Mangala-badin'olona
61. pitchou
(
20/08/2004 15:36)
Amiko raha entina otran'ny hoe fananana ny vady na ny sipa dia tsy mety satria misy an-tery nefa ny nifanarahana (sy ny fanontaniana ho an'izay nanao mariazy tany am-piangonana) dia safidy ny vady sy ny sipa. tsy mety ny hanerena azy hijanona fa anjaran'ny tsirairay @izy 2 no mikolokolo ny fitiavana mba ho safidy mandrakizay ilay izy fa tsy sanatria hoe efa sipako na efa vadiko dia tsy afaka hankaiza intsony na inona hidona na inona hitranga!
Nisy niteny tetsy amony hoe ilay niaraka taminy indray no mahazo loza: izay dia tena tsy mety amiko satria tsy fantatrao na mahafantatra io olona io na tsia hoe efa manambady ve ilay iray! sao dia ilay vady nandeha no tsara anontaniana hoe tena hiala @ ilay taloha ve izy?
Nisy niteny tetsy amony hoe ilay niaraka taminy indray no mahazo loza: izay dia tena tsy mety amiko satria tsy fantatrao na mahafantatra io olona io na tsia hoe efa manambady ve ilay iray! sao dia ilay vady nandeha no tsara anontaniana hoe tena hiala @ ilay taloha ve izy?
62. pitchou
(
20/08/2004 15:39)
Ilay fo sy saina (ary ny vatana, sao misy b fanontaniana indray eo!) no maha-vady ny vady! fa raha tsy any aminao intsony ny fony, dia efa naman'ny tsy vadinao intsony izy izany! raha efa tsy ianao intsony no migahana ao an-tsainy fa olona hafa dia efa tsy vadinao intsony izy izany! fa ny vady (na sipa efa otran'ny vady tsy maninona) dia ilay olon-tiany ihany no tompon'ny fony!
63. lema
(
20/08/2004 15:46)
raha azoko tsara ny tianao lazaina dé efa mpivady zany tsika.satria efa énao no tompon'ny foko.
64. fijo
(
24/08/2004 19:39)
ok ralema.mazava be izany.
ary manamarina io voalazan'i pitchou io fa tsy misy halatra eto;fa fifanarahana.
ary manamarina io voalazan'i pitchou io fa tsy misy halatra eto;fa fifanarahana.
65. rambofrau
(
25/08/2004 19:33)
Ary Rafijo kosa tena cool be an,ny anao izany tsy mampaninona anao raha miaraka aminlehilahy hafa ny vadinao satria tsy eo intsony le feeling.Koa manin raha atao idray izay hiverenan'ny feeling????? :*
66. fijo
(
25/08/2004 20:04)
ka mety efa hita any an kafa ilay izy ko.za ve hiandry azy eo."samy mandeha io samy mitady""vadinao koa vanba rony,mangalaha koa hafa"
67. fyjl
(
27/08/2004 07:23)
Za kalou raha manambady ka lasan-dry zalà izy tsofiko rano tsy misy blem e! satria na izy no adaladala na za no tsy alehany. Zany hoe tsy miasa amiko ilay droit de misitaka fa ts hampody an'iny zany za. Fa raha i ....... aloha mety hampodio tampoka e! hihihihihihihih
68. mimich
(
27/08/2004 10:44)
mangalatra = maka ny tsy an'ny tena , ka izany ary izy hoe vadin'oll ko , noho izany misy izany ilay hoe mangala-badin'oll
69. pitchou
(
27/08/2004 11:27)
lema> moramora ihany alou enao fa tsy mbola mpisipa akory! ary ny foko tsy mbola any aminao fa mbola ity amiko ity! ary tsy mbola nitana ny fonao mihitsy aho! jereo alou sao lasan'olona nanaraka azy any e!
70. fijo
(
30/08/2004 22:11)
pitchou sy lema. (l) :-* an
mimich>efa hoe tsy mangalatra fa mandangolango dia mahazo.
mimich>efa hoe tsy mangalatra fa mandangolango dia mahazo.
71. fyjl
(
31/08/2004 08:27)
Raha ilay hoe mangalatra aloha no resahan dia iray @ reny ny mangala-dia nefa dian'iza no nangalarina? Izany hoe fomba fiteny ny mangalatra fa tsy voatery ho izay tanteraka no miseho.
75. mimich
(
01/09/2004 12:55)
humm!!! mivadika fijo sy pitchou izy izany fa tsy lema sy pichou intsony :roll:
76. fijo
(
01/09/2004 20:17)
mba manaraha tsara ry mimich a.raha fanina eo anie ianao dia lasa fijo sy mimich indray e.
77. mimich
(
02/09/2004 07:27)
fijo> efa nanaraka tsar za io, fa tsy ianareo sy pitchou indray ary ve io mifamaly resaka eo ambony io !!!!!
79. mimich
(
03/09/2004 08:05)
fa za anie tsy niteny n'inn n'inn teo fa ozy fotsiny ah hoe vita ny fifamalian'i pitchou sy lema dia miditra ndray enareo sy pitchou e!!! hihihi