Pseudo

61. six ( 12/05/2004 09:02)
siks e!
62. oully ( 15/05/2004 10:33)
Te ahalala ny anton'ny nahatonga ilay pseudo "olly" zà raha azo atao? Misaotra azy tsy ho ela.
63. kitjo ( 16/05/2004 09:18)
oully> toa Oly no anarany fa maindry azy tompony hiteny


eeuhhh,ny anah moa aona eeee...
hayyy, za tia tobil kite d sendra mba hande hivoka iny d mba mipozipozy d ozizy zandrinay oe tsy ny tobil iany kay no kite fa za ko,d nisy naheno le izy d noteneniny an'io fa ts aiko akory ze dikany

ny namana ato @ namana no misy mandika bdb zareo ts aiko tsn oe inona fa misy milaza fa teny chin caho(kely maso) hono io ,
misy milaza fa teny japs....

Ny tena marina moa d ts haiko akory fa zay kisendrasendra zay d nanokatra compte caramail aho d tonga tampoka ny inspiraka oe aleo atao anzay...
64. olly ( 16/05/2004 10:55)
yé le prénom nafoezina fotsinyé
saika lasa oully fa oully sans "u",ra tsy mahay mamaky d lasa oe oully ans jus!hi!hi!kitjo an
65. oully ( 16/05/2004 12:44)
dé faly mahalala an'i olly tsisy ranony zany eh!! hihihihi
66. kitjo ( 16/05/2004 17:14)
hihihii


mbo valio ry reto azaafdy le ary @ soso-kevitra ary an, mba mila fanampiana le namana e,.....
67. oully ( 16/05/2004 18:41)
kitjo> zà kosa akia efa nanoratra ho anjy an!

olly> fa ahoana aloha ny ordinateran-njy ao eh???
68. kitjo ( 17/05/2004 09:47)
melsi oully an,efa hitako

hiihihhihi,sahirana mafy mitsy oully @ naha oully ritra an'i olly,hiihih
69. olly ( 17/05/2004 11:27)
aoka kous alou ry reto vérifier-ko alou le we tsisy ranony an!hi!hi!hi!-:)
70. olly ( 17/05/2004 11:29)
oully
71. oully ( 17/05/2004 11:34)
sao misy ifandraisany amin'ny vonikazokelinay taloha aloha injy ity ry olly an?? mba fanotaniana fotsiny ny ahy :)
72. olly ( 17/05/2004 11:41)
yé ka iny mitsy le notsongoiko teo atokotaninareo d nataoko tampôss d tanaty vazy!!
73. oully ( 17/05/2004 11:45)
zany hoe?
74. olly ( 17/05/2004 12:41)
nangalariko r'ty ah!ha!ha!ha!ha!
75. yonikafopl ( 17/05/2004 21:24)
ny ahy tsy lazaiko fa secret hi hi hi
76. oully ( 18/05/2004 07:27)
olly> ???
77. olly ( 18/05/2004 08:00)
!!!
78. oully ( 21/05/2004 13:11)
inona aloha no hevitra @reto anarantsika roa mifanakaiky ireto eh?? fanina ny namana ....
79. olly ( 21/05/2004 23:57)
zao fotsn zareo a!
asa alou ze nahita ny sariko ao nareo fa za alou tsy nasain'ny mpaka sary napiakatra tanana de nisompirana de nivandravandra é!hi!hih!hi!
de aleo reo am'zao ry oully fa sekré tsika sy njy zany a!za lou h@ zao m'samuze ery mahita anry zareo fanimpanina é!hi!hi!hi!hi!
80. chipie1 ( 23/05/2004 09:25)
nena de surnom efa hatraminy fahakeliko ka hatramizao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4472