mahagaga an?
41. pitchou
(
09/08/2004 11:06)
aiza kou misy mpifankatia tsy miady ry toi? tsy maintsy le mahafinaritra ihany ange no iadiana e! olona tsy hay ery v no nde ...! aiza kosany!
43. besoiiin
(
11/08/2004 10:56)
pitchou> :cry: :cry: :cry: ntsôôôô! mampalahelo b za raha izany! :D :D :D :D kanefa toa miramirana indray fa mba nitsiky ianao ! fa ngah ngah mou za aky nilaza taminao fa mpiodina B? sy b sipa B ? sy b vola B ? hihihihihihi ! za ange ka sdf e! kou ataon'ny sipa in???
inay aho mantsy mba pitchou! tena tonga lafatra!..........
inay aho mantsy mba pitchou! tena tonga lafatra!..........
44. tolotra
(
11/08/2004 11:33)
aiza ity hoe sdf ity e! ngah tsy hoe herinandro de vola be! aiza ary rah besoiiin zany! tady ametraka sipa fotsiny kai elah!
45. besoiiin
(
11/08/2004 13:53)
hihihihi calme ialahy ry tolotra a! aleo alou hipetraka @zay rehefa izay no tian'ny uol sasany e! tsy ho hitan'ny sipa eo ihany ve ny la vérité rehefa miaraka e! sady ny sipa ange hendry b daholo hono e! tsy mba materialiste izany; na tsy manana sôsy aza ialahy dia afaka mihodina hono ry zareo kou! hihihihihihhi tsy izaho no nilaza izany fa sipa teto an!
46. xxx
(
11/08/2004 14:50)
besoiin ah, iza alou no nametraka hoe tsy mitovy zo @lelà ny vhv? ataoko angamba fa nareo lelà ihany!atao ahoana eh!! fa na izany aza, mihabetsaka ny vhv miodina ary tena mankarary mafy ny fonareo zany! na tsy voninahitra aza le izy de tsara hoanareo b vava le izy sady zao no tsarovy, henatra hoan'ny kofbay zany hoe cocu zany satria matoa le sipa niodina tsy nahavita azy zay le bandy!!!na @ lafin'inn na na lafin'inn!!ka ataovy ihany eh!!!
47. fiaritiana
(
11/08/2004 18:05)
ny lehilahy no tena betsaka miodina fa nahoana ary nefa koa ny vehivavy miodina toa izay koa tsy tokony hojeren ny roa tonta ve ny antony :?:
48. fijo
(
11/08/2004 23:39)
ny fitiavana hono dia mampalefaka ny henjana ary maha henjana ny malefaka.
ny mahatonga ilay hoe tsy mahatanty anie dia satria tsy ny tena no nanao voalohany e.ilay voa voalohany iny mantsy no tsy zaka fa raha efa mpanao koa ,inona moa ny olana?
ny mahatonga ilay hoe tsy mahatanty anie dia satria tsy ny tena no nanao voalohany e.ilay voa voalohany iny mantsy no tsy zaka fa raha efa mpanao koa ,inona moa ny olana?
49. besoiiin
(
14/08/2004 05:03)
xxxx> tsy hoe tsy mitovy zo @ maha-olona ange no tiako lazaina e! fa @ toetra! ohatra vitsivitsy: tsy saha za ny vehivavy mihintsy izao ny : mifoka, miloka , migoka , manamoly , mampirafy , mangetotra ...... raha ny lehilahy dia toa tolerable ihany izany fa raha ny sipa kousa tena tssss! sa ataovy ihany ary raha tianareo e!
50. pitchou
(
14/08/2004 17:17)
besoiin> aza malahelo ahy enao fa izaho mbola mampanao aerobic ny foko sy ny tosi-drako! mahatantesa kou enao raha te-ho ela velona otranay e! hay enao sdf? d manahoana rehefa ririnina? inn tsara mou zany sdf? saosy dolara no fanome????
ny mpiodina ihany no tsy mahatanty rehefa voa! fa ny tsy mpiodina tsy matahotra an'izany satria izay atao ihany no miverina @ tena e! jereo zao Fijo raha mihontsona @ zany! hihihi
ny mpiodina ihany no tsy mahatanty rehefa voa! fa ny tsy mpiodina tsy matahotra an'izany satria izay atao ihany no miverina @ tena e! jereo zao Fijo raha mihontsona @ zany! hihihi
51. besoiiin
(
14/08/2004 17:43)
hihihihi! tsy maintsy mba misy manafana eny ihany rehefa ririnina e!
52. fijo
(
16/08/2004 20:58)
fijo marina anie tsy mba mihodina izany e.hendry wa io bandy io.ih,ih,ih