ny tokony hatao

41. hendry ( 04/06/2004 18:28)
fijo> toa miovaova arakaraky ny olona koa ilay izy, ny nampianarina anay zao dia ankavia ny fanolorana sakafo. Ny zavatra hitako miovaova foana koa dia ity: misy rehefa manao couvert dia ataony mitsilany ilay sotro sy fourchette, misy nefa mampitraka azy.
42. chipie1 ( 04/06/2004 19:23)
hendry> otrany oe atao mitsilany ngambany ny falalako aniny resaka sotro sy fourchette iny!
43. hendry ( 10/06/2004 09:30)
chipie 1: arakaraka satria nisy fotoana aho nanao stage tamin´ny restaurants roa samihafa dia samy manana ny azy, misy mitsilany misy mihohoka.
44. fijo ( 11/06/2004 00:22)
asa fa aty france izy dia miohoka.izany hoe ilay laoka amin'ny sotro no ambany.
raha misy sakafo ka misy ravintsalady lafika,dia tsy natao hoanina io salady io.
ny fromage dia ny malefaka no hanina aloha vao ny mahery.
dovay fotsy miaraka amin'ny hazandrano ary ny mena miaraka amin'ny hena.
45. hokie ( 14/06/2004 23:55)
raha any @ mpihinana @ tanana dia misy teknika maromaro koa. Misy ny mampiasa ny rantsana dimy, ary misy mampiasa ny rantsana 3 monja...mahafinaritra fa afaka milelaka tanana sy mihinanan toalana tsara koa...rehefa miaraka @ olna avy any indonesie, Pakistan, Afghanistan, India sy Bangladesh aloha zany.... kay tena noana koa aho zany!
46. hokie ( 14/06/2004 23:57)
raha any @ mpihinana @ tanana dia misy teknika maromaro koa. Misy ny mampiasa ny rantsana dimy, ary misy mampiasa ny rantsana 3 monja...mahafinaritra fa afaka milelaka tanana sy mihinanan toalana tsara koa...rehefa miaraka @ olna avy any indonesie, Pakistan, Afghanistan, India sy Bangladesh aloha zany.... kay tena noana koa aho zany!
47. kitjo ( 15/06/2004 17:17)
esy eeee
misaotra anareo aloha e

ny anah alou d refa tsy aiko d mody miandriandry aho e,hihiih, jereko ze ataon ol d manaraaaaaka,

Fa ny anah alou zareo namonjy mariazy sipa frantsay sy bandy allemand za t@ herinandro, samy miseho azy ho sarotiny aby ireo manko, d protocole be manadala,
Ko za ary te hihinana an le hena misy taolana kanefa mety ahnenoneno b le vli sady ela b le mandidy azy,
Nanao azafady aho oe ho raisiko oa ty, d niomehy zareo sady faly aby d reo fa nandray aby ko,

tena marina io an....

Fa zany oe arakaraka ilay olona aloha io fa ny anah teneniko oh znay foana fa raha oe tena le mihaaaaja be reny d aleo miafy na manao kibo an-tsena mialoha d mody hendry aveo
48. kitjo ( 15/06/2004 17:20)
hokie> marina tkou zany,ihhiih
fa ra any am le mihinana @tanana sady mipetraka @tany reny dia ny vahiny no vokisana fa mitsangana ao afara ny tompontrano mitatitra saakfo sy manampy izay lany

d ny kopy no ampiasaina refa maka zavatra misy rony, d refa lasa ny vahiny vao mihinana ny tompon-trano

49. jhouhlambout ( 15/06/2004 21:56)
:o)
50. fijo ( 15/06/2004 23:31)
amin'io lazain'i kitjo io dia misy fomba voalaza tsy nahy ao.
rehefa misy olona tsy mahay ny fombanao ka manao ny fombany(mandray taolana eto)dia mba tokony manao koa ny rehetra tsy ahasadaikatra azy.
51. chipie1 ( 17/06/2004 08:23)
fa ilay fomba miray vilia refa mikaly ity koussa tsss. oul 5 no miaramitsabaka ao tena tsy sadaikatra tsony fa aleo tsy mihinana.
52. alz ( 17/06/2004 08:34)
Aiza ry Chipie no misy an'izany?
53. fijo ( 18/06/2004 04:41)
tamin'ny SN izahay tany ambato boeny nanao an'izany.zara aza tamin'izany nahita hoanina ka tsy nisy nakaleo mihintsy.
54. booboo ( 19/06/2004 23:07)
ary aôna kay ny placesn'ny vahiny sy ny mampiantrano rehefa hikaly ?
55. pitchou ( 20/06/2004 08:45)
tandremo tsara ny heverina ho fahalalam-pomba fa samy manana ny azy ny firenena tsirairay! alohan'ny handehanana hikaly any @olona iray raha azo atao dia fantarina tsara aloha ny fombany ndrao mihevitra ho nanao ny mety kanjo ny mifanohitra @zay!
56. hendry ( 23/06/2004 14:49)
ny silamo koa betsaka ny mihinana @ tanana sady miray vilia.
57. pitchou ( 23/06/2004 15:56)
sao d omen'ny olona rano somary otran'ny rano-potaka any @ tany tsisy rano d hiavona sy be komantera hiangetsangetsana nefa ny sarobidy indrindra eo aminy zany no natolony ho anao!!!! tena fin enao!
58. fijo ( 23/06/2004 22:27)
marina io.
momba ilay mivahiny dia tsara raha ampifanelanelanana ny tompontrano sy ny asaina.
59. hendry ( 25/06/2004 14:41)
Nisy nanontany ny tokony atao rehefa eny @ vary mitsangana. Tsy azo atao ny miaingitraingitra rehefa eny fa manaraka volontany. Mety tsy hisy fourchette eny ohatra dia mba raisina @ tanana zany ny hena.
60. pitchou ( 25/06/2004 17:06)
saingy tandremo tsara le sotronao tsy handehandeha mankeny @ plat fa tena tsy mety izany! ary somary mikisaka manome toerana ny olona hafa rehefa misy olona hafa tonga miditra koa fa tsy mibahana be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3679