Mangala-badin'olona
41. poupounesana
(
13/08/2004 13:32)
raha azoko tsara zany d raha mbola tsy nandalo teo @ lemera d mbola azo alaina na d efa miaraka "fotsiny" oh we mifampisipa, vita fisehoana na fiançailles @ oll aza?
42. tsiperifery
(
13/08/2004 13:47)
poupounesana> na lemera aza mbola azo alaina raha tsy vita soratra !!! hihi
43. xxx
(
14/08/2004 07:38)
" Le pire que vous puissiez faire à l'homme qui vous a pris votre femme , c'est de la lui laisser ." :lol:
Sacha Guitry
Sacha Guitry
45. lema
(
14/08/2004 09:46)
ary raha ohatra ary ka ovaina ndray ny lohateny hoe "fitiavana namana ny fitiavana eo ivelan'ny tonkantrano"dé ahona ?misy anie zavatra tsy ratsy fa noaratsiana e!ary ra ohatra ka manaiky lé rangahy ny iarahako @ vadiny dé mbola mangalatra ihany ve za ary efa nisy zany ary matetika misy koa ny echangiste ohatra aty @ firenena mandroso aty ary ho tonga tsy ho ela any @ tanana dé ahona?
46. kabatritra
(
14/08/2004 15:10)
Izao mantsy ry Lema. Raha manaiky ilay Ranamana ny ilalaovan'i Lema ny vadiny dia tokony hidivaorsa izy aloha satria mandika ny fifanekena teo anoloan'ingahy Mera. Ny échangisme indray dia fahotàna be tsy lefitr'Andriamanitra ka nandrodànany an'i Sodoma sy Gomoro. Tandremo fa ny fitsiriritana fotsiny dia efa fahotàna araka ny Baiboly. TANDREMO FA MIHARATSY IZAO FIAINANA IZAO :roll:
48. pitchou
(
14/08/2004 16:54)
le izy alou d halatra raha fantatrao fa efa misy tompony(vady) raha tsy fantatra resaka hafa! raha le efa manambady kosa te-hiala @ vadiny teo noho ny antony maro samihafa tsy mangalatra intsony zany satria efa notapahin'ilay iray ny maha-vady azy, na dia tsy mbola vita aza ny taratasy! raha tsy hoe ilay taratasy no important @ le olona fa tsy ny fisainana maha-vady azy angaha! ny vady koa amiko tsy voatery ilay nifampitaritarika tery @ lamery sy tany am-piangonana fa na dia miara-mitoetra mpifankahita haharitra ho doria fotsiony aza (nareo any indray mou v no hatoro an'izany!!!!) d efa vady, fa tsy izay taratasy (sanatria mety may tampoka!) no maha-vady azy
49. kally
(
15/08/2004 09:44)
Angaha izay rhetra hita any @ tany mandroso ry Lema dia tsara daholo?tantaraiko an'i Lema an(izany va moa tsy ho fantatrao) fa ny alikanay(tsy ny anay irery) no mifampitarika amin'ny alika rehetra hitany manodidina azy.Dia sanatria ve haka tahaka ny amboa?
51. fyjl
(
16/08/2004 15:43)
Amiko aloha dia mitovy ny vady sy ny sipa raha possession no resahana. Izany hoe na voasoratra na tsia. Ho an'ireo vita mariazy dia voady hoe : ho tia anao sy ... mandra-pihavin'ny fahafatesana. Io fahatesana io enefa tsy voafaritra satria ny na ny vatana na ny fo na ny saina dia mety ho fady daholo.
Noho izany mety hiova hevitra ny olona iray misy saina sy fo eo @ fitiavana na efa manambady aza noho ny ataon'ny vadiny. Hotady oon-kafa izy noho izany. Dia ho mpangalatra ary ve io olona hitany io?
Noho izany mety hiova hevitra ny olona iray misy saina sy fo eo @ fitiavana na efa manambady aza noho ny ataon'ny vadiny. Hotady oon-kafa izy noho izany. Dia ho mpangalatra ary ve io olona hitany io?
52. nikopol
(
16/08/2004 16:27)
Raha izaho no mamaly dia "tsia" saingy miakina amin'ny sanda miraikitra ao anatin'ny tsirairay avy io. Raha araky ny valeur judeo-chretienne nampianarina ny malagasy taty aoriana dia "eny " no valiny. Io no valeur midomine erak'izao tontolo izao amin'izao fotoana izao ka normal raha betsaka ny mieritreritra fa mangalabadin'olona ilay rangaha resahina.
:lol:
:lol:
53. fijo
(
16/08/2004 20:33)
marina ny an'i pitchou.mety efa te hiala koa anie ilay iray matoa manaiky e.tsy misy halatra izany ao.
54. rambofrau
(
17/08/2004 09:43)
Raha mbola mpisipa fotsiny dia mety azo leferina ihany ny fanitsakitsahana,satria mbola tsy misy zavatra mamatotra,fa raha vady kosa aloha mahasarotiny eh,eh izany izy hoe vady,
v.........+ady. (l)
v.........+ady. (l)
55. fijo
(
17/08/2004 21:17)
ka rehefa te hiala ve na vady aza aiza ny olana?nahita ny tiany kokoa ve izy tsy hiala fa hiafy eo na tsy ao intsony aza ilay feeling.
56. fyjl
(
18/08/2004 09:13)
Fa misy koa ange rehefa lasan'ny hafa ny vadiny na ny sipany dia ilay olona nahazo azy iny indray no lasa enjehiny e! iny indray lazaina fa diso nefa ny azy no tsy mahay mipetraka ka lasa, na izy tompony mihintsy no tsy mahay manana ka nanjary hitan'ny olona any an-kafa izay tsy hitany taminy. Mahagaga an!
58. rabix
(
19/08/2004 00:30)
amiko aloha de mangalatra refa maka ny tsy an'ny tena; fa hoe tsara sa ratsy no tokony fanontaniana mipetraka, satria ny mangalatra mety hahatsara zavatra tsindraindray
60. lema
(
20/08/2004 11:02)
tsy misy mangalatra zany eo rabix ah!nanana ny safidiny manokana le sipa na le bandy anao fitiavana eo ivelan'ny tonkatrano,
zany evitra zany lé mitovy @ hoe zanako ty ka zé tiko anaovana azy na vonoko ary fa ra any europe any énao no mamono zanaka dé mety ho any am-ponja énao.
zany vad'iza lé izy na hoe zanak'iza dé iza noi tompon'ny tenany?
zany evitra zany lé mitovy @ hoe zanako ty ka zé tiko anaovana azy na vonoko ary fa ra any europe any énao no mamono zanaka dé mety ho any am-ponja énao.
zany vad'iza lé izy na hoe zanak'iza dé iza noi tompon'ny tenany?