Fifohazana
21. fijo
(
11/10/2004 21:15)
kabatritra.>mitovy amin\'i jesoa izany rangahy io ko.ny miaramonina aminy tsy tia azy fa ny hafa avy lavitra miondrika aminy.
22. kabatritra
(
11/10/2004 21:24)
Tsia velively ! I Jesoa anie ka tsara fitondran-tena â ! Filôzôfy, mpanasitrana ary tena zanak\'Andriamanitra. Ilay Rafifohazzana io kosa anefa dia mpisoloky sy mpivazavaza miteny ratsy olona. Tsy misy ifandraisany mihitsy.
23. kitjo
(
12/10/2004 07:17)
Marihako kely angamba ilay tenin\'i chipie ery ambony ery.
Marina fa misy fifohazana ao Antaninanandrano fa toa misy olana @ foibe HONO ry zareo ireo ary izay no nahatonga azy nitokana any. Tsy haiko lotra aloha ilay olana fa ilay pasitera tao mihitsy no toa nanana olana t@ foibe HONO.
Misy fifohazana daholo matetika isaky ny fiangonana.
kabatritra> miasa Andriamanitra ary miasa koa ny devoly. Mety misy ny misoloky ny anaran\' Andriamanitra hanaratoana olona. Na @ ireny fotoana hihaonan\' ny olona sasany @ fanompoan-tsampy ireny aza dia mampiasa baiboly koa ry zareo ary miantso ny anaran\' Andriamanitra, razana sy ireo andriamaniny hafa. Mihira hira kristianina sns......
Fantaro ny inoanao, izay ihany!
Ity misy tantara kely ho an\' izay liana.
http://tsodrano.free.fr/fantatra/farihimena.html

24. fijo
(
12/10/2004 21:11)
kabatritra>ka ny olona niara niaina tamin\'ny rajesosy anie nilaza fa bandy tena maivava koa i lery e.jereo fa mpandrava tsena aza i lery ko.dia mitovy amin\'izay koa io olona io.ny miara miaina aminy mahita ny tsy mety ataony.
rajakoba daniel moa no fifoazana haiko aty vitrolles nefa toa manaitra ny olona hanongam panjakana indray lery any mada ko tsy hay intsony e.

25. kitjo
(
13/10/2004 05:48)
Eny e, aza ilay olona no jerena fa izay inoanao no fantaro e......
ny olona mpitarika milaza foana hoe
NY LAZAIKO NO ATAOVY FA TSY NY ATAOKO E......

30. ikaretsaka
(
15/10/2004 04:06)
rehea tsy simba ny fiaraha monina dy tsy mamono olona izy dia ok aloha amiko e..
31. fijo
(
18/10/2004 22:00)
mazavahoazy ramaso fa fehezin\'ny lalana ny tena.fa tsara ho fantatr\'ialahy fa misy karazany roa ny lalana .\"objectif\" sy \"subjectif\"
isika rehetra dia manana io lalana subjectif io.hafaka manao trano,mitondra fiara,mivarotra sns,saingy voafehin\'ilay lalana objectif izany rehetra izany.tsy hoe mitondra fiara dia mandeha amin\'izay tiako alefa fa efa misy soridalana tsy mantsy arahina.

32. ikaretsaka
(
23/10/2004 03:23)
bien fijo dia iny objectif iny no finoana.. misy te ho any marseilel misy te ho any Lyon r saingy misy lalana aleha vao tonga any fa tsy mandehandeha foana
33. fijo
(
25/10/2004 22:39)
le finoana eto ve ry ika\"finoana an\'iza na inona?\"satria raha fnoana an andrtra dia tsy objective.sarotra amiko ny hino fa tia ahy ny olona iray raha mamono ny zanako.na ny raiko.
39. rjk
(
25/11/2004 15:02)
Iverenako kely ity resaka ity mba hampahazava tsara. Ataoko fa ny anisan\'ny fahafantarana hoe sekta sa tsia ny Fikambanana anankiray dia jerena ny zavatra anankiroa farafahakeliny :
- misy fahalalahana ve ao ? satria raha terena ny olona hiditra ao dia efa tsy izy izay, ary raha tsy avela hiala ao dia tsy izy izay.
- misy resaka vola ve ao (izany hoe terena na an-kolaka na mivantana ny olona hiditra ao sy hanome vola dia rahonana raha vao te-hiala)
i Fijo milaza hoe karazana sekta io. Mba jereo ny olona mankany sy ny fiainany dia koa hoe terena ary manery anao hiditra ao ve izy (mbola averiko hoe mety an-kolaka no anaovany izany).
Raha malalaka ny finoan\'ny olona ny asam-pifohazana dia tsy sekta izy ; ny olana eto MDG dia mitonona ho fifohazana daholo izao fikambanana mitsangana izao. Ny azo lazaina dia izao : ireo Fifohazana avy @ toby lehibe 4 (Manolotrony, Soatanana, Farihimena ary Ankaramalaza) izay EKEN\'NY Fiangonamdehibe ao @ FFKM, ireo hihany no fifohazana azo lazaina hoe mifanaraka @ fiainam-piangonana. Marihina fa ny Fifohazana dia tsy Fiangonana fa sampana fehezin\'ny Fiangonana, ka izay tsy manarak\'izany fifehezana izay dia tsy mifanaraka @ lalànan\'ny Fanjakana malagasy izay afaka miteny hoe iry ara-dalàna fa tsy iry

40. ikaretsaka
(
29/11/2004 04:57)
andraso aloha.. aza adino ny fahatelo:
-Misy FOMBA tsy maintsy arahana ve? fitafy tsy maintsy anaovana sns...
Dia ny fahaefatra:
Hoy ny Psychologues mpandinika momban\'ny sectes ary nataon samoela hira hoe ..
Secte kao izy raha vao misy an\'ilay hoe \"Tahak izay sy tahak\'Izao ny fiainako taloha de lasa toy izao rehefa niarka t@ (ilay antoko na fivavahana na sectes)