fahasarotam-piaro

61. pitchou ( 10/07/2004 04:31)
nen'i karetsaka ndray no gravy ko! raha tsy miodina nefa ianjadian'ny hasarota-piaro ve tsy loza???? fa tsy milay alou raha vao tsy mitovy e!
62. ikaretsaka ( 10/07/2004 04:40)
ka io tsy mitovy io mihitsy no ialana ko
63. kitjo ( 10/07/2004 16:45)
rehefa mitovy d mifanaja dia ilay hasarotam-piaro tena "ilaina" fa tsy "ilay aretina, fitiavan-tena"
64. pitchou ( 11/07/2004 07:49)
ka ho lany @ hasarotam-piaro ny energie tokony hanaovana zavatra hafa ko
65. poupounesana ( 17/07/2004 09:19)
zao fotsiny eh, matoa saropiaro ny oll iray d misy antony foana na tena fondé le izy na tsia.fa zao, raha tsy tinareo ho fehezina b nareo lelà d ataovy zay atokisanay anareo eh, aza atao miahiahy mitsy zay d vita kabary!ny ataonareo ihany ange no mahatonga an'zany eh!
66. mumu ( 17/07/2004 10:47)
poupounesa ekekna tanteraka!!
67. tolotra ( 18/07/2004 14:46)
rah! ny toky omenay anareo sipa ve! ataoko fa tsy vovidy vola,na de efa hendry tsara izao ary ny bandy,fa rehefa miala any ilay fahasarotam-piaro nareo zay aoka fotsiny.kah rah samy ho bedy ihany ,tsy aleo bedy manao toizay bedy tsy manao! asa alou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2641