nga mou tsy maintsy..........

1. lema ( 03/07/2004 10:28)
nga mou rehefa miaraka dé tsy maintsy hoe hivady.
tsy mety ve ra hoe resahana hoe miaraka fotsiny tsika fa tsika tsy hivady zany.
ny sipa mantsy no tena tsy mahatanty an'io kozy io.
répondu par fijo le 17/08/2004 22:08
2. vegas ( 03/07/2004 11:23)
Ny vavy no tokony hamaly ve?
3. poupounesana ( 05/07/2004 09:22)
fa inn fotsinn zany no antony iarahan'lema @n'oll alou eh?
4. xxx ( 05/07/2004 09:53)
ka ny sipa tsy ohatran'ny lehilahy mihitsy, ny sipa tsy tia milalao fitiavana izany kou !
5. pitchou ( 05/07/2004 14:21)
tandremo aza hoe miaraka fotsiny fa tsy hivady no ifanarahana d avy eo hoe naninn ah no nilaozanao an!
6. fijo ( 05/07/2004 22:22)
marina io ralema.
pitchou>raha toa moa ka milay anie dia hafaka miova resaka indray e.
7. methode ( 05/07/2004 23:40)
De hiaraka haninona fotsiny izany? Hihihihi! Aleo ihany tsy miaraka raha izany ko! Mandreraka aina fotsiny sady mandany ron-doha!
8. ikaretsaka ( 06/07/2004 01:54)
nefa ny mba mahagaga ahy misy sipa sasany efa miaraka @ bandy 10 ko .. ireny sipa manidina ireny.. dia manao resaka an'izany foana ve isaky ny mahazo sipa vaovao ireny olona ireny?
9. lema ( 06/07/2004 11:47)
ka lé miaraka mitsy anie no milay e!misy zao sipa efa manambady fa mbola be mitsiriritra ihany na bandy koa.
10. ari.malala ( 06/07/2004 12:25)
tsy azoko le resak'i lema alo ê! miaraka manin?
11. lema ( 06/07/2004 12:42)
mifankatia zany
12. fijo ( 06/07/2004 21:31)
io marina anie tsy hoe satria miaraka dia hoe tsy maintsy misy tanjona ao e.miaraka aloha.hita eo indray ny tohiny avy eo.
13. yonikafopl ( 06/07/2004 23:49)
ny zavatra atao ry fijo tokony hisy tanjona daholo a! mba olona nianatra ihany ny tena, matoa ianao manana eritreritra ny hanao zavatra iray dia efa fantatrao ny tanjona sy ny antony hanaovanao io zavatra iop fa tsy hataotao foana handaniana ron-doha@ antsoin'i methode akory
14. wawawa ( 07/07/2004 00:15)
Day by day! Fa raha tsy misy tanjona koa anie dia tsy aleo tsy mifandany andro e!
15. pitchou ( 07/07/2004 13:49)
fijo> ko efa hoe tsy hivady ko inn ndray? ary enao ity zany mpivadika @ fanekena an!
yoni> ka nenazy ange ny tanjona hiaraka fa tsy hivady akory e!
methode > enao ko wa ttttttsssss! ohatra hoe miaraka manasa vilia, miaraka mamofy ovy, miaraka mandeha miasa, fa tsy voatery miaraka mitokatrano akory ....
16. lema ( 07/07/2004 13:54)
i pitchou no nahazo ny tian'ny mpanoratra ho lazaina.
lé fiharahana,zay no tanjona.
17. mabloo ( 07/07/2004 16:14)
raha ny hevitro alo de zao e!!miaraka alo vao fantatra hoe hivady sa tsia zay le mifampizaha toetra ,raha tsy mifandray mitsy moa de misaraka,refa mitovy ny tadi-dokanga de mivady! ny fanambadiana anie ry reto tsy sangisangy na kilalao e!! fiainana manontolo !!!firifiry mo no miaraka firy taona nefa avy eo misaraka nisy tsy nitovizana tao de tsy nivady!!
18. wawawa ( 07/07/2004 16:26)
Miaraka aloha dia hita eo fa aza dia mifandany andro kosa
19. fijo ( 07/07/2004 23:36)
izay wa.miarka aloha.hita eny ihany ny tohiny avy eo.fa tsy avy dia hoe izao ny anaran'ikala,ary iry ny anaran'i bandykely.
20. ikaretsaka ( 08/07/2004 03:40)
step by step...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0667