???

21. jhouhlambout ( 18/03/2004 20:45)
mitovy @ zany lé filazana fa mbola tsy nisy olona tonga teny @ Volana(lune) mihintsy hono, fa nandainga ny Amerikanina
22. ikaretsaka ( 19/03/2004 13:28)
de hoe tsy mbola misy koa izany avion zany fa resaka fotsiny hoe
23. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:29)
Ikaretsaka, minoa fotsiny ihany!
Jerevo ito site ito dia minoa ahy!

http://www.windows.ucar.edu/tour/link=/kids_space/moon_flag.html
24. kitjo ( 19/03/2004 18:33)
interessant le site fa asa raha politika aloha na tena marina
25. hendry ( 20/03/2004 14:09)
ikaretsaka> tsy zaho no mandainga fa ny gazety milaza zany.
26. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:39)
tsss dia hinoy kao fa tsy zanak'i dadanareo sty i mamanareo indray nareo fa nivoaka gazety
27. kitjo ( 22/03/2004 13:10)
hhahaha,misy aloha tsy tena zanaka e,nateraka fts,zany oe fitaovana fts ry zareo,laingako zany e
28. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:23)
zanaka natsangana?
29. hery ( 22/03/2004 19:10)
le resaka hoe teny amin'ny volana ve sa tsia.
Tsy dia mitombona lôtra ilay arguments nomen'ilay site nomen'i Jioul io.
- Ny saina dia mahitsy satria misy vy niaraka nitazona azy. Misy sary hafa fa tsy io sary anakiray io ihany.
- Ny olona naka ny sary, raha tsy ilay olona fahatelo dia ny machine. Iza no naka ny sary teny amin'ny Marsa? Zà aza mahavita maka sary irery :). Sady tsy io irery no sary hita fa misy sary ambany ihany koa.
- Misy sary mihetsika ihany koa azo tamin'iny fa tsy io sary anakiray io.
Tsy arako na tena resy lahatra amin'izany io site io (tena mahagaga ahy raha olona manam-pahaizana no manao raisonement ôtran'zany) na te handainga hampino ny olona hafa fotsiny.
30. angie ( 22/03/2004 10:13)
Hita mihintsy i Hery hoe alla pagina hahhahahha
31. jhouhlambout ( 22/03/2004 17:41)
Hery> Efa fantatro daholo izany(misy vy, naka sary....).
Fa jereo tsara ilay saina, tokony tsy hibontsimbotsina ny ambiny(surface) satria tsisy rivotra eny @ volana....
Na izany aza dia misy site hafa koa ito mampiseho azy tsara:

http://www.lidealiste.com/article.php/id/107

32. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:07)
ka theorie daholo izany fa mandehana aloha ialahy mankanby ra jhoul an
33. jhouhlambout ( 23/03/2004 19:14)
marina izany e!
34. nananie ( 26/03/2004 12:13)
Sao dia avy eo koa izy hampiesona eo kou!
35. jhouhlambout ( 28/03/2004 16:13)
ntss
36. nananie ( 29/03/2004 19:09)
F'ita kou!
37. kitjo ( 29/03/2004 13:01)
za ko mba andeha d aleo za mitantara e,hiihhi
38. nananie ( 29/03/2004 15:49)
Tantarao amizay ary e!
39. ikaretsaka ( 30/03/2004 11:07)
volan'iz ano tafihanao
40. ravatorano ( 30/03/2004 12:44)
vokatry ny fifandrifian javatrq fotsiny iany reny ry namana isany o
ny terehi marika 11 dia midika loko mena sy mainty mariky ny fandresena sy ny falotoana ara bakiteny ireo heviny ireo fa anjaran ny tsi1-1 n mieritseritsa ny ambiny
ny fito isa masina
ny isa enina sy ny sivy tsy tsara miaraka , mifamototra .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5685