tsy hay intsony!!!!!

1. xxx ( 08/11/2004 16:44)
Fa maninona kay no misy sipa tsy mba mahay mitambitamby fa sady be kitakita no masiaka no mpanao didy jadona kanefa rehefa ialana dia ny bandy indray no lazaina fa macho e, salop e, connard e, ?
répondu par fijo le 30/11/2004 21:30
2. kally ( 08/11/2004 20:36)
Fa maninona ahoana moa no tena tian\'i X ho fantatra? :?:
3. fijo ( 08/11/2004 23:14)
kally a,rehefa be kitakita dia tokony ahazaka ny hipitsihana.
4. ikaretsaka ( 08/11/2004 23:50)
zay mihitsy.. te hanao aminy eo..
fa na izany aza aza miadyhoa!
5. vally ( 09/11/2004 07:30)
Salut!! za joba fa zao: sure aho fa tsy de misaina firy zany jôbanao zany!!! ny kôfa ange mila tambitamby, mila karakaraina, fa tsy atao anzany e!!! zany no tena fitiavana !!! mila mandefitra!! mila eo anilany foana n\'inn n\'inn manjo azy!! raha mitrerona ny kofa de ny joba mila manambitamby azy foana!!! asaivo manao formation aty amiko izy raha zany fa tssss!!! inn ko zany joba mampijaly kofa zany?????
6. jhouhlambout ( 09/11/2004 10:12)
Ekena, bravo vally! :wink:
7. tolotra ( 09/11/2004 10:15)
bandy miahaka koh zany bandy kitakitain ny sipa izany felao ny tamaina rah vao mikitakita ry bandy akama an!
8. zakilinina ( 09/11/2004 12:59)
Izay ilay macho :evil: . :evil: . :evil:
9. fijo ( 09/11/2004 21:32)
ok vally
zakilinina>izay le tena mahay azy ka
10. sipagasy ( 09/11/2004 21:44)
fa nahoana kosa ny sipa no voatery handefitra tsss taloha izany kosa fa tsy ankehitriny kosa é! izao efa mitovy zo samy afaka mikita! hihi za kosa tena tsy miray feo @ vally kannn :?
11. fijo ( 09/11/2004 23:36)
mangina wa.hipitsika eo izahay an.
12. bekorontana ( 10/11/2004 06:01)
tsy hay intsony aôna é. mikorotana ko zany lé
13. mumu ( 10/11/2004 08:43)
fijo ndana kou mipitsika any fa nga misy mitana klé!!
na ny vavy na ny lahy tsy maintsy mandefitra fa tsy ny sipa fôna akory no handefitra!!
14. chipie1 ( 10/11/2004 15:51)
bravo mumu :-*
15. fijo ( 10/11/2004 21:54)
mumu>ndry io mihintsy izao no mitomany rehefa hipitsihana.ko tssssss
16. dezy ( 11/11/2004 10:49)
aza miptsika zany fijo an!sarotra be manambitamby oul eto less a.Mandefera fa zay hono ee,zay lay fitiavana
17. six ( 11/11/2004 11:14)
tsy hay intsony!!!!!
18. mumu ( 11/11/2004 12:04)
fijo hoy ny vaza hoe un de perdu dix de retrouver!!!!!!
fa na zany aza malahelo za raha mande njy an!!
samy mandefitra wa tsy ny vavy fôna na ny lahy fôna no andefitra!!!
19. kally ( 11/11/2004 12:42)
Sss aleo hisaraka any rehefa tsy mahay mifanaja fa mifampikitakita, matoa ny ankilany mikitakita dia tsy nahalala nanitsy koa ny andaniny noho izany samy tompon\'andraikitra ianareo,matoa ny iray be didy jadona dia nanaiky lembenana foana koa ny iray izany hoe tsy nisy fifanakalozan-kevitra mihitsy teo aminareo ka tsara marina raha misaraka ianareo fa manjary raha mitohy miteraka zaza ratsy taiza :-P
20. poupounesana ( 11/11/2004 15:06)
eh!! hoan\'i xxxx! io anie tokony handeha à double sens eh!omenao tambi2 izy d omeny enao!rehfa mikitakita azy enao tsy maintsy mba omeny kitakita kely madinidinka eny ihany koa!
ozy lehiran\'i scorpions zay hoe what u give u get back!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3762