Je l'aime mais...

81. mumu ( 21/01/2005 08:18)
fijo mampiditra inona?? aiza???
82. ja ( 22/01/2005 08:34)
dain koa ity mumu!inona koa izany resaka izany?
83. mumu ( 24/01/2005 08:15)
dain amin\'ny ahona kou?? za aza tsy maharaka de mba manontany kou!
84. fijo ( 24/01/2005 23:15)
mampiditra tanana hono e,ao anaty paosy tataka
85. mumu ( 26/01/2005 08:08)
paosy n\'iza njay zany tataka zany?
86. fijo ( 26/01/2005 21:36)
ny paosiko e.nisy nanataka
87. mumu ( 28/01/2005 20:48)
zairina??
88. fijo ( 31/01/2005 22:10)
ie raha azo atao
89. mihanta ( 01/02/2005 21:54)
mahay manjaitra nga mumu
90. fijo ( 01/02/2005 23:44)
mahay hono izy ka
91. mihanta ( 02/02/2005 10:14)
efa nanjairany angaha fijo sa efa nahita ny sangan'asany?
92. fijo ( 02/02/2005 22:29)
ie efa nahita
93. dadabe ( 08/02/2005 08:55)
ny posin'ialahy ve no zairina sa ny inona e?ka i mihanta kou ange lty mahay manjaitra be e, :-D :-D :-D
94. fijo ( 09/02/2005 00:05)
afaka manjaitra aty aby ireo ka
95. Ramaso ( 12/02/2005 07:36)
zairo zairo....
bebe panjaitsa njay tonton an
96. mumu ( 12/02/2005 16:33)
fijo zairiko eo ty molotra fa ataovy iany miteniteny fôna!!
97. fijo ( 14/02/2005 22:39)
izay indray mumu le.le paosy tataka ato wa zairina
98. dadabe ( 20/02/2005 07:23)
dia ny pataloha ihany kou
99. fijo ( 21/02/2005 21:33)
ie io anie sipa hendry fa mody maditra eto indray e
100. Ramaso ( 22/02/2005 04:53)
mumu hoa tsy hako fa lasa...
ngamba manaizana io le!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7504