serasera vary amin'anana!
21. ainaheri
(
04/09/2004 14:46)
fanja1>aza atao an'zany fa ianao ko anie mody we tsy mahay teny gasy nefa anie ny fichiernao anie @ teny gasy tsy misy fitenenana we za teraka taty andafy tsy mahay zay no mahatonga anreo gasy mipetraka any andafy reo we tsy mahay teny gasy refa mipetraka aty andafy kely eee!!
22. ainaheri
(
05/09/2004 11:49)
ramaso>tsy aiko aloa zay ambany fisainana @ zany na ilay gasy milaza tsy mahay miteny gasy sy tsy manampihezahana na ilay anankiray zay mihezaka mitazona ny tenindrazany fa zay ny olana @ ireo olona sasany mipatraka any ivelany ireo vao mipetraka 1taona dia milaza we tsy mahay teny gasy intsony mampalahelo !!!
23. kitjo
(
05/09/2004 12:30)
hihihhi......za aloha dia mahay e.....njja le mande metro d tsisy mahalala ze tenenina nefa miteny mafy d mangila-tsofina aby ny vahoaka oe avy aiza ary reto...milayyyyyy
raha vao teny frantsay d oe coloniiiii zany
raha teny anglisy d hoe mpi-buzn ,hihihih
Nareo v ts manao an' iznay tokoa hoe refa miaraka bdb d miteny gasy milay be eny antsena na anaty bus sns......
Manao fampiharana an-tsoratra ato @ serasera avy eo fa sao adino ny soratra.

25. kitjo
(
07/09/2004 09:33)
ika ngah tsy mba manao an' izany?
Ianao iany ary nampianatra anah an le oe "mpanao nem" no tenenina raha vietnamianina.... :-D :-D :-D d raha olona indray ohatra oe Alice dia atao hoe "ilay au pays des merveilles".... :wink: :wink:
Ianao iany ary nampianatra anah an le oe "mpanao nem" no tenenina raha vietnamianina.... :-D :-D :-D d raha olona indray ohatra oe Alice dia atao hoe "ilay au pays des merveilles".... :wink: :wink:
26. xxx
(
07/09/2004 14:37)
hahhahah....
iny ndray no mbola tsy hitako marina, :-D :-D
Misy isainana izany ry zareo mitomany ho frantsay...
iny ndray no mbola tsy hitako marina, :-D :-D
Misy isainana izany ry zareo mitomany ho frantsay...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 07/09/2004 14:38
27. tsiperifery
(
07/09/2004 14:54)
xxxxxx > sady gasy rĂ za no frantsay taratasy ary tsy misy hisainako lava sy ahamenatra ahy izany . Mivoaha @ mazava raha hiady hevitra fa aza mandevin-tay an-tsalaka ao e ! :twisted:
30. fijo
(
27/09/2004 22:49)
mimich>tsara ary ilaina tokoa ny fampahatsiahivana toa io nataonao io ary hitako fa rariny raha mba mihezaka ny tsirairay.hoy ny sasany hoe tsy manana voambolana firy ny teny gasy.mbola tsy nisy vahiny tany dia hafaka niresaka tsara ny gasy.satria nanana ny voambolany tokoa izy.
ary nireo gasy tsy mahay maneho ny heviny amin\'ny teny gasy.raha misy manontany anareo hoe inona kay ny tenin drazanareo?inona no avalinareo azy.teny gasy fa aseho amin\'ny teny frantsay?ih,ih,ih, dinio ihany aloha e.

32. fijo
(
04/10/2004 21:20)
tsy misy fisaorana fa izay no tokony ho izy ary izay no tohanako.
nefa koa ny hafa dia mbola namako.
nefa koa ny hafa dia mbola namako.
33. kitjo
(
15/11/2004 08:15)
AMiko aloha dia tsy manana ny maha-izy azy (maha Malagasy) ireo mahay tsara nefa te hieboebo fts dia vary amin\' anana no atao.
ny tsy fantan\' ny sasany manko dia mahatsiravina ange ny mihaino an\' ireny e....
Misy ny voambolana izay tsy hainao adika teny gasy tsy maninona
ny tsy fantan\' ny sasany manko dia mahatsiravina ange ny mihaino an\' ireny e....
Misy ny voambolana izay tsy hainao adika teny gasy tsy maninona