektrika daholo izay raisina ...

1. bichette ( 02/12/2004 10:56)
..; indrindra hrehefa ririnina ny andro, mba inona no mahatonga izany ? akanjo akrilika hono sy moquette hono no mahatonga izany. Inona no atao mba hialana amin\'io satria lasa taitaitra foana, na rehefa miarahaba olona aza dia mitselatsa ny takolaka indraindray.
novalian'i pitchou ny 18/12/2004 06:00
2. sechat ( 02/12/2004 13:12)
za koa tratra foana fa tsy hitako hoe inn no ialana @io :?:
3. loockx ( 02/12/2004 14:35)
Misy dokotera zay nilaza we refa décalcifié ono ny ol d ndraindray manao an\'io, arakaraky ny toebatana. Tsy haiko ze fahamarinany aloh e
4. bichette ( 02/12/2004 16:15)
izany ve ? raha mahita solution ianareo dia mba teneno ihany :wink:
5. sechat ( 02/12/2004 16:52)
vao tratra ndray a teo :cry: mampiteniteny foana mitsy!!!
6. nikopol ( 02/12/2004 17:55)
misy fanazavana aratsiantifika io !
7. pitchou ( 02/12/2004 18:00)
miosora lotion, dia asio crème protectrice foana ny tarehy! mametraka isolement zany e!
8. nikopol ( 02/12/2004 18:10)
nisy boky novakiako zay fa matetika ny sipa vierge no manana anio sensation io ! :lol:
9. ramoul ( 02/12/2004 18:18)
Mandehana any am\' éléctricien fa ry zareo mahita ny solution am\' zany :-D
Vazy vazy dôly zany alo an!; fa zah kounkou mantsy efa tratra de tsy haiko we inona ny atao aminy?
10. booboo ( 02/12/2004 19:16)
zay an\'i pitchou zay koa no efa notenen\'i oul oe mety
11. nikopol ( 02/12/2004 19:32)
ramoul :lol: za mahita mekanicien fa tsy electrichien
12. fijo ( 02/12/2004 20:30)
raha manao akanjo ba na be volony ireny no tena mahatonga azy.ny fanafody dia io mihosotra krema io.dia fidio koa ny olona horohana e. :-D :-D :-D
enao indray io raniko an.
13. ( 02/12/2004 20:32)
Misy fotoana ahatratraran\'io électricité io ahy. Maharitra 1 volana indraindray. Tsy misy indray mandritry ny 1 volana. Avy eo miverina indray. Rehefa mamoha tômôbil izany dia matahotra mihitsy.
14. tsyandevo ( 03/12/2004 01:58)
avy am volana sy planeta reny k. arakaraky ny olona sy ny hery anaty ananany.
ra misy rano am vera koa oatra tondrona tanana de mapiova ny tsirony.
15. tsyandevo ( 03/12/2004 02:24)
heureusement tsy misy filanjana elektrik
16. bichette ( 03/12/2004 07:29)
rehefa mamoha tomobilina marina dia misy foana koa , tena mahamenatra fa mi-tater aloha vao sahy mikitika dia ohatran\'ny olona adala ...;ny ahy tena trop loatra, ny vy rehetra moa dia tratra foana hany ka manao ohatran\'ny meditation isaky ny hikitika ny poignee hi hi hi satria mianahana. Efa nanao creme ihany fa dia eeeeeee, tsy mety e, za tsy manoroka ol intsony fa marary foana fa tratra foana indrindra fa ny takolako avia

ao antranoko tsy misy moquette dia tsy misy mihitsy ka tena ny moquette koa misy electrostatik sns ...( tsy haiko beny ihany ny fanazavan\'ol) fa mi agraver ilay izy

nikopol> izany an !
17. bichette ( 03/12/2004 07:30)
andao hanao expreriaence, manisy reme be dia ho hita eo
18. chipie1 ( 03/12/2004 09:50)
io teneniny i pitchou io no ataoko fa refa mivoaka ao anaty daba enao mbola tratra iany ndraindray !
19. bichette ( 03/12/2004 10:00)
ny mahagaga dia toa ny vehivavy no tena tratra sa ny lehilahy tsy taitra amin\'izany ? manao experience aho izao, chemise no nanaovako dia ohatran\'ny tsy dia electrique loatra, tsy mbola voa aho hatramin\'ny maraina. Aleo atao anaty chemise ny souspull acrilique dia mety moins electrique
20. pitchou ( 03/12/2004 12:54)
misy matière conductrice d\'électricité dia angamba tsara ny tsy manao azy, indrindra fa ny tenan\'olombelona conducteur rahateo. Izaho alou tsy mbola tratra mihitsy e! na mangatsiaka -30 aza! fa zà indray dia tena allerzika @ zavatra nylon sy sybnthétique! tsisy fika mihitsy ohatra ny kiraro raha tsy cuir vrai fa votsitra daholo ny hoditro!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1609