ny virtuelle makany amin\'ny réelle : maro ny namana no mahatsiaro fatsy mety aminy io !

81. naritsimba ( 07/12/2004 08:13)
fijo> ny mangina ko volamena eh!
miam! miam! miam! lanin\'ny be kibo ny lôka
82. naritsimba ( 07/12/2004 08:17)
fijo> ny mangina ko volamena eh!
miam! miam! miam! lanin\'ny be kibo ny lôka
83. naritsimba ( 07/12/2004 08:25)
fijo> ny mangina ko volamena eh!
miam! miam! miam! lanin\'ny be kibo ny lôka
84. arimalala ( 07/12/2004 11:12)
mimich> za ko vao saika hiteny an\'i Samoina oe sao d andefasana sambos
fa na zany ary d misaotra anao @ firariana e
85. fyjl ( 08/12/2004 11:08)
Tsy misy mihoatra ny REEL rankizy a!
Ohatra iray io @ 18 Déc ao @ INTH Ampefiloha io
86. ikaretsaka ( 08/12/2004 14:01)
raha za ialahy ry fijo manomana rencontre any ko dia manao kaly be fa ampilendalendain reo fotsiny..
antsovy ny kilonga
87. fijo ( 08/12/2004 22:30)
tena noana tampoka aho nama naheno ireo resaka ireo le,mbola hoavy ny ahy e
88. mimich ( 09/12/2004 11:46)
ka i pitchou anie zao tsy mety hiaraka aminay @ 18 fa ho any aminareo hono e!
89. fijo ( 09/12/2004 21:26)
aleo izy hoavy aty e
90. ravatorano ( 13/12/2004 07:34)
fijo>tonga namana marina indray v vao ho mavomavo kle ! tongava re tongava re
amin io 18.12.04 io izany no hijerena izay fivoakan ity virtuel makany amin ny réel ity za aloha mino fa ry zareo virt no handresy eh :oops: :cry: :evil: :wink:
91. chipie1 ( 13/12/2004 16:07)
ravatorano< hihihi mbola tsy ainao faza tonga de mino anizany kosa alou enao e
92. fijo ( 13/12/2004 22:39)
ok ravato.
mbola hiova io ravato fa le toetra zatra mijapy train io mbola sarotra esorina an.
93. mihanta ( 13/12/2004 23:02)
k hatraiza aza ny fetran\'io virtoaly mankany am reel io
94. ravatorano ( 15/12/2004 07:13)
mihanta>tsy azo asiana fetrany izany ny fifandraisana sy fifaneraserana fa miankina betsaka amin ny tontolo manodidina izay indrindra ny fametrahana tanteraka ilay vinavina sy eritreritra we i ravato zao mety ho toy izao na ho toy izatsy ho an izay mbola tsy nahita ny sariko sy tsy nahita ahy mivantana izany.
Raha toa ka hhisy ihany le fetrany dia eo amin ny fifanajana tanteraka no ametrahako azy.
95. booboo ( 15/12/2004 10:36)
zay mitsy
96. fijo ( 15/12/2004 22:11)
marina izany
97. mihanta ( 15/12/2004 22:18)
ravatorano zay le tsy afoizako an\'io zokimalala io an :-*
98. ravatorano ( 16/12/2004 09:34)
mihanta>misaotra eh
:-* mamibe njy

fa izao hisy siripirizy b amin io 18.12.04 io ho an ireo namana hiala amin ny virtuel izay vao2 izay vao hita izany
siripirizy tsay akiteniteny fa ho hitanao eny ihany
99. fijo ( 16/12/2004 20:57)
mba misehoa amin\'izay e
100. ravatorano ( 20/12/2004 06:47)
hita izany tamin ny fihaoanna tamin ny 18 teo iny fa nitombo indray ny namana nila tamin ilay virtuel fa d nanampy anay tao amin ny réel eh.Isaorana avokoa ianareo rehetra fa d milay eh :roll: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1704