mahagaga an?

21. yonikafopl ( 01/08/2004 22:16)
marina io an'i pitchou io
22. pitchou ( 02/08/2004 11:19)
besoiin> ka nenareo ange zany raharaha ilaina e! tena fanahy iniana mihitsy! fa nen'ny sipa hamenoana izay tsy azo sy tsy hita!!! ary eo aza araka ny lazainao tsy hoe te-hiodina izy fa voafitakareo fotsiny! :evil: ary tsy misy sipa miodina @zao zany wa raha tsy le bandy no manodina!
lema> ny sipa tsy manao tsindry @namana zany ka! fa nenareo kosa moa izany resaka inn no mahatonga anareo miodina?
23. lema ( 02/08/2004 13:52)
néna alou ra ioina za dé mba te iova kely e!
tsara ny vary fa raha isan'andro mety mankaleo
24. ari.malala ( 02/08/2004 14:23)
Za zany tsy d'accord @ le oe ny sipa no miodina kokoa ê! sady tsy miodina rery zany fa tsy maintsy nisy nanodina tao. Ary ny anareo lehilahy!! ny vady tsy hajaina fa mbola mitady any an-kafa koa!
25. pitchou ( 03/08/2004 10:30)
d malahelo v lema raha mba lasa miova kely kou le iray? ary raha tsy tratranao ao intsony izy rehefa miverina enao d ahoana ????
26. poupounesana ( 03/08/2004 14:56)
ka eo indrindra no hi-juger-na an'le izy! ny sipa raha miodina c par raison du coeur! ngah ny fo azo baikona
ny bandy kosa raha miodina (ary ato d betsaka no mijoro vavolombelona @ zany toa an'i lema io ambony io) d te hiovaova!
raha tokony hipardonner, iza @ ireo no tokony mahazo famelankeloka hozy nareo?
27. besoiiin ( 03/08/2004 18:04)
pitchou> izay ilay tsy milay @ sipa! tsy mba manana faharetana sy fiafiana! voalazanao fa hamenoana ny banga sy hitadiavana izay tsy hita no hiodinany! donc; raha toa ka tsy ampy vola izany ianao ao antokantrano ; ka misy bandy be vola mikaoty anao dia lasa ianao satria iny no tsy ampy ao aminao...??? trop ihany raha izany no fisainana an! mivaro-tena ankolaka ange izany e! aleoko lavitra miheritreritra ny lehilahy hoe mba te hiova sy hanandrana tsiro hafa no mahatonga azy hiodina toa izay izany foto-pisainana izany!
28. wawawa ( 03/08/2004 18:21)
Ny sipa maharitra kokoa!
29. atmos ( 04/08/2004 19:52)
Ny tena marina de ny lhl refa maditra de hita eny ivelany eny, na we rehefa miodina dia miarihary eny, fa raha ny vhv no miodina teny tsy hay mihitsy, na ny CIA sy ny FBI aza tsy maharaka azy raha hanafina secret.
30. poupounesana ( 05/08/2004 15:01)
besoiiin ah, toa tsy d mety le ohatra nalainao! ny mety hahatonga ny sipa miodina d tsy fahampiana eo @ lafiny affection indrindra2! raha tsy d mivaky loha azy ny vadiny ohatra!ny vhv tadidio fa mila calin, mila attention, mila tendresse! ny oll rehetra moa zany eh (ny zanaka @ RAD, ny vady @ le vadiny, etsetra2...) raha tsy mahita fitiavana @ zay tokony hanome azy ny oll tsy maintsy hitady ailleurs izy eh!ka aza omena tsiny @zay fotoana izay fa d hahitsio zay diso e
31. besoiiin ( 05/08/2004 18:00)
marina izany ry poupounesana a!
32. pitchou ( 06/08/2004 10:57)
besoiin> io lazain'i opupoun io le tsy ampy! ary nareo v maharitra mou zany raha mande mba te-hiovaova? maninn no tsy miaritra fa nahoana ny sipa no anananao alahelo rehefa tsy maharitra otranareo?
mivaro-tena an-kolaka? diso enao! mividy fitiavana (angamba no marimarina kokoa) zahay @zany fa tsy mivarotra akory! ny olana @nareo manko manao nareo mahay fa rehefa mba tratra d mahavita manompa (mivaro-tena a hoe!) sy manaratsy vhv!
33. pitchou ( 06/08/2004 11:32)
sady raha enao aza tsy mahavita miaritra ko nahoana moa enao no mitaky ny hafa hiaritra e? nareo mpanao an'izany rahateo ihany ange no tena tratra matetika e! fa ny bandy "mahay miaritra" araka ny filazanao azy mino aho fa tsy betsaka no tratran'izany! nefa moa reraka foana kou le vhv hiaritra ny hagegenareo eo fa tsy aleo izy miodina kou? izay ilazanao an'izany na mivaro-tena na maninn fa mitovy tsara @ ataonao ihany!
34. yonikafopl ( 06/08/2004 18:08)
:!: :!:
35. yonikafopl ( 06/08/2004 18:17)
:!: :!:
36. besoiiin ( 06/08/2004 20:54)
pitchou> aza dia mora misendaotra loatra aky a! ny ahy ange ka zava-marina no lazaiko e! ary diso be ianao raha mihevitra ny hitovy zo @ lehilahy! raha ny bandy iray ange no miaraka @ sipa 4 ka voninahitra ho azy izany e! na dia maditra aza izy dia afaka mirehareha fa tena mahery @ lafiny maro izy matoa mahavita izany ! fa raha toa kosa ka sipa iray no miaraka @bandy efatra ,mba ahoana ny hoy ianao ny fitsaran'ny olona azy???? misy terme tena mahalaza azy mihintsy fa tsy ho lazaiko eto fa sao tezitra eo indray ianao e! :lol: ka ny mety dia izao e! aleo mipetraka tsara @ maha-ravaky ny tokatrano azy ny sipa e! aza dia manaratsy tena @ fiodinana izany!
37. pitchou ( 07/08/2004 09:13)
enao sy ny ao aminareo marina no mahita voninahitra @fijangajangana! izay tokou le hoe fitaizana tsy mitovy! raha nandehandeha ny mamanareo sy ny bavinareo azonao sokajina ho izay satria toy izay zany ny fanaonareo! saingy aza manompa olona kosa enao fa tsy otran'izany daholo ny vhv!
ary ity: tsy ze resaka vola foana akory no andehan'ny vhv hafa (ankjoatry ny ao aminareo), sa enao le te-hiseho hilay hoe manam-be tsy otran'ny hafa?
38. besoiiin ( 08/08/2004 17:06)
:D :D :D :D pitchou> hihihihihihihi efa hoe calme alou ianao sao dia ho tapaka eo ny lalandrà e! raha mba efa somary vokivoky taona toa anao izao ange ka mila fo miramirana sy falifaly lalandava mba ho lavaandro e! sa ahoana hoy ianao??? :lol: :lol: sady na hanaovana ity site ity ange ka hiadiana hevitra sy mba azahoana fahafinaretana e! "tsiky dia ampy " hoy ilay slogan! kanefa ity ianao toa misondrotra sy miakapofona @ zavatra tsy misy dikany! ary hono hoa ry pitchou! toa tsy haritrao mintsy hoa ny ato aminay e? hihihihihi eo ary fa ianao ange manambola be tsy mba hoatranay e! manaiky aho ny @iny! ary izao vao tsapako fa tsy ny vola marina no mampiodina anao Kouuuuuu! efa faible marina angamba i ramose ka tsy homena tsiny ianao e! :D :D
39. pitchou ( 09/08/2004 10:07)
besoiiin> :lol: :lol: :lol: ka sady miomehy ange zà no mamaky ny soratanao (tena minia mikipy alou enao entre pa) sy mamaly anao e! enao manko otran'ny lhl sasany ato te-hiseho otran'ny hoe eo ampelatananareo daholo ny fiainan'ny rehetra! d te-hanampim-bava ny hafa tsy mitovy hevitra @nareo fotsiny! d manebaka! d otran'ny hoe vhv fanipy d.. d.. d.. eto izao d azoko sary an-tsaina enao hoe faly ery fa avy tatsy sy teroa d rasipa niandry tao kanjo kay .... enao le dernier à comprendre!!!!
ie! zà raha hiodina tsy vola mintsy no iodinako! ny vola jamais io ampy (enao foana no malailay fonosana @ ze resa-bola any!) fa resaka fitaizana wa io: raha miodina ny ao aminareo satria tsy ampy vola tsy izany ny an'ny hafa! ary tsy ramose tsy afaka kou! fa zavatra hafa mihitsy!!!! lery sipaorotifa b kou! saingy tsy karazan'ny olona mideradera ny @zany (otranao) izy! matetika kou ange ry besoiin ze tsy ananana sy tsy ahovohana firy ihany no izestiavana e! enao zao mizesta hoe mahazaka sipa firy, mpandende e ... nefa mety irony frustré tsy mahita aleha irony ! zaranao aza mba mbola betsaka ny professionnels any aminareo! mbola aiza kosa mou ity andro iainana no tsy izay mahafalifaly ny fo no atao? enao marina!!! mahavità bdb e! fa aza adino fotsiny le fiarovana sao ... malazo mbola tanora ka mampitombo ny zara ho an'ny hafa!!!! :D
40. nikopol ( 09/08/2004 10:17)
Mifankatiava k'aza miady. :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2795