Pseudo

81. kitjo ( 25/05/2004 15:54)
ary nankaiza i Olly toa ts ao tsn?
sa lasa ni s amuze aiza>?hihihiih
enga anie mba ts misy idiran le pseudo an
82. chipie1 ( 26/05/2004 10:14)
kitjo mbola lasa nisotso " jus" akia izy ngamba a!
83. fijo ( 26/05/2004 21:29)
kay ka raha miverina avy any izy tsy vao miha fanina isika.lasa oully koa izy nahazo jus
84. ralipo ( 30/05/2004 00:39)
Mahay milalao voa-teny daholo an!

Ny an'ny tenanay ndray de ol 1 zay no nakopy azy. Rehefa avadibadika dia lasa Rapoli izany hoe rehefa andrasana ny tenanay ka tsy mipoitra dia efa excuser @ 1/2 sahady satria andraso eo P....

Blagy zany fa karazana mot "codé" tary ao Cachen ao io, raha miditra ato ry lerony de kopy hoe iza aho sa ahoana ry "N belasantsy"
85. poupounesana ( 30/05/2004 15:46)
nenà oll iray zay no nametaka an'io d tsy haiko akory zay tena dikany fa zà manko toa fohifohy botabota d mety zay angamba
86. kinaoly ( 31/05/2004 00:21)
tsy mahita fanazavana mitombona alou za fa de efa vôpetaka an'io de faly mitonja le pseudo hatsamzao, efa nisy nahita kinaoly tena izy ? sao misy mataotsa alou sanatsia ?
87. fijo ( 31/05/2004 21:17)
dia mahereza amin'ny kanety be ao cachan izany rapoli an.
88. kitjo ( 03/06/2004 18:18)
aza tonga aloha fts fijo sao d miandry azy ao an

kinaoly> f in zany kinaoly? otsan oe le saribakoly oh marionety reny fahalalako an io sa in zany?
89. ralipo ( 05/06/2004 21:59)
Kanety kely koa ka rehefa tsy tonga i fijo
90. kinaoly ( 06/06/2004 18:12)
kjtio> mort vivant hono zany, fa misy milaza koa hoe biby , tsy hay tsony fa ny sur de hoe zava-manan'aina tsy dia tsara tarehy loatra lol :)
91. samoina ( 06/06/2004 20:01)
ny ahy ny fahafantarako izany hatr@ izay de noheveriko hoe saro-tahotra tsy de sahy miseho vahoaka !!
92. kitjo ( 07/06/2004 09:37)
kinaoly> hay??
ny nahalalako anzany le fiteny oe "kinaolinaoly", oh zavatra bebe forongony zany somary misaritadritaka efa tontatonta, tsy haiko e,
Fa oh oe mampiseho zavatra tsy d tsara endrika loatra,

raha misy toerana zao le misy tranokala reny efa tsy nisy mpiditra mitsy d lazain ol oe "kinaolinaoly le toerana"

mba resaka iny an
93. oully ( 07/06/2004 10:25)
zavatra ennuyeuse kou no ahalalako an'izany kinaoly izany! :)
fa manja ny kinaolinay eto amin'ny serasera kah!
94. mimich ( 10/06/2004 07:38)
avy @ 2ème prenom -ko "michelle" izy io , ary ny iray kilasy tamiko t@ terminale (jul'f)no nametaka azy, dia mba noentiko eto.
95. six ( 10/06/2004 14:11)
za teraka sixième signe duzodialk
96. dotmg ( 11/06/2004 08:37)
@ teny amerikana dia point no dikan' ny dot, indrindra eo @ URL. Malagasy kosa ilay hoe mg (rta.mg)

Ny dotmg dia midika hoe tranonkala malagasy( Gasy tia internet, internet ho an' ny gasy, ...).
http://www.dotmg.net
97. kinaoly ( 14/06/2004 19:41)
hihihi, mampime be fa ny sens premier-ny le we kinaoly tsy misy mahalala (na za aza),
oully> melsiiii be njy annn
samoina> za tsy mataotsa ol zany ,
kitjo> za kalou be forongo be eeee
fa mety mampitaotsa any njainjay lolll be
98. kinaoly ( 14/06/2004 19:42)
hihihi, mampime be fa ny sens premier-ny le we kinaoly tsy misy mahalala (na za aza),
oully> melsiiii be njy annn
samoina> za tsy mataotsa ol zany ,
kitjo> za kalou be forongo be eeee
fa mety mampitaotsa any njainjay lolll be
99. kitjo ( 15/06/2004 17:28)
kinaoly milay zany koooo,
d forongo mandravaka,ihhihihi

l habit ne fait pas in moa izay ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2347