fahasarotam-piaro

21. fijo ( 29/06/2004 21:25)
zavatra efa nihainako.nokotiandry zalahy teo imasoko ny sipako fa tsy hitako izay zavatra tsapako.safidiny io.tsy fantako akory izay niafaran'ny resany tao.
22. mimich ( 30/06/2004 07:13)
mafy be an!
23. pitchou ( 30/06/2004 10:38)
tsy resaka mafy b kosa zany mimich an! fa fanomezana safidy malalaka ilay olona tiana ange izany e! fa tsy tokony ho ferana izy! raha ianao no safidiny d ho lany andro eo ze hikoty, ary raha tsy tiany enao d ho reraka foana ho saro-piaro aminy eo!
24. fijo ( 30/06/2004 20:33)
io voalazan'i pitchou io mihintsy no fototra hiaingako.raha tia ilay olona izy na hofatorako aza lasa foana io.ka aleo izy handray ny safidiny sy ny konsiansiny dia milamina hoazy.
25. wawawa ( 30/06/2004 21:32)
Raha tena fantatrao ilay olona miaraka aminao dia tokony fantatrao koa hoe mety ho attire par quelqu\'un d\'autre ve izy. Raha mampiseho hasarotapiaro ianao dia ny but an\'izay tokony hoe hiarovanao azy, dans le sens hoe manimba azy ny molamola loatra fa tsy hoe very ianao raha lasan\'olon-kafa izy.
Deuxiemement, olombelona io olona miaraka aminao io ka mety afaka manao erreur ndraindray. @ izay fotoana izay ianao no mila mampiseho azy fa miaro azy sy mitady ny soa ho azy. Tsarovy anefa fa raha tsy vita mariage ianareo roa dia territoire potentiel ho an\'olon-kafa foana iny olona iny.
26. wawawa ( 30/06/2004 21:42)
Fa zao, ny fahasarotam-piaro sady manimba ny andaniny no manimba ny ankilany.
Premierement, raha saropiaro loatra ianao dia manepotra an'ilay olona miaraka aminao. Satria manjary mahatsiaro tena hoe ratsy foana izy, tsy atokisana, tsy capable afatsy ny ratsy.
Deuxiemement, manimba anao saropiaro satria tu te fais des idees, qui parfois sont fausses. Ny effets psychologiques an'izay no ratsy au niveau du couple.
27. fijo ( 30/06/2004 22:17)
ka tsy hilaina mihintsy ilay izy e.samy mitondra ny sainy dia ok
28. sariaka91 ( 01/07/2004 10:35)
o ry wawawa, na vita na tsy vita marinazy angé dia territoire potentiel ho an\'ny hafa daholo na ny lahy na ny vavy. Tsy mbola hainao ve ? Na izany aza arovako ihany ny territoire-ko kaloha mandrapaha tsy ho ahy intsony izy.

Ny vadiko raha vao anaovako scène fahasarotampiaro dia vao maika manambitamby anahy. Tsy ataony maha-sosotra na maha-menatra azy ny hasarotampiaroko. Ataoko matetika @izay dia rassurer-ny léry fooana za. Mmmmhh....
29. pitchou ( 01/07/2004 10:54)
wawawa> tsy hitako ze antony sy rariny hanaovanao saro-piaro aminy hoe arovana???? ttttsssssssss! ho sakananao izy ho fefenao izy ... ary raha ianao namefy indrindra no lasa d mba ahoana? sa enao mbola @ le we "izaho mahazo fa enao tsy mahazo"? misy fitiavana v izany na kely aza?
30. xxx ( 01/07/2004 14:45)
le izy ry reto arakaraky ny zvt miseho ihany! ny vadiko zao b sipa tara @ny!zà koa anefa fantany fa b admirateurs!ary samy mahafantatra izahay ny genre-n'oll mety hi-attirer ny iray!hihomehezanay fotsiny alou rah vao le tena tsy izy!zahay tsy mba manao scène de jalousie mitsy na d te hametraka fanontaniana aza ndraindray!fa zao anefa no heriny, tsy ifaninana le izy fa ny heriny fotsiny d hoe raha ataoko an'zao ity d mety hahavita izany koa!tsy misy matanty valin-kitsaka zany ry reto ah!ataovy tsapany zany, fa en douceur no ampisehoana azy eh!
31. sariaka91 ( 01/07/2004 16:17)
Ny ahy tsy tantaraiko ny vadiko raha misy manadaladala donk tsy haiko loatra izay ho fihetsiny. Fa ny azy raha hitako misy vhv tady hisarangodrangotra aminy, amoahako hoho sy nify maranitra mihintsy. Impressionné be léry t@ voalohany nanaovako scène, ary vao maika aza ni-toucher azy ny nataoko. Donk ekeny sy fantany tsara fa sarompiaro za. Tsy olana aminy. Ny manodidina anay rehetra koa efa mahalala daoul.
32. pitchou ( 01/07/2004 17:33)
kay sariaka manana problemana fahatokisana ko! izaho indray alou d tsy koi izany amiko! raha mbola mifankatia izahay na hisarangotra hanisy araldita aminy eo aza sariaka iomehezany fotsiny! rehefa lefy le fitiavana d mino aho fa say hande @ alehany!
33. rambofrau ( 01/07/2004 18:57)
Ny hasarotampiaro dia naturel,ary samy saropiaro dahol ny olona tsirairay,na joba io na kofa,fa ny degreny no tsy mitovy.Donc cest normaly!saingy tsy azo atao be dozy fa manjary mankaleo.
34. gandy ( 01/07/2004 19:11)
Ny tiana hiany ry ireto no harovana an! ka raha azy kosa ve tsy ho sarotiny izy !
35. fijo ( 01/07/2004 20:05)
an an,dia io resak'i pitchou io ny ahy no tohanako fa iry handrangotra sy hanaikitra iry toa hampandositra ko.
36. tolotra ( 01/07/2004 20:24)
aretina ange io fahasarotam piaro io e na ianao marary na enao mitapy , ny olona tratranio mantsy ohatrany rombondrombotra izany
37. fijo ( 01/07/2004 21:05)
izay mihintsy ary ny loza dia mahita zavatra foana na tsy misy aza.
38. tolotra ( 02/07/2004 12:25)
sady ireny olona ireny manana ahinga panahy mahay mamorona zavatra tsimisy , panao tonokalo alo no tsara aminy e sady ireny padainga ,za alo tsy mirevy an reny e aiza ny bandy de tsy afaka miodina mihintsy ve
39. pitchou ( 02/07/2004 18:07)
tolotra> mety ny toetra sahala ny anao tia miodina izay ange no mahatonga le fahasarotam-piaro e! satria vitsy ny choix-ny: na izy hiaritra ka hamoy tanteraka ny maha-izy azy ary hanaiky ho hitsahanao, na izy mamefy anao mafy d lasa saropiaro be satria te-hifikitra aminao ihany, na izy lasa satria manimbazimba ny mahaolona azy enao!
40. poupounesana ( 04/07/2004 05:58)
raha zà tolotra d miarak@olona miodina koa @zay samy afaka miodina eh!tsisy blem! sa tsy tinao izy hiodina fa enao irery no mahazo miodina....?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0812