Ny fitiavana sy ny lainga ve mety miaraka?
41. fijo
(
06/01/2005 22:22)
ny lainga sy ny fitiavan dia tsyimaintsy miaraka raha tiana ny aharetany
42. totaine
(
13/01/2005 10:33)
Tsy afaka miaraka ny lainga sy fitiavana
r\'angah tsy mifanambina ny iray ve tena milaza ny fitiavana ny iray mandainga de ahoana :?:
Kanefa ny fitiavana tsy misy laingalainga tsy maharitra arak\'ilay ohabolan\'ny ntaolo manao hoe ny marina rehetra tsy ho zary filaza avokoa
Ny ntaolo ve anefa dia hoe marina sy arahina avokoa ny teniny asa tsy haiko.

46. ja
(
17/01/2005 14:00)
@ fomba ahoana no hialazanao fa tia olona ianao nefa mandainga aminy?raha sanatria fantany ny lainganao avy eo dia ahoana?voa miha pire.
Tsy alo v samy sincere dia milay b ny fiarahana @ zay e!sa ahoana?
Tsy alo v samy sincere dia milay b ny fiarahana @ zay e!sa ahoana?
47. booboo
(
17/01/2005 16:30)
xxx tary @ vôlohany>revô miteny aminô izyoe tia anao nefa lainga velona lé izy dé manambany anao tanteraka izy izay ! dônky HOMBOHINA ny fanafodiny :twisted:
48. ikaretsaka
(
17/01/2005 18:47)
booboo> de ahoana ihany?.. raha hilaza ny marina voahombo.. handainga voahombo!
49. ja
(
17/01/2005 19:11)
ikaretsaka tsy aleo ve milaza ny marina foana @ izay tsy enjehin\'ny eritreritra?
saona?
saona?
52. fijo
(
17/01/2005 23:42)
ja rehefa tonga aty ny sipan\'ndry dia lazao hoe za efa nampiaraka fa izay no vita.
fa raha lazaina kosa hoe tena niandry anao foana aho dia vao miha izy hofaly sy hanombo anao tsara
fa raha lazaina kosa hoe tena niandry anao foana aho dia vao miha izy hofaly sy hanombo anao tsara
53. ja
(
18/01/2005 06:39)
Hanipazako 19 mihitsy ialahy ry Fijo fa mamaly ahy foana.Misotsa betsaka e!
57. fijo
(
19/01/2005 23:11)
misy azo lazaina io,nefa aza hadino fa na amin\'ny fitiavana aza dia samy manana ny zaridaina keliny ny mpifankatia.ka io miafina fa tsy zaraina;izay le jardin seklet,ary tena hilaina io.
58. ja
(
20/01/2005 09:22)
Ka hafa mihitsy ange izany jardin secret izany ry fijo e!Misy zavtra tsy tianao ambara ,tianao ho anao irery ary matetitka io tsy lainga fa mba intimité anao e!Tsy mandainga mihitys ianao fa mba tsy te hilaza aminy fotsiny