Je l'aime mais...

1. herylo ( 31/08/2004 14:15)
(l) slt! Izao mba manana olona tina nefa dia tsy dia mifanerasera be loatra izahay ary tsy dia mifankahita matetika.Tiko anefa izy na lavitra ahy ka inona no azoko atao? :?: :?
andefasako hafatra nefa tsy mamaly ka tsy hitako ny azoko atao. Hampiononina ny fo sa hiandry hatrany ny valin-kafatra. :oops:
répondu par HeryLo le 25/04/2005 14:24
2. dotmg ( 31/08/2004 15:54)
Ataovy mi-balance foana ny fitiavana. Matoa izy tsy mamaly ny hafatra alefanao dia ianao izany tia azy mihoatra lavitra loatra ny itiavany anao. Mampisy olana foana izany.Na ampandefero ny fitiavanao hitovitovy amin' ny fomba itiavany anao, na soloy izay olona afaka mamerina ny fitiavana atolotrao izy.

3. fijo ( 31/08/2004 21:22)
tsy mamaly éé,vita izany,hialao.
4. glooum ( 01/09/2004 10:00)
ny ahy aloha ny hevitro dia ny hoe rehefa alavitra na tsy mifankahita matetika dia aleo tsisy fa la sa maka areti-po fitsiny sady @ zay ny tena tsy hoe tsy beau ou belle
5. akela ( 01/09/2004 12:04)
Miaina ny zvt toy izany koa ny tenako @ zao, vao 1 volana. Marina fa marary ny fo @ lay izy , fa izao vao misy occasion afahako miresaka aminy de omeko ny fantsy, tonga de carte sur table, ho tohizana izy ity sa ahoana? Tsy zakan' ny lhlhy raha vao ny vhv no sahy mametraka izay hoe aleo mijanona rhf tsy mifampitsinjo. Marary ny aina miteny izany saingy maivana kokoa ny alahelo @ zao vao miandoha sy ny rhf be ny zava bita sy ny nifanaovana. Aza mba manaiky dominer- ny lhlh @ tsy misy dikany izany. Borkeo rhf misoho milay.:!:
6. fijo ( 01/09/2004 19:37)
akela kosa aza masiaka be toa io e.hanenina anie e. :-*
7. kabatritra ( 01/09/2004 20:06)
Ankaneso any raha fantatrao ny misy azy. Raha hitanao fa misary adala amin'ny olona dia felaho ny tehimaina. Raha tsy fantatrao ny misy azy dia aleo samy masina an-taniny Ranona an ! :twisted:
8. chuan ( 02/09/2004 15:24)
Ny fitiavana de mila reciproque ra tsy zany mande ila otran`ny kiraron`i Bemnà . Refa nanao ze mety enao nefa tsy misy reaction de mitedava hafa fa be de be ange ny tsara eto @ tanana e !!! Aza omena tsiny ko nefa izy fa mety zony koa no hitia olon-kafa ary tsy forcer io . Fadio fotsiny ny manambitamby olon-tiana @ zavatra matériel be loatra , fa sesefo teny mamy izy de ampimehezo feno fa milamina io .
9. fijo ( 02/09/2004 20:02)
kabatritra kosa e.avy dia tefaka ve? :oops: :cry: ^^
10. kabatritra ( 02/09/2004 21:25)
Ka izy ity anie tsy tokony hifanerena ohatran'ny varotr'alika ê !
Oadray ! Aiza i Herylo nametraka fanontaniana teo fa nanjavona ? Ahoana ny hevitrao ?
11. nyeja ( 03/09/2004 02:33)
za koa efa tratra tahaka ny nahazo anao ry herilo a dia ny nampalahelo :( dia tsisy fanazavana Fa dia dia najanoko tany e ,marina aloha fa mampalahelo be ilay voalohany iny e fa miandalana eny dia adino ilay izy satria koa mila manary dia fa tsy dia izy foana no eritreretina , mandra -pahita solony dia somary mafimafy e fa ny marina dia tanana very sampy ka ny manova no mety . :-D
12. ikaretsaka ( 03/09/2004 02:43)
miala nenina dia rehefa afa nenina dia mipenipenina e
13. kabatritra ( 03/09/2004 13:05)
Soraty amin'ny penina :
"Izay tsy mety arenina";
"Izay tsy mety arenina";
"Izay tsy mety arenina"; ...
14. fijo ( 04/09/2004 19:53)
ny fahavoazana hafenina.
15. betroka ( 04/09/2004 21:19)
F'aza be marenina !
16. jabert ( 06/09/2004 09:11)
aleo less fa ampiako ialahy r herylo raha ilay notenenin' lah iny ty mahatonga an'lah ohatran' io ah! tsarovy fotsiny zah rehefa ok nareo eh!
jabert alias glou_
17. herylo ( 06/09/2004 12:06)
Ilay izy anie dia io efa niresahantsika sy anao anio io eh!ka izay ilay olona.Ka ahoana hanampy ahy tokoa ve nareo sa ahoana.
Misaotra an'izay namaly fa raha haravinako izay dia ho ajanona daholo hoy hankamaroany kanefa hanaraka ny hevitry glou aho.Oa @ Glou no lakile rehetra ka azy ny safidy homeny ahy sa hotazoniny ilay olona.
18. chipie1 ( 06/09/2004 16:01)
herylo> tsy misy afatsy ny mifampiresaka iany , alohany ny hakanao ny décision anao farany.Kanefa mou raha tsy mamaly anao izy ...de vita zany.
19. fijo ( 06/09/2004 19:27)
chipie efa nahazo chips izy dia vita e
20. chipie1 ( 07/09/2004 10:35)
chips zany no takalony ve? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4461