manelingelina tokoa ve ny fivavahana kristiana

41. kinaoly ( 16/12/2004 10:58)
annie> mba miresaka kosa de samy maneho ny heviny :-o
42. booboo ( 16/12/2004 11:08)
sady zay ny fandresen-dahany dé hajaina @ zay fandresen-dahany zay izy fa tsy tapenam-bava satria oe tsy mitovy finoana @ be sy ny bobaka
43. bichette ( 16/12/2004 14:13)
fijo a aza miteniteny fona eo an
44. moi ( 17/12/2004 15:03)
raha azoko ny tian\'yonikafopl lazaina dia ny mpivavaka no manana olana fa mahatsiaro voaelingelina. Ny fanehoana ilay finoana matanjaka ao anatin\'ny mpino mihitsy anefa no tena manelingelina ny hafa, fa raha mipirimpirina ny mpino tsy olana. Nefa ve ny mpino natao hisitrisitrika ?
45. kinaoly ( 17/12/2004 17:43)
moi> tsy ny fampisehoana finoana no manelingelina fa ny fomban\'ny sasany mitsara ny tsy mitovy finoana aminy, sy ny chantage morale ataon-dry zareo ny hafa : we \"nareo mpanota fa minoa mba ho voavonjy\" (na fivavahana kristianina na tsia no tikou lazaina eto) sy ny \"we ratsy ny fombanareo etc....\"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4708