nga mou tsy maintsy..........
23. pitchou
(
08/07/2004 18:51)
mabloo> misaraka ahoana ary? ngah tsy mpinamana intsony raha tsy nifankatia otran'ny mpivady? d tsy mahazo manana namana mihitsy zany fa ze namana d tsy maintsy vadyna tsy maintsy ariana tsy ho namana? hihihi! zany nenao ry lema!
24. rambofrau
(
09/07/2004 10:39)
Mba aleo kosa aloha miaraka tsotra mba hijerena na afaka ny hivady na tsia eh.Fa tsy hoe vao miaraka dia ny ho vady no ao andoha.
Torohevitra tsotra ho antsika vhv: mba tsy hisiian'ny fadisoampanantenana be loatra dia aza tonga dia manantena ny ho alainy vady fa ataovy ny fomba rehetra mba hakany vady anao,alao moramora ny fony faza forcena be izy hoe tsy maintsy manambady ahiy enao.

25. pitchou
(
09/07/2004 14:44)
ie! zay ilay hevitra! saingy marina kosa ry rambofrau raha hieritreritra izay hakany vady ahy aho? aleo mba hoe "tena tonga tany tsy fidiny re fa kay samy ti e!" manjary otran'ny hoe nikoty tsy nahazo ko!
27. ari.malala
(
12/07/2004 13:53)
Ka rehefa miaraka kosa ary ve nefa tsy maintsy manao firaisana? io manko dia betsaka mihintsy ny tsy mahazo aina rehefa tsy manao an'io na lahy izy na vavy! Raha azoko tsara ilay hoe tsy mifandany zara manko dia miaraka madio fotsiny izany aloha ka rehefa samy tapa-kevitra sy resy lahatra fa samy tia ka hivady dia rehefa any anaty fanambadiana vao tokony hieritraritra firaisana. Sa ve diso ny fahazoako resaka?
28. nyna
(
12/07/2004 14:57)
arakaraka ny principen'ilay couple io! misy olona mahavita tsy manao mihitsy na miaraka aza satria efa nametra tanjona hoe tsy hanao raha tsy aorian'ny mariazy ( za efa nahita)! fa misy koa ny tsy sarotiny fa milaza fa tena important kokoa ny manao firaisana, mba hitsarany ny partenairany ho milay!!
29. pitchou
(
13/07/2004 10:35)
lema> ko hoy ny sasany hoe rehefa miaraka hono d tokony hieritreritra ny hoe hivady ko! jobily? mba aleo alou matevitevina ny isan'ny taona fa manjary leo am-boalohany e! enao ko hoa!
nyna> soa alou fa tsy mba tany @ le firaisana no nifampitsaranany sy lema e! nenay "coeur" fônafôna! d maharitra elabe mintsiny!
nyna> soa alou fa tsy mba tany @ le firaisana no nifampitsaranany sy lema e! nenay "coeur" fônafôna! d maharitra elabe mintsiny!
30. ari.malala
(
13/07/2004 14:04)
Raha tsy manana eritreritra hivady fa hanao firaisana fotsiny ve tsy mifanimba izany? sady mifandany zara koa! Misy lehilahy tia tena be ania tsinona ê! Ilay vehivavy zany efa miteny hoe aoka aloha... ilay lehilahy mi insiste dia avyeo bevohoka ilay vhv dia ialan'ilay lhl fotsiny... izay ilay ataoko hoe mifanimba. Sady na dia ny image n'ilay vhv koa aza dia simba mintsy ê!
31. lema
(
13/07/2004 14:36)
pitchou>ka rahovina ary sika no hivady e!
za anie efa vonona fa énao ihany io e!
za anie efa vonona fa énao ihany io e!
33. copernico
(
13/07/2004 15:56)
IoI...Miala tsiny ra niditra t@resakareo tato fa nandinika aho de nahatsapa fa resa-bady kay le resaka vehivavy!
35. pitchou
(
15/07/2004 02:32)
ko na resaka mofo gasy aza ve moa tsy hiafara @ resa-bady raha mi-insiste eo fai copernico ko!
36. lema
(
15/07/2004 14:13)
ohatra mazava nénay sy pitchou namana no niatombohany dé vady no hiafarany,
sa ahona ry neny?
sa ahona ry neny?
37. xxx
(
17/07/2004 06:47)
rah vao mbola tsy tena vita hoà ny soratra d aza mizesta aminay mitsy lema! marina mitsyange le we miarak@firy taona nefa olon-kafa no tena lasa vady aveo eh!
rah le mifandany zara ndray @zao fotoana zao d lasa we le hitan'ny oll miarak'@ oll iray eny andalàna eny, mahita daolo babay sy lohavohitra! hoe iny ange divabe an'i annn eh! le on-dit no tena mampandany zany fa tsy le resaka firaisana intsony! ah si kah, rah vao bedbe ny oll nahafantatra anao intimement sady tsy latsaky ny oll folo no mahafantatra an'zany na koa rehefa miarak@ oll iray fotsiny d oll folo ihany koa no mahanfatatra hatr@petit détail ny zvt nataonareo, d efa lany zara enao zay!mitandrema ihany leretsy eh

38. pitchou
(
17/07/2004 15:11)
xxxxxxxx> ngah zany! matetika rehefa manana oll fixe enao vao be mpitangorona! d eo vao fanina hoe iza no tiako enareo 3 .... zà efa nahita oll hoe efa nitambarana daholo ny retraretra fa hoe hivady saingy hoe mba aleo vonona ny hovantanina rehefa vita le fety malaza, saingy ny fanjaram-panana indray no nanahirana fa samy nahita olontiana fivady izy 2!
40. xxx
(
18/07/2004 18:13)
nen'iza hozy lema no tsy sura fa d eee nisaraka ihany eh!any han misy oll zay :zany izy raha jerena n'aizanaiza aleha na eny ambony taxibe na mipetraka misotro jus na eny andalambe mifampitantana b hoatran'reny tsy hisarak ireny!nefa d indrisy mantsy!fa marina le lazain'i pitchou fa rehefa manana vao mipoitra daolo ry zareo!asa fakana fanany ary v zany sa fitsapana sa mbola tsy le tena izy io miarak@ko io