ny fahadisoanay
101. dadabe
(
17/02/2005 10:12)
pitchou>resaka no atao fa angaha ny saina afaka manao veta zany le? :)
103. pitchou
(
17/02/2005 18:33)
avelao any io dadabe adala io fa nankaiza alou i lema nametraka ny fanontaniana?
104. ikaretsaka
(
17/02/2005 21:02)
pitchou> mba honety hoa..
rehefa anontaniana dia ny fanontaniana no valiana!
rehefa anontaniana dia ny fanontaniana no valiana!
106. pitchou
(
18/02/2005 19:28)
karetsaka> euh! inn tsara le fanontanian'ise zany fa tsy hitako ze nalehany? d lasa aiza wa i lema no tsy niverina intsony e?
109. pitchou
(
21/02/2005 19:20)
forum efa misokatra aminy io ve! sa mbola fafanao fôna izy rehefa manoratra ato?