???

41. jhouhlambout ( 31/03/2004 18:05)
111+ 888 = 999 => 666 hihihi
42. ikaretsaka ( 04/04/2004 23:23)
ny 911 sy ny 311 dia numero d'urgence aty USA.. raha hitady polisy sy ambulance sy pompiers sns, sns dia ireo no antsoina
43. kitjo ( 12/04/2004 16:02)
77 an ra8,ihhihiih,ra urgence d manaova auto stop,hihihihi
44. ikaretsaka ( 12/04/2004 23:04)
sss mba serieuse hao fa tssss
45. kitjo ( 15/04/2004 08:00)
odryyyy, sakanako ra oh kosa a vaky pne eny behenjy tsa misy krika kou
46. ikaretsaka ( 16/04/2004 02:44)
ary ahoana ilay hoe nofohana'ny porshe hono ilay hoe 911 @ carerra fa nataony fotsiny heo carrera
47. fijo ( 23/04/2004 05:04)
ka jesosy izany mpangalatra koa matoa hoavy toy ny mpangalatra.
48. hendry ( 23/04/2004 16:33)
mahay teny gasy tsara ve i Fijo? TOY ny mpangalatra.
49. fijo ( 29/04/2004 04:34)
resaka apollo 11.asa raha hitanareo fa nisy docu momba io resaka sary teny amin'ny volana io.arte no nandefa azy.iny film apollo 11 iny dia natao tao texas,ka namboarina tsara ilay decor.ny indro kely dia misy aloka tazana satria ratsy toerana ilay naka ilay film fa tao anaty taratry ny jiro.
ary ny loza dia maty daholo ireo nanao ilay film.ary tapa doha ny ankamaroany.ny farany dia ilay nanatontosa azy,ary io farany io dia sady tapaka ny lohany no nisokatra ny kibony.ny nahagaga anefa dia nolazaina fa namono tena daholo ireo maty rehetra ireo.na dia io tapaka loha sy nisokatra kibo io aza.azo anontaniana ao amin'ny siten'ny arte io docu io.
50. fraulo ( 29/04/2004 13:49)
Lalina tokoa io resaka nanitsaka sa tsy nanitsaka ny volana io an !
Dia voatery hiangavy an'i darafify indray izany hanopy maso eny hoe ao sa tsy ao ireo diam-pandalovana marina !
51. nananie ( 30/04/2004 09:58)
hahaha. Hatsagano ho vel indray izy ary e!
52. jhouhlambout ( 30/04/2004 15:08)
Ka io ilay efa nolazaiko tetsy ambony tetsy t@ 22/03/2004 20:41:00 : Le mensonge du siècle mihintsy hono io ...... Na ireny navette nipoaka ireny aza dia natao hamonoana temoins génants fa tsy accident zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2711