tsy afrikana marina ve ny gasy?
61. fijo
(
18/05/2004 21:15)
ny mitoka monina tsy misy milaza mihintsy hoe mety na tsara.fa ilay maha izy ny tena kosa mila tandrovana io satria mila hovery.
62. angie
(
19/05/2004 09:13)
t@ zahay nipetraka t@ kilasimandry taty dia misy gasy vitsy2. Nisy ankizy anakiroa zay tsy manaiky mihintsy hoe afrikana dia ataon\'ny ankizy fanalana satria rehefa misy match de foot oh dia mizara groupe de zareo zany tokony hoe miaraka @ afrikana dia tsy mety kanefa ny sasany tsy mety mandray azy ireo satria na ny teny aza tsy mifankahazo, dia akory atao fa lasa specta. Mampalahelo satria tsy misy ange ny azonao atao rehefa aty ivelany e, vao miala ny avion fotsiny ianao dia efa ao anaty categotirian\'ilay afrikana, ary rehefa miasa, na koa any ampianarana dia ao anatin\'io foana ianao satria zay mihintsy ny groupe misy. tsy afaka hiteny foana hoe za gasy. hihomehezan\'ny olona fotsiny,
64. yonikafopl
(
19/05/2004 20:06)
fijo fa angaha raha afrikana dia very ilay maha gasy anao?
angie, marina aloha izany e
angie, marina aloha izany e
65. fijo
(
19/05/2004 21:37)
yonikafopl>inona kay no tena hatahoran'ny vahoaka sasany tsy hiditra amin'ny europa?satria matahotra izy fa hovery ny maha izy azy.ary raha eto france ianao dia mahita tsara fa europa no mandidy ny zavatra rehetra atao eto.tsaroanao ny greve be by mpanjono?ny mpamboly,ny mpiompy.sns izay no mahazo rehefa miditra ao,ka io no tsy hidiran'ny anglisy tanteraka.
66. yonikafopl
(
20/05/2004 00:46)
fijo za tsy any aminareo any ka, fa aty aminay dia asahoko ny olona ny maha malagasy ny malagasy ary dia mahazo haja tokoa ny maha malagasy
67. tsilan
(
20/05/2004 01:07)
Yonikafopl
Ny tena olana anie dia ny gidro sy ny kadradraka avy any Androy misioka no ahafantaran'ny olona an'i Madagasikara eh. Ireo tsinona no mandeha amin'ny tele sy ny VCD ary ny DVD matetika, fa ny olona Malagasy tsy mba hita ao mihintsy.
Ny Ambasady moa tsy mampahafantatra raha teo, na ny saina Malagasy aza tsy hita eny matetika satria angamba menatra ry zareo. Asa aloha an

68. xxx
(
20/05/2004 07:18)
Tsy afrikanina izany mihitsy ny malagasy.Miaraka continent aminy fotsiny isika fa isika manana ny fiaviantsika .
69. xxx
(
20/05/2004 17:23)
arajeografika aloha isika d ao @ kontinenta afrikana!rehefa mandeha any andafy any isika d mainty hoditra foana na d misy fotsy fihodirana aza! mainty hoditra fa tsy avy any amerika aloha! tsy maintys afrika zany!misy @tsika anefa manana origine asiatique na arabo fa tsy voatery hoe afrikana foana! na izy telo ireo mitambatra! fa inn anefa ny olana na afrikana aza eh? ao @ kontinenta rehetra d misy zavatra tsy tokony haha -"fier" daholo ary misy koa anefa zavatratsara azo alaina tahaka na amerikanina, na indiana, oseanika na eoropa na afrikana zany! samy manana ny hanitra ho azy ireo eh!
70. fijo
(
20/05/2004 22:11)
tsy resaka hoe mahamenatra anie ilay izy e.isika tsy mbola manana ny fahasahian'ny afrikanina ohatra.fa resaka tena ilay maha izy ny tena mihintsy.izay fa tsy hoe manana na malemy ,na mahamenatra.
71. tsilan
(
20/05/2004 22:49)
XXXXX
Ny fisainantsika dia tsy aziatika na Malayan mihintsy aloha hatreto, fa dia manakaiky kokoa ny Afrikanina
Satria nahoana hoy ianao:
Ny antsika dia izay manitsaka antsika hatrany no tompointsika, ary fisainana Afrikanina io, izay mahery no hajaina.
Jereo ireto ohatra ireto:
Nanao tsinotsino antsika ny Frantsay nandritry ny taona 2002, nefa dia mandadilady any aminy isika mangataka vonjy.
Nanilika antsika ny OUA, saingy dia mitalaho mafy amin'i Wad isika mba ho ankatoavin'ny OUA.
Milaza fa mankahala frantsay ny maro, fa mandeha any Frantsa mba te hitovy amin'ny frantsay
Ny teny fampianarana aza nanjary teny frantsay.
Jereo anefa ny firenena izay voalazantsika fa fihaviantsika, ny hery tsy mahaleo ny fanahy hoy izy ireo. Mbola ny teniny ihany no entiny mampianatra sy mampandroso ny olona ao aminy, ary tsy mitamby amin'ny firenena hafa izy ireo na mahantra aza ny sasany satria ny tokantrano tsy ahahaka.
Mba fampisehoana izany fa toa afrikanina ihany isika koa

72. peluche
(
21/05/2004 14:16)
Fijo.Tsy ny maha ao anatiny continent africain no mahavery ny maha-malagasy.Enao ihany ary d'efa namaly azy hoe ny anglisy ao antin'ny union européenne fa manana ny mahaizy azy.
73. yonikafopl
(
21/05/2004 15:23)
Izay indrindra manko ho aho ry peluche za afrikana fa manana fisainana malagasy
74. unik
(
11/06/2004 21:13)
nenah ny fanontaniana ato antsaiko dé zao etre africain ou pas: keske ça nous rapporte???
76. xxx
(
24/06/2004 17:49)
aza matahotra ny ho" mainty" ry reto.a .fa ataoko fa tsy any ny olana ! ary miezaha mijery lavitra fa aza apetraka amin 'ny volon-koditra ny fomba fijery! asa moa fa anjranao no mieritreritra.
77. fijo
(
24/06/2004 23:58)
tsy mitondra inona hoantsika aloha ilay ao amin'ny OUA e.
tsilan.isika nan nikorontana aza tsy nifamono toy ny afrikanina.
nahay nifandamina fa tsy nirefarefa toa ny ao afrika.
tsilan.isika nan nikorontana aza tsy nifamono toy ny afrikanina.
nahay nifandamina fa tsy nirefarefa toa ny ao afrika.
78. fijo
(
25/06/2004 00:33)
le mankaty frantsa kosa angamba tsy voatery hoe te hitovy aminy.diso io.
79. hendry
(
25/06/2004 14:43)
Ilay teny hoe afrikanina ngamba ny tsy tiantsika e? Tadidio nefa fa dia ho sokajian´ny fotsy hoditra ho anisan´ny mainty foana sika gasy na tsy atao hoe afrikanina aza.
80. pitchou
(
28/06/2004 05:10)
maninona anefa raha avela hilaza ze tiany ho lazaina ny olona e! hita fa ny toerana misy antsika dia aty @ oseana indiana raha zaraina ara-paritra izao tontolo izao! raha zaraina ho continenta 3 ny planeta vao tafiditra ao afrika isika! izaya ny ara-jeografika! fa raha ara-tantara no zohina 'tsy ny resaka gondwana fa ny reska fiavian'ny olona) dia tadiavo tsara ange fa karazan'olona maro no niavian'ny maolagasy ary ao koa ny eoropeana, ary @ faritra maro! ka raha ze resaka regroupement no problemanareo d ze azoazonareo aleha fa tsy misy hadisoana velively! firifiry aminareo any moa afangaron'ny olona @ mavo hoditra kely maso, na arabo mitingin'orona, na afrikana be molotra, na tsy voakilasy satria toa metisy toa tsy hay be ihany?