ny fahadisoanay

41. lema ( 07/12/2004 12:37)
nareo vhv anie zany tia tena raha tsy andefitra,satria raha efa misy ny zaza ve dé zé resaka mampirafy kely iny no hisarahana,tsy aleo ve ny ho avin\'ny ankizy no jerena?
sa ahona hoy i fijo?
42. poupounesana ( 07/12/2004 13:26)
lema ah, refa misy ny zaza tokony tsy hieritreritra ny hampirafy tsony ledadany !nareo no tena tia tena rah mbola manao an\'zany kah!zay manaomboka azy ihany io koa
43. tsiperifery ( 07/12/2004 14:16)
fanontaniana saro-baliana satria izany famaizana izany tsy ho tsara izany mihintsy . Aleo angamba mangina fa tonga ho azy eo foana ny fifonana refa enjehin\'ny eritreriny ny 1.Tsy misy teraka anjely teto an-tany anie isika ka mety hisy hatrany ny tampoka tsy ampoizina e !
44. poupounesana ( 08/12/2004 09:24)
maria zany fa tsy misy tanteraka tokoa zà manaiky an\'zay mitsy aho!nefa misy koa ny zvt efa hay hoe tsy mety d mbola fanahy iniana atao ihany!!!! raha zavatra efa nananarako ny olontiako alou kanefa mbola mahavoa azy ihany d midika alou zany @ko hoe tsy firaharahiana ny teniko eh!fanaovana tsinontsinona ahy zany ka inn ndray aza no ataoko miarak@ zay manao tsinotsinona ahy eh?
fa miankina @ le hadisoana vita marina alou io eh! manomeza ohatra hadisoana d valianay arak\'izay.zay ny mora2 fa toa miodikodina b le resaka
45. fijo ( 08/12/2004 22:59)
marina izany ralema.
sendra solafaka ve dia efa resabe mihintsy ny an\'ny sipa.mba olombelona ry zareo an.sendra niakatra ny rahanay tamin\'iny.
46. pitchou ( 12/12/2004 16:43)
rehefa iny no tsy handeferana dia mionona raha mbola natao! na ataovy koa hoe sendra ny tsy andeferana mihitsy de vita ary e! izany v no itomanianareo eo! mitraka fa lehilahy!
47. fijo ( 13/12/2004 23:13)
izahay anie efa mitraka,fa ianareo koa mba manaova fandeferana fa tssssss
48. pitchou ( 15/12/2004 07:09)
ka ny rehetra ange azo andeferana fa le tsy azo andeferana no tsy andeferana e! mba ireo fotsiny no tsy adeferana ve d tttttsssss!
49. fijo ( 15/12/2004 21:50)
mamela ny heloka wa
50. pitchou ( 16/12/2004 05:35)
ka we tsy andeferana wa ireo ko! tsy maninona fa amelana kaly enao ary e!
51. fijo ( 16/12/2004 21:28)
kaly sy ny heloka avela e
52. pitchou ( 17/12/2004 06:03)
tsy izy rehetra ka
53. mihanta ( 17/01/2005 16:25)
sombintsombiny zany?
54. pitchou ( 17/01/2005 17:42)
ie kou! he ary zany izy we nanao helika sady mety be vava amboniny
55. mumu ( 17/01/2005 20:33)
pitchou :-D :-D
56. fijo ( 17/01/2005 23:29)
mianara mamela heloka wa fa fahendrena anie izany e
57. ikaretsaka ( 18/01/2005 02:25)
dai tsy mazava intsony ry sipa e
tsy mamela eloka nefa mitady avela heloka

http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m41dff0b24f1be
58. pitchou ( 18/01/2005 19:59)
ko nareo bandy manitsoka anay fona ko
59. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:05)
taiza indray izany?
60. fijo ( 18/01/2005 23:32)
izay le sipa e.za ataovy an\'izao sy izao e nefa izy ve mba hano an\'izany???tsssssss baolina vaky
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.281