Je l'aime mais...
67. ja
(
19/01/2005 08:23)
ary lasa aiza ra hery?toa tsy in 2 fotsiny kery no nanoratra dia tsy hita poipoika?
amiko aloha rehefa tsy mamaly izy ny dikan\'izany tsy te hiaraka aminao intsony izy.
avelao izy hidaboka any e!ce n\'est pas la mer à boire lesy e!ary ce n\'est pas la fin du monde.
Marina aloha fa mora ny miteny hoe adinoy izy fa tsy mora ho an\'ialahy ilay izy e!fa zao fotsiny tenenina hoe mbola ho avy ny andro hanadinoiko azy ,dia manaova zavtra bdb mba hanariana dia fa tsy mijaridika ao an-trano fotsiny.

68. mihanta
(
19/01/2005 08:30)
mandeha mijery spectacle ohatra na mihaino hira sy mitsangantsangana
72. ikaretsaka
(
19/01/2005 19:44)
mihanta> de handeha hitsangatsangana ve de mandeha rery... zany ve tsy noooofa be
73. yonikafopl
(
19/01/2005 20:34)
Ika ka eny ampitsangatsanganana rery eny metty hisy tampoka ny coup de foudre :-P
76. ja
(
20/01/2005 09:10)
Ny coup dr foudre ange @ voalohany mireda2 fotsiny fa mora maty ilay afo e!tsy voa miha v mankarary sady ny miakatra eny @ raona mora2 fa + dure est la chute.
77. mumu
(
20/01/2005 12:02)
refa hain\'njy mikolokolo an\'ilay hafo de maharitra io ka!
fijo ikaretsaka inona njay zany?? za mbola mijery film
fijo ikaretsaka inona njay zany?? za mbola mijery film
80. ja
(
21/01/2005 07:44)
non ny fitiavana mitsiry no maharitra satria @ iny an mihamahafantatra an\'ilay olona ianao sady tu apprends à l\'aimer (l) (l)