elektrika daholo izay raisina ...

21. sechat ( 03/12/2004 13:42)
nylon kosa alou tena tsy voa e! :-D :-D
22. sechat ( 03/12/2004 16:39)
Ary hono ho\'a, ato ve i nikopol? :-D :-D :-D :-D
23. methode ( 05/12/2004 00:27)
Salut daholo! Anisan\'ny tratran\'io electosatatique io koa aho matetika! Misay karazan\'akanjo tena be azy mihitsy ary indraindray fanahy iniako akasokasoka amin\'i akanjo ny tanako rehefa maty ny jiro dia misy karazana etincel kely hita fa fraction de seconde fotsiny ilay izy!!!
TAmin\'ny vao nianatra nikitika ordinateur aloha dia nolazain\'ny mpamianatra fa tokony hanao brachelet anti-electrostatique raha vao manokatra ordinateur hanamboatra ny ao anatiny! Maro koa no milaza fa raha vao miasa maharitra eo anoloan\'ny ecran n\'ny ordinateur dia feno electron statique! Io aloha dia zavatra tsapako e! Indrindra izaho rehefa ni-chat adiny.... tsy haiko intsony taloha!!!
Fa na izany aza tsy mahafaty io Bichette fa aza matahotra a! Manaitra amin\'ny torimaso fotsiny fa sao matory mitondra fiara! Hihihi
24. pitchou ( 05/12/2004 16:05)
methode> raha hi brancher ampoule lampy d paosy kely ireny v tsy haharehitra? @zay tsy maizina rehefa tapaka ny jiro!
25. ikaretsaka ( 06/12/2004 05:34)
Ny antony mahatonga an\'io dia ny saturation an\'ny rivotra.
Mitovy @ ny system an\'ny kotroka sy varatra ihany io.
mafana ny tany dia mangatsiak ny habakabaka dia miteraka herin\'aratra.

ny \"mafana sy mangatsiaka lazaiko eto dia tsy temperature fa saturation an\'ny rivotra, tsy haiko ny mahalaza azy @ teny gasy sy frantsay fa raha @ teny anglisy dia antsoina hoe \'adiabatic saturation\' izy io.
rehefa fahavaratra manakaiky ny 100% io dia tsy maninona na tsy ren\'ny vatana ny \'ionisations\'sy ny \'electrons\' rehetra satria kely fotsiny ny ilainy de saturee izy

Sarotra koko vao feno io raha io rehefa ririnina satria sec be ny rivotra sady mangitsy dia ianao mafana (avy ao anaty trano misy chauffage ohatra) dia mikasika zavatra mangatsiaka dia haingana be ny fifindran\'ireo electrons maka io 100% io de miteraka electricite..

tsy hoe anona fa mba lesona anay tany @ psychothermic izany .. tsy tadidiko intsony? hihihi

26. poupounesana ( 06/12/2004 08:14)
bichette ah, ny hitako alou rah vao manao akanjo synthétique d matetika voan\'ireny eh!
niko ah, ary rah belier na taureau v d tsy voan\'io mitsy zany fa ry zareo vierge ihany?
27. bichette ( 06/12/2004 09:15)
misaotra ny namana nanazava, sady misy lesona raisina no mazava ny antony.
28. pitchou ( 06/12/2004 18:13)
d hono hoa ! tsy mampitsangam-bolo v izany? hihihi
29. fijo ( 06/12/2004 22:38)
pitchou tena mampitsambambolo io.
ary ny akanjo ba no tena mampisy azy be
30. ikaretsaka ( 07/12/2004 06:27)
satria ny akanjo ba dia manana propriete mitazona io dew point io
31. bichette ( 07/12/2004 07:44)
ie, marina izany
32. fijo ( 08/12/2004 22:24)
dia aza manao akanjo ba intsony ary e
33. bichette ( 09/12/2004 15:39)
manao chemise fotsiny ambonin\'ny sous pull dia tena mety, za zao tsy elektrika intsony
aza mihinana epinard loatra fa be fer ka lasa magnetik :P :P ^^ ^^ :twisted: :twisted: :-D :-D :-D :-D
34. fijo ( 09/12/2004 21:20)
hay sitrana.nefa mbola misarika ihany ko
35. bichette ( 10/12/2004 14:32)
hé hé hé
36. fijo ( 13/12/2004 22:33)
misaotra amin\'ilay tsiky e.
37. pitchou ( 15/12/2004 06:59)
toa otsan\'ny mahafinaritsa b ny hijery anareo rehetsa mitsangam-bolo kou! ny volo rehetra sa ny sasany ihany? :D
38. fijo ( 15/12/2004 22:06)
arakarany ka
39. pitchou ( 16/12/2004 05:26)
arakaran\'ny inn kay fijo?
40. fijo ( 16/12/2004 20:48)
arakaraky ny volo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2588