Pseudo
42. oully
(
23/04/2004 16:43)
fa lasa rapah indray ve lé aladin? hazavao indray aza ny dikan'ilay rapah eh !!!
43. ikaretsaka
(
23/04/2004 22:36)
ao moa ry oully an.. azavao fa tssss.. sa ho avy koa ramaso hanao interpretation?
44. oully
(
24/04/2004 10:53)
fa inona mihitsy no tena tianareo fantarina eh??? mahafaly ahy ny mampahafantatra anareo ny anadahiko fijo, dia efa notantarainy eo ambony io ny dikan'ny pseudo-ny ary dia .... (à suivre)
47. imailaka
(
26/04/2004 11:18)
anadahy eto amin ny namana izany an!!!!
hihihi...............
de tsy atao tsy hita hita......
LOL
hihihi...............
de tsy atao tsy hita hita......
LOL
48. aladin
(
26/04/2004 13:39)
rapah ve?bandy mananihany io!!!!! tena tssss!miseho ho misolo vava eo fotsiny!
53. lalapiso
(
28/04/2004 10:21)
aza hihomehezana ny ahy aloha e! ho an'izay efa nahita an'i lalapiso adala teny anosipatrana nihinana vôlavo dia hoatran'ny akanjoko ny akanjony dia nopetahan'ny zokiko hoe lalapiso ny anarako dia ôtsaôtsan'ny mba reveko le izy kle!
57. mumu
(
05/05/2004 07:36)
nena alou de tena prenom ako nanesorana kely io ary de io no alalany oul ana.
58. ravatorano
(
05/05/2004 08:48)
ravatorano
adikao teny faratsay de zay no fanampinanarako.
Ny vato rehefa entin ny rano dia mahery vaika tokoa ary tsy hay tohaina , toetrako io na dia somary mahery fihetsika iany azany
adikao teny faratsay de zay no fanampinanarako.
Ny vato rehefa entin ny rano dia mahery vaika tokoa ary tsy hay tohaina , toetrako io na dia somary mahery fihetsika iany azany
59. clarys
(
08/05/2004 19:23)
Clarys tsy pseudo fa tena ...do ! aï ! tena anarana manko é ! Avy @ hoe clara, claire, cline, clin d'oeil, clown sy izay rehetra tiako hitovitovy aminy. Zany hoe mazava, sariaka, tia manaramaso ary tia mikôty @ maso, mpankafy hehy é ! Fa nen'i hery ve tsy hoe angovo é ! Nefa nareo kelikely vaika ihany é ! hi hi hi sa ahoana ry oully.
Nena Lebota rehefa manoratra tononkalo...fahatsiarovana ny fahazazana fa botabota hono aho. Hay ao taty aoriana mpisotro botakely. hi hi hi !
Nena Lebota rehefa manoratra tononkalo...fahatsiarovana ny fahazazana fa botabota hono aho. Hay ao taty aoriana mpisotro botakely. hi hi hi !