ny virtuelle makany amin\'ny réelle : maro ny namana no mahatsiaro fatsy mety aminy io !

21. ikaretsaka ( 14/11/2004 04:02)
ny ahy aloha tsy mampaninona anahy izany hoe iza izany ikaretsaka izany e
22. pitchou ( 14/11/2004 05:24)
ka tsy hoe ianao ange karetsaka fa ohatra hoe fantatr\'ilay mba te-hiresaka hoe \"kay nedala le karetsaka\" no mety hampiemoyra azy raha toa ka ianao anisan\'ilay tsy d tiany hanambarana ny mahazo azy e! d rehefa avy eo koa fantatrao hoe kay nedala le ni delira tao iny ... ohatra
23. kitjo ( 15/11/2004 07:55)
ika. mety ho hisy fahasamihafana ihany...

za zao taloha miresaka amin\' i ravatorano mitsikanikany...manadala....satria tsy fatako kory t@ zany na ny taonany aza...

kanjo nony niresaka dadatoako kay izy....lasa ho azy ilay ankitandritandrina...tsy mihatsara velatsihy akory an....fa hoe mba manaja ihany na mananihany aza

24. ravatorano ( 15/11/2004 08:05)
kitjo>hihihihihihi marina izany eh
manahirana tokoa aloha io eh tsy manome tsiny ny namana tsy te hiala amin io anie aho fa te hanontany hevitra amintsika koa hoe tena hatraiza ny fetrany ary inn no vokany raha mifankahalala amin izay avy eo.
nisy namana izay niteny hoe raha ilay nikoty tsy nahazo iny no tena henjana houzy lery hoe inn le joba tsy zakako :-D :-D :-D :-D
25. raketrika ( 15/11/2004 12:40)
za aloha raha mifanena amin ireny joba misehi miantso antso anah malala ato ireny d hummmmmm aoka fotsiny fa ho tonga matanjaka b zà eh
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: rehefa virtuelle misy manararaotra b ery mantsy hihihihihihi :-D :-D :-D :-D :-D
26. kitjo ( 15/11/2004 15:04)
hiihihhihii
mataotra ho diso fanantenana d miketrika fika an...hiihihih
27. fijo ( 15/11/2004 23:23)
arakaraky ny olona io e.tsika koa mbola maro no sarokenatra.
28. maditra ( 16/11/2004 00:27)
zaho aloha hafa mihitsy ny izaho amin\'ny forum sy izaho tena izaho e. Matetika aho no sahisahy be mihoatra ny tsy fataoko andavan\'andro. Tsy tiako ho fantatran\'ny manodidina ahy akory hoe izaho no maditra. Mety misy mahafantatra ihany fa.......
Maditra!
29. ravatorano ( 16/11/2004 08:41)
samoina>marina tokoa izany mbola maka tsirony angamba aloha eh mino tokoa ny tenako fa mety tsy ho ela akory aza d hivelatra bebekokoa ny fifandraisana eo amin ny samy namana :D :wink:
30. fijo ( 16/11/2004 22:02)
efa misy ilay izy fa le hifanatrika mihintsy no mbola tsy lasan\'ny namana sasany.
31. ravatorano ( 17/11/2004 05:57)
ka le mifannatrika mihitsy no tena maha olana azy satria misy ny tena saro kenatra tsy mahaita lazaiana rehefa miaraka fa mba eto izay ny ecran no eo anoloany eo d mahay mitantara ety.
Ohatra izao i six rehefa miaraka tsy mba b resaka izany fa tena maotina b ilay tovolahy :wink: :D nefa rehefa eto amin ity virtuelle ty mipetsona ery le vava :-D :-D :-D loha d sahy nifanatrika mihitsy eh
nefa lery a
32. hery ( 17/11/2004 08:31)
Misy dingana tsikelikely ihany io raha ohatra ka tena maniry hiroso amin\'ny reel dia ilaina ohatra ny manao présentation kely, dia avy eo rehefa elaela dia mampiditra sary kely dia manatrika fihaonana dia mandray andraikitra :)
33. fijo ( 17/11/2004 21:29)
hery,
raha ny fahitako azy ny namana any mada dia efa manao io dingana voalaza io mihintsy,ary be ny hezaka tsapako avy any,fa ny ankizy sasany mihintsy no mbola menatra.izao anefa no tokony ho tsapan\'ireo ankizy ireo.ny fananana namana toa andry ravato ,iza koa ilay mpanao gazety ato iny,sy ny hafa hadinoko.dia ahafahana maka fahalalana betsaka izay tsy hitanao tany ampianarana mihintsy.ary ahafahana miomana koa amin\'ny hoavy.ka mba miezaha ihany fa iohenatra io anie ka manary indraindray e.
izay no nahatonga ny anglisy nanao ho teny tokana ny henatra sy ny dia.\"shy\"
34. ravatorano ( 18/11/2004 08:36)
fijo>be loatra le toraka vonikazo kle
marina fa efa betsaka ny ezzaka nataonay namana aty ary ry ralay aza no isan ny namaky lay tamin izany niaraka tamin dry Voahirana sy ry Julien angamba izy izay .
Fa araky ny resaky ny namana sasany moa d aleony ihany mijanona amin ilay virtuel fa io no hahafahany mivelatra kokoa , ny tanako moa tsy sarotiny amin izany nefa mitaona ihany izay afaka hiroso amin ny lalina fa ny namana serasera eto Madagasikara dia efa nanomana statut mihitsy hifampifehezana rehefaa ny aoriana any ka hita fa mivoatra tsara ilay fikambanana :D
35. xxx ( 18/11/2004 13:01)
ravatorano > Tsara ilay hevitra statut na mba efa manana ny maha-izy azy aza ity virtuel hiosenantsika eto ity e !
Any aoriana any ny taranaka hanangana \" statue\" an-dRavatorano koa ahatsiarovana ilay loharano nipoirana . hihihi. Mbola afaka zato taona izany anefa. :lol:
Samoina
36. fijo ( 18/11/2004 21:38)
ravato,tena marina izany ka.ny fahitana ireo efa zokiny anie mba ahazoana lesona amin\'ny hoavy koa e.
37. ikaretsaka ( 19/11/2004 03:24)
zay mihitsy..
ny any singapour koa hono efa misy statut sy mandeha @ dingana manaraka
38. fatsoraly ( 19/11/2004 03:48)
Andeha mba handingana any aho raha izany. hahaha! :D
39. ikaretsaka ( 19/11/2004 04:33)
tsy azo handehanan\'ny karana hono any fa misy mandroaka be :roll:
40. fatsoraly ( 19/11/2004 04:39)
Zany ve lesy? Izaho angaha hiditra any @ tranon\'olona mihidy karetsaka? Eny aza fa aleoko indray any Mecca izany. hahaha.
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2635