ny fahadisoanay

61. pitchou ( 19/01/2005 20:01)
iza indray zany ry fijo? nareo manao olona tsy mahalala maty ko nony atao malaky mitsifotra otran\'ny baolina vaky?
62. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:08)
aona njay znay bol vaky znay ry pitchou :-D
63. fijo ( 19/01/2005 23:04)
izany le sipa letsy e.
64. pitchou ( 20/01/2005 12:07)
ka otran\'io ataon\'i fijo io kou! ary lery rehefa tsy mahita lazaina tato ho ato d mamely ny \"zany le sipa\" foana an! :twisted:
65. booboo ( 20/01/2005 12:14)
:-D
66. fijo ( 20/01/2005 23:22)
ka izay le sipa e
67. pitchou ( 24/01/2005 19:34)
:-D :-D :-D zay le fijo e!
68. fijo ( 25/01/2005 23:18)
ie fijo tia sipa
69. pitchou ( 26/01/2005 10:56)
tena marina ? :?:
70. fijo ( 26/01/2005 22:41)
tia fa tsy mandraoka an
71. pitchou ( 27/01/2005 20:24)
soa i fijo fa V ! :-D :-D :-D
72. fijo ( 27/01/2005 22:49)
hitanao izany fa ilaina le maha V ahy
73. pitchou ( 29/01/2005 11:31)
tsy hita e! ny V wa V eny fôna! :-D :-D :-D :-*
74. yonikafopl ( 29/01/2005 13:55)
inona moa ilay mety ho fahadisoanareo lhl??
raha ilay resaka famitahana dia miombon-kevitra amin\'ny poupounesana aho,tsy handeferako ny ahy io resaka io.
75. fijo ( 01/02/2005 00:00)
izay mihintsy.ianareo vehivavy ihany ani e no tena mahay izay dadan'ny zanakareo e.
76. dadabe ( 01/02/2005 08:20)
marina lesy zany rafijo a!izy ihany no mahalala ny dadan'ny zanany.
lema:tsy hitako zay ambara @le we famaizana amin'ny lotiana hhmm ,lasa ohatran'ny hope atao fitia varavarana anie izy amizany e,"tiana ihany fa atositosika"
tsy milay ka (l) :-* :*
77. pitchou ( 01/02/2005 20:02)
"zanakareo" ahoana indray ry fijo?
78. fijo ( 01/02/2005 22:47)
pitchou an ny zanakareo dia ianareo ihany no mahalala izay tena nanao azy tao
79. pitchou ( 02/02/2005 20:13)
hay moa izany indray izy io? nareo lehilahy anefa no tena maika mizesta ery we zanako zanako, ny anarako no omena azy bla bla bla! he he he ! soa fa nivoaka iny lalàna vaovao iny an! :D
80. yonikafopl ( 02/02/2005 21:48)
hihihhhhihhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8292