Ny fitiavana sy ny lainga ve mety miaraka?

21. fijo ( 17/11/2004 21:54)
ndraindray mamtetika ka.ela koa ve hatoro an\'io e.
22. fijo ( 18/11/2004 22:05)
aza variana radezy fa sipa anie ireo e.
23. rmo ( 19/11/2004 11:57)
Ilàina ihany ny mandainga fa tsy dia atao lalan-kitan-kisoa fa sao de manimba zavatra be eo ka loza, fa hoy anie ny fitenintsika hoe malagasy hoe \"Aleo mifanenana amin\'ny mpamosavy toy @ mpandainga\" de raha isika koa no mba handaingana de mahantanty ve? sa tsy? mba mipetraka amin\'ny toerany kely aloha e!
24. fijo ( 22/11/2004 21:32)
ilaina wa io hanatsarana zavatra
25. rmo ( 23/11/2004 11:43)
Na dia ilaina aza ny mandainga de aza mandainga loatra, fa io koa anie mety hanimba zavatra be na dia lainga masina aza ny ataontsika, misy anie ny olona de aleony kokoa mitsotra toy izay mandainga satria ny heloka hibaboana anie mody rariny hoy ny fitenin-drazantsika malagasy e! fa sao adinonareo e!
26. dezy ( 23/11/2004 13:50)
rmo>ela ve de tena mino fa tsy mandinga kely kou ny sipa fa de tena milaza ny marina momba azy???nde hitady ato za ra marina zany klééé :-P :-P :-D :-D :-D
27. fijo ( 23/11/2004 21:48)
aza mety rebirebeny eo radezy an.sipa anie bibilava e
28. poupounesana ( 27/11/2004 12:25)
inn tsara zaiiiiiiii?zay mitsy ry dezy ah! ny tody tsy misy fa ny atao no miverina! raha mandainga matetika enao aza gaga raha mba nisy nampiesona ihany koa!
29. fijo ( 29/11/2004 22:06)
raha matory no mihesona letsy tsy koi an.
30. booboo ( 30/11/2004 07:18)
matoa zay mandainga dé misy tahotra fôna ao na tiana na tsy tiana. F\'angah dé terrible aby zô akamanareo zô no mandainga tsindrainkindraiky nareo ? :°)
31. lema ( 30/11/2004 21:04)
ny zavatra fantatro alou dé ny lainga no mamelona ny fitiavana e!
32. fijo ( 30/11/2004 21:34)
sady hilaina ny laingalainga ahazoana ny fahamarinana.
33. booboo ( 01/12/2004 15:38)
ramaso >mataho-behivavy ôôôôôôô
34. fijo ( 01/12/2004 22:27)
marina izany letsy.kere eo ialahy.
35. booboo ( 30/12/2004 11:26)
ramaso, fijo>ka zay no tsy tokony andaingana @ vevavy ! tonga voahombo tsaratsara mitsy :twisted:
36. fijo ( 30/12/2004 21:08)
mpanombo voahombo izany.
37. booboo ( 30/12/2004 21:29)
fijo>beuh !
38. ikaretsaka ( 30/12/2004 22:20)
samy mandainga daholo ko reto....
ny sasany rehefa tratar dia voahombo fantson-drano zany..
de ny sipa tsy haiko heo fantson\'inona ny voahombo
39. dadabe ( 06/01/2005 06:05)
indraindray misy ataon-dry zalahy hoe lainga masina izay tena ilaina indraindray eo @fitiavana ,mba hampirindra ny fifandraisana.Fa raha lainga @fitiavana kosa izany hoe mody tia nefa tsy tia de angamba tsy tokony hiaraka ireo raha te hikatsaka ny fitiavana marina( true love) :-*
40. sahary ( 06/01/2005 09:58)
amiko aloha ry zalahy de zao a ny zavatra atao rehetra de misy farany avokoa ,izany hoe raha mandainga ary éla androany ka fantatry ny sipa iny rahampitso hoe éla kay nampiesona azy fotsiny de tsy hatoky an\'là intsony izy ary @ zay ny fantson-dranon\' là vao tena tapaka de kéré fôna là mandrakizay,tsy aleo milaza ny marina ihany de ny sipa fotsiny no mba mi-comprendre avy eo,f\'izany hoe ze tin\'là ihany io fa mba anatra ihany ny ahy sao de any aoriana any ka hoe maty aho basin-janako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3027