ny tokony hatao

61. pitchou ( 28/06/2004 04:53)
d rehefa handrora paraky d eny @ tany no atao na mivoaka kely fa tsy ao anty vilia!!!!
62. fijo ( 28/06/2004 20:43)
ary dia fady ny mipetraka satria vary mitsangana no aleha.
63. kinaoly ( 29/06/2004 00:03)
le fametrahana anle couvert de samy manana ny azy ny anglisy sy ny frantsay,
de marina kou zany fa samy manana ny fahalalapomba eo ampisakafoanana daholo ny firenena samy hafa, raha ratsy ny mandrezatra avy misakafo any @ny tandrefana dia ekena ary raisina ho zavatsoa izany any @tany arabo na jiosy satria mampiseho fa nisakafo tsara ilay olona nasaina (ahitsio za raha diso).
dia mety mbola miova koa izany fomba izany araky ny fotoana isakafoana,ohatra tsy mitovy ny fomba fisakafoanana tsotra sy ny ceremonie du thé any japon, mbola sarotra kokoa le fisotsona dité noho le fisakafoanana :)
64. pitchou ( 29/06/2004 06:09)
ie! le mandrezatra alou d mariky ny fankasitrahana any @ firenena tatsinana e! ary any raha sitrakao sy hajainao le tompon-trano d hoaninao mamay be le sakafo ary mitsamotsamona otran'ireny zay vao nahita ireny!
kay! le dite koa alou d tantara manokana e! atsangana ambony b v le ankihikely sa afikitra @ kopy tokoa?
65. fijo ( 29/06/2004 23:35)
tsy dia ilay ankihikely ry pitchou fa ilay fanodinana ilay kaopy sy ny fampifangarona azy sns.
66. pitchou ( 30/06/2004 06:35)
ny an'ny anglisy le ankihikely no jeren'ny olona ko!
67. hendry ( 30/06/2004 11:25)
Rehefa misotro dite na kafe @ toerana mihaja tsy azo atao ny mitsoka na dia mahamay aza ilay izy.
68. fijo ( 30/06/2004 22:52)
fa aleo mandorolela.ih,ih,ih fomba ratsy.
69. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:41)
tsofiko any ny ahy... iza no hamono tena eo?
70. fijo ( 01/07/2004 04:58)
marina izany.handoro lela ve?
71. booboo ( 01/07/2004 07:44)
ikaretsaka>hihihihi
72. pitchou ( 01/07/2004 10:12)
hihihi> d rehefa misy may d atao hoe sokafy ny vava ho tsofina sao mitsovaka eo?
73. olly ( 01/07/2004 10:36)
pitchou 26/08 < dein!!!! efa hisakafo ve d mbola hihinam-paraky koa !
74. booboo ( 01/07/2004 10:38)
dein ! hihihihi
75. xxx ( 01/07/2004 13:58)
Fa ilay fomba anie tokony hita hoe natoraly no hanaovanao an'ilay izy,fa tsy hoe zavatra nianarana.vao maika ary hono fople raha hita hoe tsy natoraly aminao fa nianaranao ilay fomba.otran'ilay manainga ankihy kely rehefa mitana kopy ,misotro dite.tokony natoraly fa tsy hianarana.
76. kitjo ( 01/07/2004 15:02)
ikaretsaka> refa any an-tanana aza le atao cascade @kopy akiroa ny dithe sefa tena mangitys te hisotro nefa le izy ammay be kooo,hiihihhi

efa oe aza mankasarotra fiainana zany raha tsy manelingelina ny hafa ,lolll
laingako zany fa tsara ny mahalala fomba e, fa tsy terena fa ze mampahazo aina koa anefa

rehefa diso mitandrina ange mipitika le sakafo ny farany e...satria mangovitra...
77. pitchou ( 01/07/2004 17:00)
loza tokoa raha kofina
78. pitchou ( 01/07/2004 17:48)
kitjo> anisan'ny fahalalapomba kosa ange ny fanarahana sy fanajana ny fomban'ilay mpampiatrano e! sao vao mandingana eo d tsara fosa ary tsy ho isan'ny namany intsony raha heveriny ho namingavinga
79. fijo ( 01/07/2004 22:44)
dia tsy hifika taolana izany isika o.
80. kitjo ( 02/07/2004 10:23)
pitchou> za nge tsy manda e, ary marina oa zany sady tokony atao
fa refa tena tsy mety aleo mitady fika koooo

za zao h@ zay nipetrahako taty ts mahay mihinana @ bagety, ra le hazo na plastika misy rirany d haiko fa ra le malama amzao migorisagorisa aby fts ze hohanina koooo
Vao mainka aza mipitika eraky ny latabatra,loza!

Aleoko mangataka sotso sy forsety moa ra le tena kely maso d orizin b reny d efa mivatsy aho...

Izy v tsy hi compre anzany koa? za ngha ts mahalala fomba raha tsy manaraka ny azy fa SAMY MANANA NY FOMBANY IZAY TSY HITA IZAY MAHARATSY AZY....

Ko manin refa miaraka @ vazah fotsy tsy azo atao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1932