tsy afrikana marina ve ny gasy?

41. peluche ( 13/05/2004 10:45)
Ny hafahan'ny pays du sud miady @ nord,zany hoe mba tsy hoentin'ny nord lava @ sangany dia mitambatra...
Ny fandrosony madagasikar dia miankina @ economie ,ny fifandraisany @ pays hafa,ao koa ny politique interieur.Raha fandrosoana mahritra sy updated no tadiaviny
42. samoina ( 13/05/2004 12:35)
Ho raikitra eto ny Gasy d'Afrika sy ny Gasy (be) d'Asie raha izao no mitohy an ! Etsy andaniny ny Gasy de Frantsa sy Gasy de Koamôro mbola hafa kôah ! Ny Gasy de St Antoine sy ny Gasy de Jul'Ferry koa tsy hanaiky gisitra...
43. booboo ( 13/05/2004 12:37)
hihihihi
44. tsilan ( 13/05/2004 13:32)
Peluche an, ka ny tondro avaratra aza anie manondro mianavaratra foana eh. Tsy mahery ve izany ny avaratra? Sa atao hoe Tondro atsimo indray ny antsika. Hahahahahahahhahahaha
45. kitjo ( 13/05/2004 18:47)
peluche>>> sao d mba tsy rariny kosa le oe "gasy kely" e, aza manambany tena fa za tsy mahampinamana antsika io.

samoina:iza le "be"?hihihihihi

ataoko fa bdb ny tany nitambatra tany aloha be tany, mety ts nisy akory aza ny oe continent ra tsy taty afara, d mitovy aby zany???

arajeografia d continent afrikanina tsika, fa ra demographie d tena mifangaro be,
fa amzao generation iainantsiak zao ataoko fa tsika efa gasy be reo azo lazaina amzay fa mba efa gasy pure na 99,999999999999999999.....99999999% aza.
"ao @ocean indien"
tsy aiko aloha e

ny ol aza aty tonga d mahay manavaka be oe le eo "between Mauritius and Africa ve"
za tsy hitomany ho vazah, na asiatika, na amerikanina na inona fa oe gasy

refa misy manontany d oh Tsilan io koe tenenina oe gasy, ra misy manadihady d atao oe "near by Africa" tenenina mitsy oe outside,. aleo kokoa aza miteny oe a

46. fijo ( 14/05/2004 00:16)
ka raha mbola misaina io "gasy kely io"foana dia mbola mila halokaloka foana koa.ny anglisy dia mambran'ny europa,fa jereo izy fa mihavana kokoa amin'ny rikanina.isika koa mikambana ao amin'ny afrika,fa mihavana kokoa amin'ny aziatika.tadidio fa misy fikambanana'ny zarazara fa tsy tsaroako ilay anarany,dia ny samoa,ny avy any new zeland,ny indonezianina ny viet,ny kambojianina,ny philipinina ary ny gasy no ao.zava misy io fa mbola tsy dia mbe mpahalala ilay izy.
47. kitjo ( 14/05/2004 07:01)
tsy oe akory refa nisy ny Union europeana d oe ts nisy tsn ny frantsay fa lasa oe europeana fts

d oh zay koa ny gasy, gasy gasy ihany ,gasy hatrany afatsireo safoitra
48. peluche ( 14/05/2004 13:03)
kitjo:tsy resaka fanambaniana gasy mihitsy zany.Resaka enjeu économique et mondial,raha ohatra hoa ka developpemnt maharitra no tadiaviny gasy dia tsy afaka ny hitoka-monina izy.Raiso an-tsaina fotsiny hoe ny vokany raha miala ao @ union africaine ny gasy...mihena ny exportation,sur le plan international moa de tsy hiteny madagascar zay "kely",minia-mikipy zay tsy mahita an'io.
Ary ny anglisy marina fa mihavana kokoa @ usa fa ny économie-ny,politika interieur-ny tsy maintsy mifanaraka @ norme européenne noho ny @ usa.Ry zareo ameriklana koa tsy vendrana,te-hampiozongozana any union européene.Ka noho izany tsy resaka fisainana "gasy kely" mihitsy fa resaka momban'ny fandrosony gasy maharitra,mba hananan'ny hanjara-masoandrony.Tsy zaka ilay mahre hoe "kely ny gasy" nefa zava-misy zany,ka zany no tokony hanany stratégie tsara mba tsy hanaradridrenirano ny sasany fona.
49. kitjo ( 14/05/2004 15:54)
Aiza mo ano tsy hanaradrenirano fts ko "kely" k
enao no efa misokajy ny tenanao ho kely, ka aiza enao no tsyvao mainka alentiky ny olona fa tsy miezaka ny hitraka sy hisondrotra ve ra ambany ?

Tsy milay kosa aloha le fiteny oe "gasy kely", za na mahantra ary tsy manaiky atao anznay kle, oh oe mionona be zany amiko fa tena fadiranovana tsika d oe indreto zahay "gasy kely"
50. peluche ( 14/05/2004 16:42)
oadray,afaka tenenin'i kitzo ary ve hoe ahona ny position ny gasikara eo @ sehatra international,ary aza entim-po fa ny zavatra marina lazaina.Na ny lanjany ara-ekonomika,na ny taille,na mba afaka minfluencer ny marché économique ohatra ve izy?mba afaka manohitra ny pollution hataon'ny pays du nord ve izy ohatra??Inona ny antony???
51. booboo ( 14/05/2004 16:56)
hihihi lasa diso ambaka ny ps n'olona ny farany
52. miara ( 14/05/2004 17:48)
Ny suisse tsy mety miditra ao @ union européenne satria tsy te-hanary ny neutralité-ny,ny secret bancaire...saingy mandeha ny ady hevitra aty suisse hoe tanana "kely"au coeur de l'europe,tsy afaka ho aiza fa tsy maintsy manraka ny rythme européen na ho ela na aingana.Tsy aiko hoe hatramin'ny oviana re ny hitazoman'ny suisse ny fierté-ny e??Ka asakasak'i madagscar izay île "kely",pays du sud,1/3 monde,hitoka-monina,hiavona tsy hoteanatin'ny continent africain...aza jambain'ny fierté re?Hoy ny suisse hoe mitokana zay satria ny economie-nay tsy latsa-danja,ny politikanay hafa...fa na zao ary moa ry zareo manomboka tonga saina hoe zao zany le hoe "kely",mety hovoatelin'ny union européenne raha izao no mitohy.
53. miara ( 14/05/2004 17:55)
Raha ampifandraisana @ gasy le suisse teo dia:tsisy pays afaka hitokan-tena ntsony,tena hitokana raha zavatra maharitra no jerena...Na pays manankarena zany na pays mahantra,na kely na lehibe.Hilaina mijery developpement au niveau international,tsy ampy ntsony zany miforotra ao @ tena zany.
54. hendry ( 15/05/2004 17:33)
Ny zavatra henoko dia ity: ny olona hono rehefa mipetraka @ Nosy dia manava-tena tsy hitovy @ ilay firenena eo akaikiny foana.
Na zany na tsy zany kosa tsy afa-misaraka amiko ny ara-jeografia sy ara-tantara, aiza koa no hisy an´zany hoe hiresaka firenena iray dia sarahina ny ara-jeografia sy ara-tantara?
Dia miverina @ teniko aho hoe: sika gasy zany gasy ao anatin´ny kaontinanta afrikanina.
55. kitjo ( 16/05/2004 10:00)
ie, tsika gasy ao anatiny kaontinanta afrikanina ,
oh oe frantsay ao anatin ny kaontinanta european ,misy ao alemana, rht rht e

peluche>> kitjo fa tsy kitzo
Iza no tsy mahalala moa fa any @ akakikin rambony tsika amzao fotoana izao, raha taille aloha M/kara no anisan ile lehibe inddra e, faha4 izy zay...

Iza ko nefa no hinia hikimpy hilaza fa tsika manana ny matieres 1eres bdb,tany, main d'oeuvre...... afaka trandrahana??? Fa tsika gasy no tsy misy manao d anjakan'ny vazaha
Tsika gasy manambany tena manao antsika ny tenantsika ho "gasy kely" , ampisehoana ny vazaha fa madinika tsika tsy afa-mankaiza,
izay no anararaotany hi-dominer-na sy exploiter-na antsika,

Amiko ny fandrosoan firenena miainga @ tsiray2, miainga @:
-olona iray,
-tokantrano
-fianakviana
-fokotany
-firaisana/commune
-fivondronana/faritra....
-faritany sns.....

K zay, enao aloha no ezaho hivoatra, d mitatra amzay fa ny fanjakana no mandamina sy mandrindra...

Fa raha ny tsiray2 ary no hionona ary hipetraka @le oe "gasy kely" tsy hisy "initiative" mitsy znay fa hiandry an le fanjakana fa oe"afaka ho aiza moa ny gasy kely"

Amiko d io fisainana io aloha no tokony esorina , tokony manana "challenge" tsika ary tsy hanaiky holazaina an'io.
Misy obligation de resultat ao amzay na ho an'ny tsiray2 na ho an'ny rafitra mitantana.....

Tsy afaka mi-influencer tsika,marina, ary vitsy no afaka manao anznay koa fa tsy tsika irery,
Fa na zany aza tokony samy mametraka sy maneho ny maha-izy azy,
Marina fa mahantra tsika fa bdb ny "atout/skill" ananantsika,izay tokony ezahina hotrandrahana

Tokony ho sahy mijoro eo anatrehan sasany ary miezaka ny hisondrotra, fa raha ianao aza tenanao manaiky atao ho "gasy kely" fomba aona moa no androsoanao? efa mionona ange zany e

Ianao tsiray2 no miezaka,AMpiseho @ hafa @sehatra misy anao ny maha-izy anao fa aza miandry an'i Madagasikara ho lasa "puissance economique" vao oe inty aho fa io ny taniko......



56. kitjo ( 16/05/2004 10:06)
fanitsiana ny eo ambony:
3e paragraphe"......hinia hikimpy tsy mahita fa tsika manana.....


Marina fa entim-po a ry Peluche satria na oe sahirana ary tsika tsy tokony tsika malagasy no hilaza ny tenantsika oe "gasy kely",
Zany tsy milaza koa oe hizesta nefa tsy mankaiza, fa na madinika ary tsika mihoatra ny sasany misy zavatra bedebe ananantsika tombony.

Resaka aartsaina mitsy no tiako lazaina amin'io, tsy resaka taille akory,
57. kitjo ( 16/05/2004 10:17)
Miara>>> tsy azonao le resaka ny tena marina,
tsy nisy nilaza teo oe andeha hitokana na hoe hahaleo tena tsy hiaraka @ hafa Madagasikara,
Misy dikany reo nolazain namana eo ambony reo oe : "L' Afrique et Madagascar", misy ny COI, ....Ilaina ny fiarahmiasa @ tany rht
Matoa tsika sasany aty ivelany reo aty, misy zvt ilaintsika ao,
Tsy midika zany akory fa oe andeha aho hitomany ho Asiatik satria aty Asie, na ze any USA hitomany ho amerikanina, ....

Fa ny teneniko d oe "Manana personnalite ny tsirairay"
Tsy oe miavona na hihataka @ rht fa ampiseho ny maha-izy anao


Ny resaka eto d oe afrikanina ve ny gasy?
Amiko aloha efa reo naveirmberiko teo ireo oe zao generation misy antsika zao efa azo lazaina fa gasy pur amzay kosa tsika e, ankoatra ireo metisy zany, fa dadaben dadaben dadaben dadaben..............tany aloha be tany no nisy trace-na race hafa farany

Za aloha sady tsy afrikanina, tsy vazah,tsy asiatik, ts ....ts aiko aby ze misy,
Sa misy mahay ve aminareo reo oe iza marina no niandohany? tsy le dadabe an, fa taloha ela be talohan nahatongavan javanese, indonesiens, ......tany Dago taloha ela be tany
58. peluche ( 16/05/2004 13:01)
Kitjo:diso fitape de lasa kitzo fa tsy hoe nataoko fanahinina...
Ka mifandray anie zany ny resaka satria,ny hevitro dia voalazan'i miara e...ny amin'ny momban'ilay "kely" ohatrany suisse na pays hafa rehefa mitokana,zah tsy manda mihitsy hoe samy manana ny originalité ny pays tsirairay,na ao Afrika aza,ny camerounais hafa @ togolais,ny anglisy hafa @ continent européen.Ny tsy azo lavina raha hevitro dia manana origine africaine sy relié @ continent africain ny gasy(lafiny dulturel io).
lafiny economie koa:tsy afaka hiavona hisitakan'ny continent africain ny gasy satria manjary tsy afaka hiexploitény exportation'ny au maximum.
Ary ilay"gasy kely" averiko ndray fa tsy fanamnbaniana ny mahagasy,fa jerena ao @ contexte international,zay no mahakely azy,ary tsy ny gasy rery no azo tenenina @ zany fa na pays rehefa mitokana sy te-hisongadina...Ka ilay "gasy kely" resahiko eto zany tsy au niveau personnel mihitsy fa au niveau macro,aza hafangaro...Sinon mazava anie zany ny resaka hoe ny gasy dia ao anatin'ny continent africain.
59. fijo ( 18/05/2004 00:17)
ilay izy koa anie avadikareo ny resaka e.tsy nisy niteny teto hoe hitokamonina ny gasy.raha tsy miditra ao europa ny suisse tsy midika akory hoe mitoka monina izy.hafa izay.fa ny tianay lazaina dia hoe isika manana ny maha izy antsika ary tsy menatra amin'izany izahay gasy ngeza.
60. booboo ( 18/05/2004 16:12)
ekena !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0941