tsy hay intsony!!!!!

21. lema ( 11/11/2004 19:25)
bien vally :wink:
22. fijo ( 11/11/2004 21:10)
mumu >ilay fitenimbazaha anie mety aminy io fa tsy mety amintsika e.
kally>ary toetra taiza indray ity mamporisika olona hisaraka ity?indrindra ny andro izao ririnina?
23. lema ( 13/11/2004 08:48)
fa zao ny fahitako azy ny zavatra rehetra ety ambon\'ny tany de efa natao ifameno daholo misy olona ty mikitakita,misy olona kou tia kitakitaina,@ ny fiteny hoe na \"vody sobika aza manantandrify,na kou hoe ireny mpangalatra ireny kou anie ka tian\'ny vadiny e\"!
24. kitjo ( 13/11/2004 14:58)
Mifankatiava ihany ozy Solika e :-*

refa mahay mifampiresaka sy mifampitaiza tsisy anzany e....fa na zany na tsy izany ny lehilahy no tokony ho lohany....izany ndray tsy midika hoe ze tiany no atao...

refa tsy mety le communication d aleo misaraka znay fa manjary misy tahotra d lasa mandainga sns avy eo d mitarika zvt hafa


resaka efa mpandeha eto io
25. fijo ( 16/11/2004 00:04)
lohany ve tsy hitarika ry kitjo a?
26. booboo ( 29/11/2004 16:27)
xxxtary @ vôlohany >elle a ses règles :°)
27. dezy ( 29/11/2004 17:17)
refa tsy tianao ny kitakitaina de aza atao @ bandy tinao,misy mantsy ny bandy tsy mba be teny na mamaly an\'ireny fa tonga de felaka mivezivezy no valiny tsy we mpamono vhv izy akory fa tsy mba mahay mamaly kitakita mandefitra ka refa tsy zakany de pan :-* :-* :-*
28. fijo ( 29/11/2004 22:04)
za zao ohatra dia toa izay.za tsy tia mifamaly izany.fa avy dia tolona.
29. booboo ( 30/11/2004 07:37)
dezy>fa inona ndray no fiantso an\'izany lelà \" tonga dé felaka mivezivezy \" zany ? vô mikasi-tanana défa mpamono vevavy zay !!!
30. sechat ( 30/11/2004 11:00)
Refa misy tsy zaka de aleo tenenina tsotra fa tsy mikitakita. Ary ny iray koa refa mba tenenina in\'1 de mba henoina fa tsy hoe vita zay de adino.
Le an\'i dezy sy fijo aloha de aza eritreretina mitsy fa tena tsi izy e! :evil: :evil: :evil:
Refa tsy mifanaraka nefa efa avy nifanazava de samia manohy ny lalany fa samy olon-dehibe.
31. dezy ( 30/11/2004 13:25)
boboo> misy anie zavatra hifanazavana ka na efa miteny aza ny 1 fa azafady fa diso za de mbola mahazo sermona sy kitakita ihany ny latsa etsy andaniny tsy laitra de inn no tokony atao @ nao?? tsy felaka mivezivezy ny afarany??? tsy misy bandy mikasitanana zany ra tsy efa miotra ny loha e :-P (l) .Mafinaritra anie reto sipa reto eee :-* :-* :-*
32. booboo ( 30/11/2004 14:05)
dezy>booboo fa tsy boboo :°) . zay lé tokony ianarana mandefitra sy mampitony fo ho an\'ny roa tonta. Sôtra alongany niteny oe mahafinaritra zahay vevavy e :°)
33. fijo ( 30/11/2004 21:30)
marina izany letia an.tsika tsy mikasika raha tsy ampikasihana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2526