ny virtuelle makany amin\'ny réelle : maro ny namana no mahatsiaro fatsy mety aminy io !

41. ikaretsaka ( 19/11/2004 05:06)
ny karana hono specialistra an\'io tsy aniketiteny de miditra tranon\'olona io de voaroaka ko :-D
42. fatsoraly ( 19/11/2004 05:20)
tena mba manala baraka anay tokotrany ny ataon\'ny karana sasany le.

Ho an\'ny karana rehetra> nee guda denga! hahaha!
43. ravatorano ( 19/11/2004 07:04)
ikaretsaka>fatsoraly> :-D :-D :-D
Izao aloha tsy izaho no nanao ilay statut fa efa vitan dry zareo namana teo aloha izany ffa ny namana taty aoriana nanao ny fanadiovana sy ny adaptation amin ny tokony filana eo amin ny serasera amin izao fotoana izao ka ireto avy ry zareo : voahirana , mcz , glou , fyjl, herylo fa za kosa mpijapy sy mpandrindra angah no filaza azy.Tsara aloha ilay misy arofanina mba hisian ny fifampifehezana na dia hoe aza faran izay kely eh fa d alefa tsilemilemy eo aloha ilay izy fa farany v io tsy hanerana ny vazatanin i Gasikara ary d ho toy izany koa ny anareo namana tsy foy any ampita any :D :wink: .
44. angie ( 22/11/2004 11:17)
ny zavatra mba mahagaga ahy kou de samy miresaka eto doly fa raha ny admin aza menatra mametraka sary mba aona hoy ny namana tsotra. Raha ny hevitro dia mba tokony mametraka sary na iray avy fotsiny aza ny mpikarakara rehetra.
Za zao miresaka @ ankamaroan\'ny namana, mivazivazy mivirtoaly sns fa tsy azoko antsaina mhintsy hoe ohatran\'iza lay oul. Mino ah fa misy tena hafa mihintsy noho ilay image ao antsaiko ao :-D
45. fijo ( 22/11/2004 20:55)
misy sarin\'ny admin ato ka.
fa momba io hevitra io aho ary efa mba nandroso an\'io ihany fa éé.sarotra be
46. pitchou ( 23/11/2004 12:11)
tena sarotra mihitsy wa e!
47. fijo ( 23/11/2004 21:19)
aiza ne ndry ary e.
48. fyjl ( 24/11/2004 06:42)
Raha ny hevitro manokana dia :
Ny mba hankanesako any @ reel no hidirako @ virtuel.
Mbola hafa ihany izany mifankahita tava izany e!
Izahay koa bôgôsy de tsy matahotra ny hifanatrika eeeee!
hiihhihihhih
49. fijo ( 24/11/2004 21:12)
izay mihintsy ka
50. pitchou ( 25/11/2004 21:57)
ka zahay tsy manja d menatra kou
51. mimich ( 26/11/2004 07:10)
Ravato> merci zoukki !!!!!!!! tsara ilay lohahevitra
Tany am-piandohana dia anisan’ireo olona nanana eritreritra fa hijanona ao anatin’ny tontolonn’y virtoaly aho, sady mbola namantatra rahateo , fa rehefa nivadika ny volana sy ny taona ary nahita fa nahafinaritra ny fifandraisana an-tsoratra sy ny fifanakalozan-kevitra teto @ serasera , indrindra fa teto @ forum, dia nanapa-kevitra fa tsy mampaninona ahy ny mihaona @ ireo namana , na dia ny fahafantarana fotsiny aza hoe iza ireo olona mpifamaly resaka ato ireo, na tsy hahita ny rehetra aza fa ny sasany ihany, dia hitako aloha fa tena mahafinaritra ilay izy e !ny fotoana fotsiny indraindray no mametra tsy ahafahana mamonjy fihaonana.
Izaho aloha dia anisan’ialy mpitantara fiainana sy mpitaraina @ namana ato e ! ary maka toro-hevitra mihitsy aza, nefa tsy nampaninona ahy ny fihaonana t@ izay namana afaka nihaonana satria fantatro fa tsy nihoa-pefy ny zavatra nataoko sy notenneniko. Ny fahitako azy manko dia be ny mihoa-pefy eo @ fomba fanoratra sy fiteny angamba dia lasa menatra na tsy sahy avy eo, ankoatra ny hoe tsy te hihaona tsotra izao, hafa iny.
Zao zao za lasa manana zoukki bedabe imenomenomako sy itantarako izay mahazo ahy eto, sady ny mampihomehy ahy dia botabe be kibo (ex ravato,) daholo ny zoky ifampiresahako eto nefa tsy fanahy iniana ireo an !, hay fa nisy exception kay , Samoina kay tsy bota fa mazoto homana fotsiny fa azafady hihihi :-D :-D :-D
Fyjl> za horera fa sahy miseho masoandro ka !
52. fyjl ( 26/11/2004 09:40)
pitchou sy mimich kambony ry reto samy manja daholo a! Za mantsy efa nahita
53. pitchou ( 26/11/2004 18:41)
fyjl> lasa boramena aza aho kou!
54. poupounesana ( 27/11/2004 11:29)
le virtuel koa toa asianareo mafy mitsy han!aza atao an\\\'izany izy fa rah tsy nisy an\\\'ity sehatra iray ity anie ka betsak no oll tsy nifankahalala na nifankatia eh na nifanerasera (na antsoratra na mivantana) mihitsy eh!
marina hoe sarotra le mi-passer du virtuel au réel! miankina @ le tanjon\\\'ny tsirai2 koa io eh!raha mitady namana tsotra toy ahy alou d tsy hitako zay olana raha hoe hifankahita! fa zany ho jerena tsara kosa alou hoe mety ho azo atokisana v sa tsia lay namana mialohan\\\'izany retra2 izany.ny hany mety hampihemotra ahy d hoe tsy nitovy ny tanjonay sy le namana (hitady olontiana izy ohatra)! raha vao izay d aleoko tonga d miafona :^) .....
zà zao d mazoto mitsy mandeha @ le fihaonana (anontanio ange mimich eh) saingy tato2 le fivoriana sy le sortie reny toa isaky ny zà tsy afaka foana d tsy hitako zay atao fa d ny misento mangina sisa eh!d manantena fa ho afaka aho @ le fihaonana alohan\\\'ny faran\\\'ny taona io!d manantena hahita namana bdb indrindra moa fa ireo mafana fo sy mahay vava ato @ forum ato!
55. mimich ( 27/11/2004 14:56)
poupoune> Ie, marina alou zany e, zay sy poupoune zao efa nifankahita , tongava aky @ 18/12 ao@ INTH ah (hihihi!!! sady manararaotra mano pub ihany aho)
fyjl> aza mamitaka olll @ izany eo ianao, pitchou ngamaba zany fa tsy za!!!
56. poupounesana ( 27/11/2004 14:59)
mimich, hiezaka ny ho tonga aho fa misy inn alou any @ io eh?
57. pitchou ( 27/11/2004 19:31)
mimich> tsy zà zany an!
58. mimich ( 29/11/2004 08:36)
poupoune> fankalazana ny fah 5 taona ny ser2 akia a! , jereo any @ fety sy fihaonana ny fanampiny aky fa so de bedy eto za fa hors sujet ah!de pitchou kou tongava @ zay,
59. arimalala ( 29/11/2004 10:56)
mimich kambony milay b fa za koa efa nahita
fa i Pitchou ko ôtran\'zany ihany na d mbola tsy hitako aza
60. pitchou ( 29/11/2004 17:39)
fa rahoviana tsara mou le izy? andraso alou jerevana ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1664