ny fahadisoanay
21. pitchou
(
29/11/2004 17:59)
zà alou d tsy mba mila korontana @izany e! efa samy mahafantatra mialoha ny zavatra tsy leferin\'ny iray daholo! d raha sendran\'izay d tsy misy mifandany andro mifanazava zany fa efa mazava zany ny resaka! raha zavatra hafa indray dia ho hita eo izy raha mahazaka izay nataony t@ tena! izay ihany!
22. fijo
(
29/11/2004 21:32)
poupou an indray mandeha fotsiny ve dia loza fa ndry ko tsssss.mba sendra nibolisatra ve le akama dia izany no ataonareo.
24. fijo
(
30/11/2004 21:12)
ka izao koa anie e.raha tsy homena le bandy iray volana,ka mahatanty,dia ilay sipa indray no holasa saina hoe nanao tany io mahatoa mahatanty dia lasa gidraka hafa indray.
25. pitchou
(
01/12/2004 03:27)
lema> famaizana zany fisarahana zany!
fijo> matoa izy tsy omena d efa izay zany! mahazo mitady hafa izy, ary tsy mila miandry sy manantena ny aty intsony!
fijo> matoa izy tsy omena d efa izay zany! mahazo mitady hafa izy, ary tsy mila miandry sy manantena ny aty intsony!
26. mihanta
(
01/12/2004 08:06)
amiko alou tsy misy tahaka ny mifampiresaka ihany.olombelona mandia tany daholo ka tsy maintsy solafaka indraindray.omena fampitandremana kalou fa refa tena gravy loatra d aleo izy no hanontaniana am zay famaizana tokony hatao aminy,fa na d zany aza ianao ihany no tompon\'ny teny farany.fa inn anefa ilay fahadisoana fa miankina amzay koa anie
27. lema
(
01/12/2004 10:40)
ka ohatra hoe tratra nampirafy zany lery na ikala dé ahona?na mody hariva foana,na mpisotro toaka be sns........
28. mihanta
(
01/12/2004 12:29)
raha tratra nampirafy lery?k sao kosa avy am le vevavy ny antony.mety tsy nahafapo azy ny nataon dravehivavy .indraindray kou anie avy ao am le koupla ihany ny olana .
29. chipie1
(
01/12/2004 12:37)
tsy voatery oe avy aminy couple kou an , mety fitia te hanandrana fotsiny le oe mampirafy , nefa refa avy eo miteraka olana...
30. lucas
(
01/12/2004 13:26)
Mitovitovy daôly ny hevitra zany hoe araka2 ny adisoana nefa raha miafara @ fisarahana ve tsy vao mainka tena ho lasa FAHADISOANA?
32. fijo
(
01/12/2004 22:22)
chipie>raha mba miteraka olana anie le fampirafisana tsy koi,fa raha miteraka olona no gravy e.
33. ravatorano
(
02/12/2004 09:24)
na miteraka olona na olana ny fampirafesana dia gravy foana.Amiko matoa mampirafy izay defa tsy tiako intsony ilay olona neveriko fa tiako noho izany za tsy hampirafy fa avy d misaraka ka inn no fahamaizana ho azoko amin izany za efa nisaraka kouh ! bye bye !
raha resaka fisotroana b loatra maro b ny vhv mahazaka an io fa resaka fotsiny hoe mamo indray llelik..... ty nefa ao ampo mangotika ihany d avadibadika d tsy matory mihitsy fa mikarakara eo :-D :-D
famaizana amin izany avelao eo fa aza avadibadika d hihohoka eo fa ny ampitso izy andrasana ao antrano miaraka amin ny hira 617 sy ry 444 :idea:
marina ny voalazan i mihanta tsy misy izay tsy solafaka fa tsara ny mifampiresaka raha azo alamina ihany na tsia fa rehefa mihenjana ny tady tsy maintsy tapaka foana eh.

34. pitchou
(
02/12/2004 18:12)
raha efa fantatrao v hoe iry tena tsy ho tantiny mihitsy nefa nataonao ihany d hoe hiandry resaka? filana ady izany ary fanambaniana ilay iray!
fa ny ahy rehefafantatro hoe iry tsy tantiny mihitsy ary mahafantatra hoe iry tsy ho tantiko mihitsy, dia tsy misy resaka ilaina atomboka akory raha misy manao an\'izay! ny misaraka ihany no vaha olana @zay!

35. lema
(
02/12/2004 19:54)
nareo vhv anie ka be théorie loatra anefa rehefa tonga tokoa ny tokoa tsy hita zay atao fa lozana mitomany fotsiny. :* :-* ho anareo sipa gasy rehetra reo fa mahafinaritra daholo nareo.
36. fijo
(
02/12/2004 21:16)
ravato an,le mampirafy koa anie mety mba heritreritra sendra nandalo fotsiny e.
37. pitchou
(
03/12/2004 13:29)
nitomanian\'ny sasany tao angaha ra-lema? izay ataon\'ny hafa tsy problemako fa izaho tsy tia anaovana fanahy iniana zavatra efa fantatra fa tsy tantiko izany! ary tsy mandefitra @zany mihitsy aho, sahala @ tsy ahazakanareo ny zavatra tsy tantinareo! afaka manao théorie kou nareo hoe tsy misy an\'izany, fa dia manandrama raha te-hahita d izay!
nareo bandy ato manko be miseho milay hoe ireo sipa \"gasy\" ireo atao an\'itsy e! atao an\'iroa e! nefa vao lasan\'ny vazaha ny sasany d nareo no mipenopenona voalohany! mbola aiza re!
nareo bandy ato manko be miseho milay hoe ireo sipa \"gasy\" ireo atao an\'itsy e! atao an\'iroa e! nefa vao lasan\'ny vazaha ny sasany d nareo no mipenopenona voalohany! mbola aiza re!
38. poupounesana
(
03/12/2004 16:01)
fijo t@ ela b! raha zay v no mibolisatra indray mandeha d andefitra nareo? ounntsss! zay alou tsy handefitra manana ny rariny eh!zany mamitaka zany amiko alou tena tsy azo leferina mitsy! nivadika t@ ny fanekena na teny @alitara na mbola tsy teny! manentany ny olondrehetra aho indrindra ny vhv mba tsy hanaiky na handefitra zé fauty mifandraika @zay resaka famitahana izay!
39. pitchou
(
03/12/2004 17:12)
tena zany mihitsy poupoun! misy ny azo leferina fa misy ny tsy andeferana mihitsy! ary tsy mila andaniana andro ifanazavana akory