ny tokony hatao

81. pitchou ( 02/07/2004 17:39)
inona no tsy azo atao miaraka @ vazaha fotsy? raha ianao no mpampiantrano ange dia ny fombanao no arahiny e!
ilay bagety kosa aloha tsy manome tsiny an-dry aho e! azo atao tanana ihany nefa rehefa tsy mahay bagety saingy ny olana dia mamay be daholo ny sakafon-drizareo dia aleo miangavy sotro e!
82. hendry ( 02/07/2004 18:02)
Misy fomba gasy ( toa tsy ny rehetra io) hoe amelana ambiny kely eo am-bilia mba hahafantaran´ny tompon-trano hoe voky tsara nefa ho an´ny sasany dia tsy fahalalam-pomba ilay izy sady manimba sakafo fotsiny.
83. kitjo ( 03/07/2004 03:31)
Hitan pitchou ny tiako tenenina hoe raha any @ karana tsika mande d ts mampaninona mitsy ny tonga dia mangataka latabatra sy sotro fa tsy afaka hihinana @tany sy @ tanana

oh zay koa ra @kely maso oe tsy afaka mampiasa bagety d tonga d mangataka sotro tsy misalasala.

Fa refa @ ireto vazah fotsy anfea toa miahotrahotra sy feno tahotra.
Misy hery famoretana ve sa ny toe-tsaina mitsy no voa?
Tsy maintsy misy kosa aloha fiezahana fa refa zvt tsy hay tokony mangatadalana hanao izay hain tena toy izay hi style eo nefa hanaonao foana.

Fa tsy le manao saugave b reny kosa aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2841