ny virtuelle makany amin\'ny réelle : maro ny namana no mahatsiaro fatsy mety aminy io !

61. fijo ( 29/11/2004 21:12)
manja aby ireo ry zalahy fa sangy namana ihany a.
62. ravatorano ( 30/11/2004 11:34)
fijo>hihihih
mimich>zany an
poupounesana>pitchou>arimalala>tongava fa d anaovana fandraisana manokana ianareo namana sambany hifanatri tava amianay eh :-* no atao mamy b misaotra melou
63. fijo ( 30/11/2004 20:51)
izany ry sipa isany a?efa mba misy fandraisana hoanareo ao.
64. mimich ( 01/12/2004 07:00)
waa!!! i arimalala sy poupoune ary efa samy nande in-- mande fa i pitchou no mbola tsitako tao mihitsy
18 @ 2ora tolakandro ry pitchou ah! amboary dien\'izao ny fotoana jereo fety sy fihaonana fa any misy fanazavana misimisy
65. naritsimba ( 01/12/2004 08:25)
Zà efa misimisy ihany ny oll hitako isan\'izany i pitchou, mimich, voahirana, princesse, aidan, mcz, capitou, fyjl, ravatorano, samoina, glou, mozart, herylo, manjamanja, blackman, hay be de be no efa hitako fa tsy voatanisako eto intsony ko!
Fa milay be rehefa hita vatana le oll mpiresaka eto an! ôtsan\'ny hoe aleo hifankahita foana.

Sa ahoana ravato zokibe ????????, :?: :idea:
66. fijo ( 01/12/2004 21:55)
marina io voalazan\'i naritsimba io.hoatry ny te hiaraka hikorana foana rehefa mihaona.
67. ravatorano ( 02/12/2004 08:49)
izao wa nanjary nisy zoma mahafinaritra foana
aloha , d niova kely indray hoe piknik d lasa hatrany antsirabe .
Tsara aloha ilay mifankahita tava fa aza omena tsiny ihany izay tsy marisika ny ho amin izany fa izay no tiany :wink:
68. fijo ( 02/12/2004 20:52)
ny sasany tsy te hifankahita tava fa zavatra hafa.
69. mimich ( 03/12/2004 15:54)
fijooooooooooooo :-D :-D
70. poupounesana ( 04/12/2004 14:00)
d omany tsarazany ravato ny fandraisana anay han! :-D :-D :-D fa hoavy mitsy zahay miaraka @angady sy ny harona! sa tsy zany ry pitchou, mimich, arimalala sy isika maro tsy voatanisako teo! d mba iangaviana kao zay mboal tsy hita hatr@zay nefa mba mifanerasera eto re mba ho avy eh! lelafina (virtuellement ihany han) ny faladianareo fa tongava reeeeeeeeeeehhhhhhhhhhhh
71. pitchou ( 04/12/2004 19:25)
tena tsy mety hoa le programako! tsy mbola eto aho izany @io fotoana io e! fa na izany aza tanjemo aho tsy amelanareo le fanjaisana ry poupoun, mimich, arimalala sy ny hafa an!
72. ravatorano ( 06/12/2004 07:46)
poupounesana>d miandry anareo tokoa eh fa hangotraka ny lanonana ary ny fandraisana d efa isy tapis rouge mihitsy ao fa aza manahy
73. poupounesana ( 06/12/2004 08:41)
eny hoà ravato ah! hoavy izahy! pitchou ah, efa asiana tapis rouge koa anie eh!ary misy terrain d\'atterrissage -na na jet v fa i pitchou manko halaina manokana @io!na farafaharatsiny terrain-na helico eh! ka rah vo tsy tonga ao manko jy ry pitchou d lanin-dry zareo daolo eo le anjarandjy!zà manko mbola tsy bokona b koa!
ravato ah, asivo mpaka sary (na mihetsika na tsia) @io fotoana io d izay no ometsika an\'i pitchou sy izay tsy afaka sao d tomany b eo izy!
74. mimich ( 06/12/2004 14:35)
tongava maro e!
75. xxx ( 06/12/2004 14:50)
iiiiieeeee!!!! ho tonga an\'eritreritra anay @ io fa ny vatana angamba miandry 2005 indray eeeee !! Mahavità be de mahazoa fahafinaretana avokoa na ny kely na ny lehibe, na ny ngetroka na ny ory ôôôô!!
samoina
76. pitchou ( 06/12/2004 18:11)
poupoun> mitonja akia sasé d mba anampirimo aho a!
ravato> aza d laniana daholo moa ny kaly fa mba amelao zahay e! nareo ranagah hampilendalenda anay fotsiny
77. fijo ( 06/12/2004 22:58)
aleoko mangina fa tsssssssssss
78. mimich ( 07/12/2004 07:25)
ndryyyyyyyyyyyyyyyyyy, mampalahelo be fijo zany, ravato ndray mantsy @ io no be kibo tompon\'ny kaly fa tsy i fijo
samoina ah! andefasana sambos ve e! atao firy????? :-D
79. naritsimba ( 07/12/2004 07:31)
fijo> ny mangina ko volamena eh!
miam! miam! miam! lanin\'ny be kibo ny lôka
80. naritsimba ( 07/12/2004 07:43)
fijo> ny mangina ko volamena eh!
miam! miam! miam! lanin\'ny be kibo ny lôka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6143