Je l'aime mais...

101. fijo ( 22/02/2005 21:39)
lasa aiza i mumu e
102. mumu ( 23/02/2005 10:35)
ahona zay?

fijo za tsy mahay manjaitra pataloha za fa maijatra molotra no haiko!!
taiza njay zany za naditra zany? elà no maditra ato!

ramaso maninona za? tsy manaizana mintsy za ka!
103. dadabe ( 23/02/2005 13:04)
ahan,ao zany kle :idea:
104. fijo ( 23/02/2005 21:21)
mumu molotra inona no zairina????
taiza ko za naditra tssssssssssssss
105. mumu ( 24/02/2005 10:55)
mumu molotra ny vava ka! fa molotra inona njay!!
fijo hita fa maditsa fa efa nehenjy tato ato!
106. fijo ( 24/02/2005 21:06)
ahhhh efa hendry be izao ka
107. mumu ( 24/02/2005 21:20)
fijo bisous ary e!
108. fijo ( 24/02/2005 21:40)
(l)
109. HeryLo ( 25/04/2005 14:24)
Mitohy ny tantara!!!
Misaotra ny fandraisana anjara t@ 1ere partie alou fa ty vao tena grave!!!
Nilamina ny teo aminay dia niaraka kinanjo toa misy difference be eo dia toa tsy ho tantiko lé izy ka aleo lazaiko.
Mbola hitako izy fa toa manao zaza saina be raha toetra no jerena ary toa misy toetra tsy tiko(tsy azo lazaina)ao aminy.
Ekeko fa tia ahy izy nefa ny toetrany tsy mbola mazaka relation izany.
Diso fihevitra aho ka inn no atao????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.55