Pseudo

21. nananie ( 20/04/2004 14:45)
hihihi! Fitaka fotsiny ve?
22. nananie ( 20/04/2004 14:45)
Ouadray , diso ah fika fotsiny ve?
23. oully ( 20/04/2004 14:48)
Avelaonareo kosa i fijo an! zay tiany ihany io. Zany mou fijo ô !!!!
24. sipagasy ( 20/04/2004 16:09)
NY ahy kosa dia mazava ho azy é! ary ny hitana ny mana malagasy ahy hatrany no tanjoko na aiza na aiza toerana iainako, ary ieiko mba hanaraka izany ny malagasy namako.
Maro mantsy no milaza fa rehefa tonga kely 3 volana aty frantsa izy dia tsy mahay miteny malagasy intsony, izaho anefa aloha izao na dia tsy dia ela loatra aza(15 taona) no tonga aty dia tsy mbola manary ny tenin-drazako mihintsy é! ary ny zanako ihany koa miteny gasy na dia teraka taty aza.
Aza manary ilo ambony loha é! hi!hi!
25. sipagasy ( 20/04/2004 16:13)
Teny diso hono tsy mba kabary é!
teny ahitsy: * mana = vakiana hoe maha
* ieiko = vakiana hoe iriko
26. oully ( 20/04/2004 16:31)
ramaso> t@ zà nahita azy dé izy mihitsy no efa lehibe fa tsy mila vérification manokana zany, mazava ho azy fa lehibe daholo zay hananany rehetra. Ary aza manita-tsaina eo an!

miombon-kevitra @sipagasy eh, andé ovaiko hoe oullygasy ny ps ko.
hihihihi
27. ikaretsaka ( 20/04/2004 20:28)
Ikaretsaka: Anarambositra napetraka prof ko taloha.. Betsileo lery dia mitovitovy amin'ny tataran'i fijo .. saingy ny resaka sy ny retsaka moa @ teny Betsileo mitovitovy.
Avy eo lasa nahazatra ilay izy satria sady Niandry Tsatokazo no nanao Mpikaly baolina @ basket nolasa chef de classe mpitazona lakle..
dia lasa mpirimorimo (mikaretsaka ) koa
28. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:50)
dia nety tamiko ilay pseudo hatr@ izay
29. fijo ( 20/04/2004 22:54)
ie le fijo dia fika,fa za be resaka dia izay ilay hoe be fika"be fijo"fa any majunga tsy fiteny ilay hoe be fijo fa avy dia hoe:"laholo ity koa fijo"dia raikitra hoe fijo na ramamy bruce lee.fa ilay fijo no nahazatra ahy kokoa.
30. nananie ( 21/04/2004 10:53)
Marina hono zany lazain'i oully zany? hihihi! Arakaratarehy Vôjavatra ve? hihihi!
31. oully ( 21/04/2004 17:44)
nananie> njy an! mangina @zay njy fa mitomany eo fijo. lé ramaso io ihany no nanomboka teo, tokony izy mihitsy zao no nanaRAMASO tany.
32. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:19)
hmmm oully sy fijo ... he he he
33. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:13)
hm hm hm
34. fijo ( 21/04/2004 23:20)
aaaaaahhhhhhhh,mangina daholo ry namana an.
mba henoy izay voalaza fa aza be heritreritra eo e.
35. ikaretsaka ( 21/04/2004 23:24)
hazavao aloha kle
36. oully ( 22/04/2004 11:22)
Schuuutttttttttttttttttttt
37. nananie ( 22/04/2004 11:41)
Zany moa e! Efa liana daholo ny irai-trano!
38. oully ( 22/04/2004 12:25)
Iza koa aza ireo liana eran'ny trano ireo? Zà zao liana amin'ny pseudo-n'izay tsy mbola niteny ny azy teto. Halazako zay mbola misiokotra eo an! efa hoe schutt !!!!
39. aladin ( 22/04/2004 16:49)
kay!!!!! Tô nanah no miavaka ndridra k'le!!! tssssss!!!!
40. oully ( 22/04/2004 17:09)
tsara ny miavaka eh, dé ato kou ve i jasmine?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1387