fahasarotam-piaro

41. tolotra ( 04/07/2004 15:32)
zarako aza izy hiodina any ko! @izay tsy saropiaro hintsony avy teo dia samy miala ,ny vehivavy rehefa saropiaro lozan tany izay mapi te ipitsika ,hotrany hoe nanenenana indray ny niaraka taminy , ka efa hoe aza saropiaro izany hoa marina e
42. poupounesana ( 05/07/2004 05:22)
ny lelà koa b vava han!izy indrindra anefa no tena tsy mahatanty iodinana!aza mba sendra ny lelà saropiaro ry reto fa hoatran'manambady gardien-na prison
43. rambofrau ( 05/07/2004 10:05)
Poupounesana,marina mihintsy zany.Za efa niaraka tamlhl saropiaro lozantany fa tena otran'ny hoe gadra any Nosilava zany no fiheverako ny tenako,de naleoko nipitsika fa tena lozabe koaaaaaa.
44. pitchou ( 05/07/2004 10:13)
ka tolotra zany te-hanao à la ronde des muets ko! d rehefa hiaraka @ vehivavy iray izany enao ve d anontanianao alou izy we: tsy saro-panina? mahay miodina?
45. tolotra ( 05/07/2004 13:05)
efa hoe rehefa tsy saro - piaro fotsiny de reveko ,na miodina izyna tsi. ny sipa koa angeh rehefa iodina ngah misy mibedy azy zany eo e! fa rehefa tratra fotsiny de samy fita,tsy mila manontany izany , fa eo mahita izy!
46. pitchou ( 05/07/2004 14:15)
nareo ange no tsy mahatanty voalohany e! tedavinareo tsy ho saro-piaro ny sipa nefa raha vo maheno nareo hoe miodina izy ... tsy mila manontany akory!
47. tolotra ( 05/07/2004 15:36)
zah aloha mahatanty e! fa ra zah no maheno hoe niodina izy de efa zay zany efa tsy misy fitiavana tsony zany izy ko! inona no asaro-piaro ahy aminy, fitiavana izany anie tokony ifampatoky de fita e! fa tsy hoe!...saro-piaro eo akory
48. fijo ( 05/07/2004 22:17)
za tokoa aloha efa nanana namana lhl saropiario fa tena loza be.ary dia mifamaly foana izahay roa lahy fa na ny tena aza dia maha saropiaro azy.
49. pitchou ( 07/07/2004 11:25)
inn tsara moa zany no tantin'i tolotra fa tsy azoko tsara? tsy mampaninona anao izy raha miodina nefa raha miodina izy d vita hatreo fa enao tsy ho saro-piaro ... tsy takatry ny saiko re!
Tena marina izany tenenin'i fijo zany fa mahasosotra ny manana namana tsy matoky ny tena! saingy kosa alou i fijo sao d nitady hiodikodina na hanodikodina ny sipany?
50. wawawa ( 07/07/2004 13:45)
Saropiaro angaha i pitchou?
51. pitchou ( 07/07/2004 14:45)
zà v d saro-piaro tsy mampime b? hihihi
52. tolotra ( 07/07/2004 14:51)
tantiko tsara oa! ilay hoe tsy saro-piaro e! de atsipiko ny sipa rehefa miodina izay no tsy mahasaropiaro ahy tsy mila ady fa tonga de hoe mandehana miala fa sahala
53. fijo ( 07/07/2004 23:28)
pitchou>za ve de ahavita an'izany.
wawawa>tsy saropiaro izy ka.ih,ih,ih
54. rambofrau ( 08/07/2004 15:07)
Tolotra! enao milaza fa tsy saropiaro,nefa raha ohatra ka miodina le sipa dia vita hatreo izany :izany ve tsy mampimehy be,maninona raha mbola miaraka satria samy mahatanty????
Ny Lhl aloha dia miseho milay mihintsy hoe mahazaka eh,nefa ......ny aza voany ihany
55. pitchou ( 08/07/2004 18:37)
tolotra> zany hoe na tianao sahala @ahgoana azy izy d tsy mila mifona enao rehefa niodina ka atsipiny an? izay angaha d azo atao hoe sahala! zany hoe samy mahatanty ny manipy zany rizareo raha vao miodina le iray e!
56. tolotra ( 09/07/2004 10:26)
efa hoe tsy fidiny oa! ilay miodina fa tsy hoe endrasana ifona ilay bandy fa tokony fotsiny hoe mamelah ny helony fa tsy fantany izay ataony ,ilay fitiavana angeh misy fa ilay saro-piaro oa! tsy milay
57. pitchou ( 09/07/2004 17:51)
aiza ary ze sahala @zany? le bandy tsy te-hahalala raha miodinale sipa fa atsipiny ko nahoana no hoe mamelah ny helony raha le bandy no miodina? misy tsy matanty ndray zany!!!
58. tolotra ( 09/07/2004 18:42)
ra sipa miodina izany kosa aloa ,azafady apetrakiny bandy izany!tonga de hoe mandeana mahazo fa za tsy anozona ,matanty tsara angeh ny bandy @izany e! sady tsy saro-piaro mihitsy ,fa ny sipa no tena tsy mazaka ao anatiny fiainana daholo anie izany e!
59. tolotra ( 09/07/2004 18:56)
ilay sipa saro-piaro mihitsy anie ry pitchou no tsy reveko e!fa za tsy mirara izay fiodonany any ,iza no mahita ny izay fiodonany any ambadikany
60. ikaretsaka ( 10/07/2004 01:11)
raha samy tsy miodina ka saropiaro de OK.. fa raha ny 1 fotsiny de tsy milay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2148